Firaisam-pirenena taratry ny fitiavan-tanindrazana...
1. naughtyboy
(
13/03/2009 15:04)
Niniako tsy nalefa tany @ adi-hevitra politika ity resaka ity fa teto satria betsaka ireo tsy mandinika ny voalaza fa mandray an-tendrony ho taratry ny faniriana iray ihany manambatra ny fanantenan-tsika rehetra malagasy ,Firaisan-kina ...manoloana ny kizo lalovany firenena
Hevin-teny tena natao hiarovana ny firaisan-kina malagasy na ny vahoaka no hery izany hoe tsy azo hiodivirana ny safidim-bahoaka
Antso ataoko manokana ireo olompirenena rehetra manoloana ny adilahy politika sy fahampafantarana ny loza mananotanona ,eto antanan-tsika ny fahefana dia ny safidy tsy hanaiky ho simbain'ny ambom-po diso toeran'ireto mpiady seza ao amintsika.Efa ampy izay fanimbàna nataon'ny izy ireo nandritra ny 49 taona ,adidy iantsorohan'
ny olom-pirenena ny firaisan-kina manoloana ny fahasahiranana,ny filaminana sy fitonian-tsaina,fahalalahana hiaina sy hamokatra malalaka eo @ tany sy ny fanjakana ka mila atsahatra ny bodongerona ataony mpiady seza politika ary takiana @ izy ireny ny andraikitra sy ny adidiny @ firenena @ zao fotoana
Raha tena tia tanindrazana i Andry kely sy Ravalomanana dia tokony hikaon-doha hiara-mamaha ny fatoran-kolana mahazo ny firenentsika ka hiara-misalahy @ fampandrosoana ny firenena raha tsia dia samy mpisoloky toa an'i
Ikotofetsy mpivarotra angady tapaka sy Imahakà mpivarotra goaika mainty ary tsarovy lalandava fa i ratsy iraka sy ny politikany frantsay no tena atidoha mpikotrika hanimbana ny Nosy malalantsikaHevin-teny tena natao hiarovana ny firaisan-kina malagasy na ny vahoaka no hery izany hoe tsy azo hiodivirana ny safidim-bahoaka
Antso ataoko manokana ireo olompirenena rehetra manoloana ny adilahy politika ,eto antanan-tsika ny fahefana dia ny safidy tsy hanaiky ho simbain'ny ambom-po diso toeran'ireto mpiady seza ao amintsika.Efa ampy izay fanimbàna nataon'ny izy ireo nandritra ny 49 taona ,adidy iantsorohan'

