Aza gaga ianareo raha hiverina hahazo vahana indray ny jiolahy sy ny dalo any
mada fa efa azony ny laka :twisted:
Mialaha andriamatoa filoha dia zarao ho an'ny vahoaka ze zavatra hilain'ny vahoaka zay zavatra tavela ao toy ny vary sns sy ny omby koa e! :D
toy izay hovantanin'ireo mirangorango be reo homeny havany :twisted:
Mandefera fa aoka ny tantara no hitsara,mba hoanao sy ny fianakavinao no matonga ahy manao io fangatahana io.
Hoan'ny pomba ny filoha aza tazomina tsouny izy fa aleo hande,atero eny IVATO ary otrony hatramin'ny farany. :( :?