AONA ILAY OMBY NOVONOINA TENY IAVOLOHA??
1. ainaheri
(
14/03/2009 22:32)
Mba alaivo sary antsaina hoe ,firy grama isan'oul no azon'ireo nanatrika teny,raha atao hoe 200kg madio ilay vatan'omby?? :-D :-D :-D
répondu par xxx le 15/03/2009 18:18
4. salopard
(
14/03/2009 23:52)
Omby hoe ? Tsaky maina ve no mba omen'ny zoky valo, tsy tonga eny aho raha tsy misy ranony, sy alany,
Ny biby tsy maintsy miaraka @ rano sy ala e!
Sady mba le osy mainty, no atao e, osy mainty 100 ohatra/nuit ...
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any @ Vale e!
sniff...
tchouff...
Ny biby tsy maintsy miaraka @ rano sy ala e!
Sady mba le osy mainty, no atao e, osy mainty 100 ohatra/nuit ...
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any @ Vale e!
sniff...
tchouff...
6. salopard
(
14/03/2009 23:59)
http://www.dailymotion.com/search/4eme+tige+/video/x2x1s0_4eme-tige-rah-kiki_blog
7. xxx
(
15/03/2009 00:04)
Ny henoko ndray hoe omby halatra avy any malaimbandy ilay novonoina tao mavoloha :-D :-D :-D
8. vale
(
15/03/2009 13:55)
salopard:
Omby hoe ? Tsaky maina ve no mba omen'ny zoky valo, tsy tonga eny aho raha tsy misy ranony, sy alany,
Ny biby tsy maintsy miaraka @ rano sy ala e!
Sady mba le osy mainty, no atao e, osy mainty 100 ohatra/nuit ...
tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any @ Vale e!
sniff...
tchouff...
salopard> tongàava eee, sady tena tsara bé ny andro aty aminay androany ann!!
f'ahoana alou no oe tsaky maina eee? aaah! mila ampiarahana ny rano sy ny ala ve?? lol
andefsantsika coup de fil ftsn dtoa ravalo de asiny eo ka!! :-D :-D :wink:
9. tgvra8
(
15/03/2009 17:59)
SEKA OUL NO VONOKO FA TSY METY MINANA RY NJAREO DE ALEO INY OMBY NANGALARIKO INY FA SAIKA VIDIN I TGV 8) 8) 8)
