Hatramin ny fiatombohan ity crise ity dia hain ny mpanao politika malagasy ery ity mametraka ultimatum etsy sy eroa ity , nanao io daholo na ny mpitondra na ny mpanohitra na ny miaramila na ny mpitondra fivavahana ,...Raha jerena anefa ilay izy dia tsy vahaolana mihintsy fa vao maika mampisavorovoro .
Ka mba mametraka ultimatum 48 H ho an i HERY izay mpiandraikitra ny site izany mbà handray andraikitra momba ity copie coller ireto :°)

Mampatahotra ana ity ultimatum-nao ity ry lemanakely ka! aoka kosa mba tsy hotonga eto ny korontana klé, eto izao no mba afaka miresaka tsy atahorana ny hifampilako tampoka fa alina izany natahotra mihintsy ny tena satria olona anie izany é efa misasakalina rangahy marina tsy ny mpamosavy ary nitsoaka nahita an'ireny olona ireny! hihihi....