Vaovao Tena Tsara Tsy Ampoizintsika Malagasy Malala Rehetra

1. xl ( 13/03/2009 21:11)
Tsiambaratelo mahafinaritra dia alefa eto ihany fa noresahin'ny sefonay izay teratany amerikana fa ny nifampidinihana dia ny éventuel appel à des Marines Américaines en poste à Diego Garcia.

Ary tsy dia misy problema loatra ho an'ny firenena amerikana ny mandefa izany raha ny resaka nifanaovana.

Dernier recours fotsiny io raha sanatria ka tsy tafa ny resaka "assises nationales" _ ary izany no tena antony nahatonga ny masoivoho niantso ny teratany amerikana rehetra hody sao anaovan'ny sasany valifaty ka manahirana. Ary izany koa no nahatonga ireo miaramila mivadika indray amin'izao (lasa légaliste tampoka teo)
répondu par aloalo le 14/03/2009 08:41
2. xxx ( 13/03/2009 21:25)
yahh! yahh yahh! outssa !outssa !outssa ! ehon.
3. xxx ( 13/03/2009 22:03)
AZA MANELY TSAHO RA XL A! DE WE LASA IRAQ VE I M/CAR??? TSY ASIAN'NY AMERIKANA SIRA RAHA IZAY AFERAKELIN'IALAHY ETO.
4. andrywain ( 13/03/2009 22:33)
faly aho eeeee lasa ihany ra8 vendrana :-D :-D :-D
5. xxx ( 13/03/2009 23:10)
Das ist ein warrenkrieg ... und ein maschrub.. !! Bite , dank schoen . :oops:
6. zandikely ( 14/03/2009 01:18)
Nofinofy izany fa tsy Bush intsony ao Maison Blanche fa Barak Obama.

Tsy adala ny Americain, indrindra ny Administration Obama dia tsy hiditra amin'izany zavatra tsy voahevitra izany.

Mifandamina iany isika samy malagasy fa aza miandry olona hafa handamina antsika



7. zandikely ( 14/03/2009 02:31)
Rehefa namaky ny Conférence n'i Général Pily aho dia mety mitombina iany io voalaza io.
Efa en État d'alerte daholo ny miaramila sy ny Zandary amin'ny Côtes. Tena mety izany mihitsy mahatonga ireo fitaovana miaramila toa efa en État d'alerte. Raha misy izany dia vita tanteraka amin'izay ny an'i Ravalomanana. Ny tafika rehetra hikambana hanohitra izay mety présence militaire étrangère eto Madagascar. Fa mialohan'izany dia sarotra ho an'i Ravalomanana mihitsy ny hiala maina eo raha misy izany.
Aza mba adaladala iany ka manana eritreritra tahaka izany.



Gendarmerie nationale. Contre l'intervention des mercenaires
(13-03-2009) - Le commandant en chef de la gendarmerie nationale, le général de brigade Pily Gilbain, a tenu un point de presse, hier après-midi, au Toby Ratsimandrava.
Au cours duquel, il a déclaré que «La gendarmerie nationale apporte son soutien à la cellule tactique qui se penche sur la résolution de crise, élaborée au camp de la gendarmerie du Fort-Duchesne ». Il a réitéré, par ailleurs, que la gendarmerie travaille de concert avec l'armée et la police nationale.

Le commandant en chef de la gendarmerie nationale d'annoncer également que ces dispositions ont été prises pour redorer le blason des forces armées et de la gendarmerie nationale. En outre, cette dernière est contre l'intervention des mercenaires dans notre pays. Le général de brigade lance ainsi un appel à tous les bérets noirs répartis à travers l'île, d'être vigilants et de veiller à nos côtes maritimes.

8. xxx ( 14/03/2009 02:43)
Ka na izy (Ra8) hatr@ 2002 ireny aza anie dia efa hita mazava ny tsy fahatokisany ny tafika Malagasy e! Garde du corp vahiny no miaraka aminy. Ka izao vao hoe O ! ry tafika Malagasy a oeeee! nefa hatramin'izay tsy nanaja azy ireo akoriny.
9. isalo ( 14/03/2009 05:05)
Faly miarahaba antsika ato anaty forum.
Ny zavatra mampalahelo amintsika dia ny negligeance @'ny mety zavatra hitranga ary zay io nahavoa an-dRA8 io fa raha nampoiziny io dia tsy ho ireny ny fihetsiny t@ Rajoelina voalohany. Anisan'ny cas possible ny intervention des marines americaine raha tsy hiresaka fotsiny isika hoe ny fenendrikendrehan-dRatsiraka fa niray tsikombakomba t@'ny Al Qaida ny Ben laden ny CIA t@'ny raharaha 11 Septembre tany Etats Unis, Ratsiraka zay zaza navelan'ny Frantsay sy ny Padesm.
Miha mahazo vahana eto Madagascar ihany koa ny Anglophone izay mifamatotra betsaka @'ny Etas Unis raha aran-tantara.
Nickel, Cobalt, hilmenite, Petrole...sns dia ilay ireo industrie lourde any ivelany zay efa vita etude daholo ary efa ho trandrahana, tadidio fa orinasa americaine no nahazo ny fitrandrahana petrole eto amintsika ary efa nandany vola be izy t@ nanaovana ny etude rehetra, tsy misy orinasa frantsay na kely akory ary nahazo ny fitrandrahana ireo zavatra tena ilaina ireo zay ilain'ny industrie lourde ka amiko dia tsotra "IL EST FORT PROBLABLE SUR L'INTERVENTION DES MILITAIRES QUI NE SONT PAS MEMBRE DANS LES PAYS FRANCOPHONE"

Farany misy tsy mahay ny famaritana ny atao hoe mercenaire :

NY ATAO HOE MERCENAIRE DIA MPIKARAMAN'ADY, TSY TAFIKA VELIVELY IZY IREO FA METY HOE GROUPE DE SECURITE PRIVE ANY IVELANY ZAY MANANA TRAIKEFA @ ADY KA NY MILA AZY NO MANAKARAMA AZY ZAY LE HOE MPIKARAMAN'ADY, FA RAHA OHATRA TAFIKA AVY ANY IVELANY (EX; MARINES) DIA NY FIRENENANA NIAVINY NO MANDOHA NY KARAMANY FA TSY NY GASY ARY NY GOUVERNEMENT -NY NO MANDEFA AZY MBA HIAROVANY NY TOMBOTSONY.

FARANY MABA MANAJA DAHOLO LALANA DIA MBA MANAOVA AUTO INFORMATION VAO MIDITRA ATO @ FORUM FA D MISY MIDIKIDITRA D MANORATRA ZAVATRA NEFA TSY AMPY ANALYSE.
10. xxx ( 14/03/2009 06:29)
inona ny raharahin'ny US an'ze gasikely any?
11. nyavo2000 ( 14/03/2009 07:36)

Normal be izany Papa an! ny taika ange ka zanak'i ratsy iraka e!

t@ 2002 ny fampandriantany dia niarahana t@reserviste fa tsy ny tafika...satria tsy nety nanao apcification ry zalahy
xxx:

Ka na izy (Ra8) hatr@ 2002 ireny aza anie dia efa hita mazava ny tsy fahatokisany ny tafika Malagasy e! Garde du corp vahiny no miaraka aminy. Ka izao vao hoe O ! ry tafika Malagasy a oeeee! nefa hatramin'izay tsy nanaja azy ireo akoriny.



12. aloalo ( 14/03/2009 08:41)
hummm
sao dia misy hidiran'ny resaka pétrole zany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2558