Ikotofetsy mpivarotra angady tapaka sy Imahakà mpivarotra goaika mainty ary tsarovy lalandava fa i ratsy iraka sy ny politikany frantsay no tena atidoha mpikotrika hanimbana ny Nosy malalantsika
Ny fialàn-le8 aloha dia tsy azo tsinotsinoavina nefa kosa tsy vaha-olana ny fanaovana azy sesi-tany avy hatrany .Ny hevitro manokana dia ilaina ny famindram-pahefana tsy miangatra atolotra avy @ ireo ankolafy maro sy andrim-panjakana hiara miasa @ fampandehanan-draharaha sy fiarovana ny filaminana,olona 1 tsy voatery miankina @ antoko politika fa manana traik'efa sy soritra mazava ho taratry ny firaisam-pirenena ka tsy voahozongozin'ny ireo mpanao politika na anatiny na any ivelany.Fototra ifaharan'ny politika rehetra eran-tany izany firaisam-pirenena izany k tandrovana toy ny anakan-driamaso ary tsy avela ho raraka an-tany,zany hoe tokony hahay handrindra hanangana didy aman-dalàna(azo ho adika lalam-panorenana)momba ny asa fifampiraharahana ny ankolafin'antoko samihafa hifampidinika ny vaha-olana lavitr'ezaka ivoahana ny tetezana ambanin'ny tany,tsy ho resin'ny fanaporetan'ireo jiolahim-politika sy kilalaon'ny mpanjanaka vahiny @ kolikoly...hahay hamela izy mpitarika ny feon'ny mpanohitra hahay manarina fa tsy hiady seza ,sy ireo namany fandrosoana te hitondra ny anjara-birikiny eo @ fianam-pirenena,io ilay voalazan'ny fahendren'ny ntaolo hoe "ladim-boatavo isika rehetra ka iray ihany" na "izay mitambatra vato ,izay misara fasika" hevin-teny hiadiana @ fangolena ara-tsaina nataon'ny vazaha handresena antsika ,hatr@ androny i Rasanjy ilay manam-boninahitra ambony malagasy(t@ andron'i Ranavalona faha-3 teo anelanelan'ny ady 1 sy 2 t@ frantsay nivarotra ny tanindrazan-tsika(M.kara)@ alalan'ny kolikolim-bazaha izay vola be tokoa izany sy tombotsoany manokana ka hatr@ androny D.I.Ratsy Iraka notohanan'ireo frantsay t@ fanonganam-panjakana raha tsy naharitra akory i A.toa zafy dia voasakana teo ampantanterahana ny asany,Tsy mbola nisy fahavalom-bahoaka lehibe noho izy roalahy ireo teo @ tantaran'ny nosintsika ,nofinofy ihany angamba ny faniriako nefa mbola samy any am-pontsika toy ny rakitra tsy tontan'ny ela ireny fahendren'ny razana ireny tiana hampitaina @ ireo taranaka mandimby
Ny fialàn-le8 aloha dia tsy azo tsinotsinoavina nefa kosa tsy vaha-olana ny fanaovana azy sesi-tany avy hatrany .Ny hevitro manokana dia ilaina ny famindram-pahefana tsy miangatra atolotra avy @ ireo ankolafy maro sy andrim-panjakana hiara miasa @ fampandehanan-draharaha sy fiarovana ny filaminana,olona 1 tsy voatery miankina @ antoko politika fa manana traik'efa sy soritra mazava ho taratry ny firaisam-pirenena ka tsy voahozongozin'ny ireo mpanao politika na anatiny na any ivelany.Fototra ifaharan'ny politika rehetra eran-tany izany firaisam-pirenena izany k tandrovana toy ny anakan-driamaso ary tsy avela ho raraka an-tany,zany hoe tokony hahay handrindra hanangana didy aman-dalàna(azo ho adika lalam-panorenana)momba ny asa fifampiraharahana ny ankolafin'antoko samihafa hifampidinika ny vaha-olana lavitr'ezaka ivoahana ny tetezana ambanin'ny tany,tsy ho resin'ny fanaporetan'ireo jiolahim-politika sy kilalaon'ny mpanjanaka vahiny @ kolikoly...hahay hamela izy mpitarika ny feon'ny mpanohitra hahay manarina fa tsy hiady seza ,sy ireo namany fandrosoana te hitondra ny anjara-birikiny eo @ fianam-pirenena,io ilay voalazan'ny fahendren'ny ntaolo hoe "ladim-boatavo isika rehetra ka iray ihany" na "izay mitambatra vato ,izay misara fasika" hevin-teny hiadiana @ fangolena ara-tsaina nataon'ny vazaha handresena antsika ,hatr@ androny i Rasanjy ilay manam-boninahitra ambony malagasy(t@ andron'i Ranavalona faha-3 teo anelanelan'ny ady 1 sy 2 t@ frantsay nivarotra ny tanindrazan-tsika(M.kara)@ alalan'ny kolikolim-bazaha izay vola be tokoa izany sy tombotsoany manokana ary ilay mompera voalohany indrindra teto M.kara nivarotra ny tanindrazana t@ frantsay Mopera
Basilide RAHIDY.
-Hoy i Jean CAROL frantsay nirakitra an-tsoratra ny lalana nidirany fanjanahana teto amin-tsika tao anaty boky nosoratany
"Rasanjy dia olona mafana @ izay tiantsika hanaovana azy ka voatery aza isika (frantsay) hanakana azy ,fa ataony maty ringana ny mpiray tanindrazana aminy eo ampiantsoana ny hoe < Ho ela velona anie la frantsa> ,ary i Mompera B.Rahidy sy ireo mpianatra zezoita teo ambany fanapahany izay nanao ny boky voalohany ho fampianarana ny teny malagasy an'ireo miaramila sy manamboninahitra frantsay toy ny nataony Alfred Durand misava lalana hanafika taty M.kara momba ny toetra sy ny andinindininy tany ho tafihina ,fomba sy fiteny fanao @ famotorana ireo sambo-belona araky ny foko niaviny...
- ka hatr@ androny D.I.ratsy Iraka notohanan'ireo frantsay t@ fanonganam-panjakanasy tadiaviny haverina eo hanohy ny asa ratsiny izy ireo niaraka t@ i Pasitera R.Andriamanjato izay mpivarotra tanindrazana raha tsy naharitra akory i A.toa zafy dia voasakana teo ampantanterahana ny asany,Tsy mbola nisy fahavalom-bahoaka lehibe noho izy roalahy ireo teo @ tantaran'ny nosintsika ,nofinofy ihany angamba ny faniriako nefa mbola samy any am-pontsika toy ny rakitra tsy tontan'ny ela ireny fahendren'ny razana ireny tiana hampitaina @ ireo taranaka mandimby,lavalava ihany nefa misaotra antsika naharitra hatr@ farany

répondu par naughtyboy le 27/03/2009 08:43
2. soanja
(
13/03/2009 15:11)
Marina izany simba ny firenentsika. Tsy mora ny manarina ny zavamisy amin'izao. Miankina amin'ny tsirairay sy ny fahavononany te ahita zavatra tsara no hieverenan'ny filaminana sy fiodinana ny aim-pirenena. Mila vahoaka mavitrika sy hendry ary mahalala ny atonony. Ny hanombohana an'io no saro-bahana satria ao anaty savorovoro ny rehetra. Good luck!
3. Mirananirina
(
14/03/2009 11:11)
Rehefa tsy misy intsony angamba ny atoko politika vao hilamina ny tantara.
Izany ihany ny tsy hidirako atoko politika,fa manjary mankarary fo sy mampiady fotsiny,aleo ihany amin'izao.Dia manome izay hevitra fotsiny

