vita ny fitondrana

1. xxx ( 14/03/2009 10:17)
faly be aho ry zalahy fa vita ihany ny tolona ,champagne daholo e,ho ela velona anie Rajoelina Andry president ATT
répondu par TIMTIKO le 14/03/2009 11:05
2. xxx ( 14/03/2009 10:20)
i sylla jaques no lasa premier ministre ny masoko roa mihitsy no mahita,aiza ny tim e,rahery aiza enao ounououh :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. Oay ( 14/03/2009 10:23)
sssssssssss nareo koa rangahy Zavatra maintsomaintso no fohanareo ka aiza no tsy hivadika ny loha.
4. xxx ( 14/03/2009 10:26)
lasa gentil indray an sur e ity aloha lesy champagne dia tchin kely a :@ :@ :@
5. xxx ( 14/03/2009 10:28)
Eny re ra wi wi wi a,nahita in hono ny masondrawi................ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
6. Mirananirina ( 14/03/2009 10:32)
hay kosa vita ny fitondrana,tsy misy filoha intsony izany i Gasikara mandrakizay. :roll: :roll: :roll:
7. xxx ( 14/03/2009 10:40)
lasa nivadika xxx ihany oay en fin enjan la ka,tsy wiwi izany lesy aho :-D :-D :-D :-D ,ela no avelako maminany eo :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. vilambava ( 14/03/2009 10:50)
Toa tsy mbola vita tsara le fitondrana kle

# 13:30 - [URGENT] - Communiqué officiel : Le Président de la République n’est pas déchu et il se trouve au Palais de Iavoloha. Le FFKM continue sa préparation pour les assises nationales afin de trouver une solution démocratique à la crise.
# 13:30 - « C’est le retour des opportunistes. Ils se répandent place du 13 Mai. Bientôt l’immunité sera donnée aux pires des exilés. C’est bien connu, certains de nos politiciens n’ont aucunes valeurs morales et démocratiques, » nous a déclaré un observateur politique. Hier, il nous avait confié : « Le championnat de retournement de vestes, véritable sport national, peut commencer »
# 13:20 - 5000 à 6000 personnes au palais présidentiel d’Iavoloha
# 13:20 - 2000 à 3000 personnes place du 13 Mai
# 13:00 - Andry Rajoelina est sur la place du 13 Mai accompagné de Jacques Sylla
9. TIMTIKO ( 14/03/2009 10:52)
HAY MOA NIALA TOKOA I TGV NANAIKY IHANY HOE MAFY BE RA8 HO AVY NY GIDRAGIDR ÖROÖRO HISY VARATRA HANDÖRO

AVY NY TANK FA AZA TAITRA 80 EO NO ISANY
10. xxx ( 14/03/2009 10:55)
timtiko a ,akama ela sy xl,atao ahona izao fa tsy lasa mihitsy e to
11. TIMTIKO ( 14/03/2009 11:05)
XXX VAVAN NY MBOLA TSY TAFAPITA RANO REO OOO MBOLA TSY MIVOAKA NY ALA DIA MISIOKA AZA MAIKA FA MISY LIOANA AO AORIANA AO AZA MAIKAAAAAA REHEFA MISY VOASAMBOTRA VAO MANGINA :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.319