tsy misy miala eo
1. rabehevitra1
(
14/03/2009 15:37)
tsy sahy hikitika an'i filoha mihitsy ireo mutin ireo ,vonovorona no betsaka ,ary tgv efa zatra an'io ultimatum.mila tohan'ny vahoaka maro ny filoha indrindra hiaro ny palais fa izao resaka izao tsy maintsy hiafara eny ambony latabatra,ary fifidianana avy eo dia ho hita eo ny tohiny,ry tgv efa matahoatra mafy mantsy raha misy election dia izay no mahatonga azy hanao loha mboto be io
répondu par xxx le 14/03/2009 19:06
2. tsinjo
(
14/03/2009 15:42)
raha ny fahitako azy alou de tsy sahy hamono ny president ireo mutin ireo e fa forceny fotsiny president hanao demission de avieo we tsy coup d'etat fa nametrapialana lery .
3. yuka
(
14/03/2009 15:42)
Misaotra anareo vonona hiaro ny filoha ee!
rabehevitra anefa eto ambody ordi fa tsy eny Iavoloha kou d tsinjo kou de zakou :D
sa nareo aty ivelany :P ?
rabehevitra anefa eto ambody ordi fa tsy eny Iavoloha kou d tsinjo kou de zakou :D
sa nareo aty ivelany :P ?
4. rabehevitra1
(
14/03/2009 15:47)
efa misy solontenany eny iavoloha ka,mihoatra noho ny teo @ 13mai izay lazaina fa fa vahoaka,raha sanatria moa ka hoe lasa president tampoka i tgv dia ny lundi izahay hitarika vahoaka hoeny @ 13mai mino aho fa ho maro noho ny vahoaka tsy hanaiky hoe tgv no ho lasa president,
5. tsinjo
(
14/03/2009 15:50)
marina ny teninao we be hevitra eto fotsiny
ka tsy afaka makany nge fa tereny asa amandraharaha e ,izay tsy azo elana e hihihihi mitovy tsika lol
ka tsy afaka makany nge fa tereny asa amandraharaha e ,izay tsy azo elana e hihihihi mitovy tsika lol
6. xxx
(
14/03/2009 15:55)
na miala aza i ra8 tsy maintsy hisy korontana foana eto dago,ireo milaza azy mpanohitra nahazo fitondrana iza avy no ao,nahazo seza daholo ve,ny lundi dia mety efa raikitra ny ady seza,ry zafy alber ,rolland ratsiraka ny arema ,ry tgv ,monja roindefo.Au moins angaha ka ministera 60 mahery io
7. tsinjo
(
14/03/2009 16:00)
tsy aiko alou na za no diso fihaino fa 1volana lasa izay i rolland ratsika to efa henoko nilaza fa tsy miaraka aminy tgv satri we tsy misy olony tts ao aminy gouvernemanta
de zafy kou toa efa nilaza fa tsy makasitra io tetezamita io fa fihavanampirenena alou no atao fa tsy mahamaika io
ka ho hita eo we hisy fitadiavana seza ve ao sa tsy
de zafy kou toa efa nilaza fa tsy makasitra io tetezamita io fa fihavanampirenena alou no atao fa tsy mahamaika io
ka ho hita eo we hisy fitadiavana seza ve ao sa tsy
8. rabehevitra1
(
14/03/2009 16:03)
fika ireny ry tsinjo an satria ohanina be i tgvhoe hay ny arema marina no ao aoriany saingy rehefa tena nandeha ny tolona tsy menantra intsony rolland ratsiraka niakatra eny @ 13mai
9. vilambava
(
14/03/2009 16:08)
Ka andao atao hoe miala ra-8. Dia ireo olona tonga niambina teny Mavoloha ireo ve dia hangina fotsiny?
Mitohy ny 13 mai fa miova fotsiny ny endrik'olona eny. Vao mainka hiampy aza satria hanatevin-daharana eny ihany koa ireo tsy manan-katao.
Ireo mpomba an-dra-8 indray no hitarika ny lanonana amin'izany dia hiara-mijery film vaovao indray isika dia hanisa multimaton. Dia isika no hitsara hoe iza no record tamin'ny fandefasana multi am-tonne.

10. tsinjo
(
14/03/2009 16:14)
hihihi evitra tsara kous zany ,fa saingy ireo mutin ireo ve mba sahy hamela malalaka ny fihetsiketsehana atao ,ireo mutin mantsy androany toa niakatra teny ambony podium mitsy niambina ny tgv ,sady mety mahafinaritra ko amizay ny baolina fa saingy ny firenana no tsy handroso mitsy
11. rabehevitra1
(
14/03/2009 16:15)
Izay no mahatonga ahy miteny hoe tsy tsara ny fialan'i ra8,betsaka ny tsy hanaiky,eny ambony latabatra ihany no solution ary fifidianana avy eo,saingy ry tgv matahoatra election,mafy...
12. tsinjo
(
14/03/2009 16:39)
kou rariny izy ra matahotra satria lery nge tsy mbola afaka milatsaka e ,de iza ary no alatsaky ny mpanohatra ? tsy misy satria i tgv ihany nge no arahiny olona fa tsy i rolland na i monja e de tsy maintsy miverina any aminy r8 ihany y safidy mitovy ny taminy androny zafy ihany
13. rabehevitra1
(
14/03/2009 16:44)
i tgv saribakoly,ny but final ny arema.ny frantsay no ao ambadika
15. vilambava
(
14/03/2009 16:50)
# 19:35 - « Oui bien sûr je suis toujours le Président. Non, je ne compte pas démissionner dans les prochaines 24 heures » a affirmé le président Ravalomanana à Reuters
# 19:00 - Fin de l’ultimatum d’Andry Rajoelina depuis une heure
# 19:00 - Fin de l’ultimatum d’Andry Rajoelina depuis une heure
16. xxx
(
14/03/2009 16:53)
avec 6000 pesone dia efa mahazo fitondrana,mila manana saosy fotsiny hividianana miaramila capsat hihihi,mbola hanagombola re izaho :-D :-D :-D
17. vilambava
(
14/03/2009 17:06)
Fa inona marina no tena fikan'ity Sylla ity aloha e? Te hahazo toerana sahady ve? sa efa manomboka ny famadihana palitao?
Ireny zany no atao hoe tsy maty manota fa teo foana na tamin'ny andron-dRatsiraka, na Zafy na Ra8 ary izao toa efa mitady fomba hidirana sahady.
Sao dia ireny no atao hoe makorelin-tseza?
Ireny zany no atao hoe tsy maty manota fa teo foana na tamin'ny andron-dRatsiraka, na Zafy na Ra8 ary izao toa efa mitady fomba hidirana sahady.
Sao dia ireny no atao hoe makorelin-tseza?
18. xxx
(
14/03/2009 17:12)
iny no atao hoe eric besson made in malagasy raha tsy fatatr'i vilambava :-D :-D :-D ,mivadika hatramin'ny silipo rehfa misy ny interet
19. ravonjison
(
14/03/2009 17:18)
Izaho aloha dia mialatsiny fa tsy any antoerana, atý andafy aho , fa raha izaho no mba teny antoerana dia niezaka ( na nanampy) nanetsika manifestation aho contre an' io ataon' TGV io , ka ny lohanteny na votoatin-kevitra dia izao:
- fifidianana ihany no ahazoana seza
- tsy ilainay ny herisetra sy ny cout d' Etat izay mody sarontsaronana, ka mampahantra hatrany ny gasy.
- ny fahantran' ny gasy dia efa nanomboka t@ 1896, dia notohizan' i Ratsiraka t@ 1975( socialisme), fa tsy Ravalo mihitsy izay filoha vao taona fohy
- avelao ny filoha hiasa, fa mbola betsaka ny zavatra tokony hatao.
Raha misy mahavita dia mba hampitao any io hafatro io.

20. xxx
(
14/03/2009 19:06)
Mahaiza mihonona rabehevitra o ,lalanam-piainana izao tsy misy haharitra @ fitondrana izany na tgv na iza fa rehefa voky dia miala e