4. naughtyboy
(
16/03/2009 10:33)
ny politika mihitsy no tsy azony gasy politisianina ka,efa faha-gola io no fantatsika fa ny toro vohana nomeny frantsay ihany no narahina
Nizara 2 manko ny atao hoe politika io filaza azy t@ izany:
-teti-panorona(satria tokoa fahaiza-mandresy kilalao fanorona no natao itsarana ny fahaiza-mitondra/leadership t@ izany)oh.izay no nandraisany Imboasalama ny fanjakana noho i Andrianjaka na dia lahimatoa aza izy ,mbola variana nanoko ny telo tsy maha-leo ny dimy izy raha i Napoina no namonjy ny antson-drainy noho ny aretina nahazo azy
-teti-pandrava hanjakàna na koa ny nampiasain'i Napoina hanambadiana ny zanaka vavy ny mpanjaka t@ ireo faritra sasany,nefa sia ny hampitoboana ny hery no tanjona
-teti_piarovana ny nananganana ny tendrombohitra 12 ho faritra iarovana ny renivohitry Gasikara fa tsy natao ivavahana fotsiny
Ny hany hain'ireto mpanao politika hatrizay 49 taona dia io faha-2 io @ fanangonan-karena sy fitiavan-tena

5. endrika01
(
16/03/2009 18:14)
Ny zavatra hita aminy akapobeny ny Malagasy teritery saina.Tsy ny mpitondra irery akory no mangoron-karena,fa ny daholo be,indrindra ireo manana traikefa.Ary raha nandeha ny feo taminireo vondronolona mpanohitra,dia hita fa alahelo aminy bizna n izy ireo tsy tafa makany ivelany no anaovany lolom-po amin-dravalo.Mampiditra amina million maro be makany ampaosin izy ireo,refa tsy tafa de miala hatrany lay fahatezerana mivaivay,de atsofoka aloha ny sujet delicat wé Mahantra ny gasy,patati ny gasy,de taritina amzay le tsinain-kena.De mihevitra ve ianareo fa hisy fahagagana hiseho eo dia hanan-karena ny gasy?Vao miha-mikorosy amtany.Satria ,raha miova ny mpitondra fa tsy Ravalomanana intsony,de izao no sujet voalohany atsofokizay hitondra eo.========>Fanarenana ny simba.Fa tsy hiteny mihintsy we =======>Fampivoarana ny farim-piainanireo sahirana na mahantra.(zara aza misy ireo Missionnaire mikarakara azy ireny).
6. endrika01
(
16/03/2009 18:15)

7. endrika01
(
16/03/2009 18:17)

8. soanja
(
17/03/2009 04:07)
naughtyboy:
ny politika mihitsy no tsy azony gasy politisianina ka,efa faha-gola io no fantatsika fa ny toro vohana nomeny frantsay ihany no narahina
Nizara 2 manko ny atao hoe politika io filaza azy t@ izany:
-teti-panorona(satria tokoa fahaiza-mandresy kilalao fanorona no natao itsarana ny fahaiza-mitondra/leadership t@ izany)oh.izay no nandraisany Imboasalama ny fanjakana noho i Andrianjaka na dia lahimatoa aza izy ,mbola variana nanoko ny telo tsy maha-leo ny dimy izy raha i Napoina no namonjy ny antson-drainy noho ny aretina nahazo azy
-teti-pandrava hanjakàna na koa ny nampiasain'i Napoina hanambadiana ny zanaka vavy ny mpanjaka t@ ireo faritra sasany,nefa sia ny hampitoboana ny hery no tanjona
-teti_piarovana ny nananganana ny tendrombohitra 12 ho faritra iarovana ny renivohitry Gasikara fa tsy natao ivavahana fotsiny
Ny hany hain'ireto mpanao politika hatrizay 49 taona dia io faha-2 io @ fanangonan-karena sy fitiavan-tena
Raha ireo dia ny ao afovoan-tany ihany no voaresaka. Zany hoe ny Fanjakana Merina sns... amiko anefa ny fanaovana politika dia i Madagasikara iray manontolo ary samy mandray an-tanana ny firenana avokoa ny foko rehetra tsivakivolo misy ao Mada.
Ny hevitro dia hoe:
Isika Malagasy dia tsy manana soatoavina iombonana izay nofikirintsika na tokony himatematesantsika ka hanagantsika ilay firenena.
Miankina amin'io soatoviana io iaingan'ny fotokevitra sy ny politika ary fiodin'ny fiarahamonina iray, ka asa na avy tamin'ny andron'ny Ntaolo na hafa izay midika Fihavanana ohatra no ipoiran'ny politikantsika dia mora kokoa amin'ny Malagasy rehetra ny mahazo ny tiana ahatongavana.
Ny olana mantsy dia nozarazaraina isika ary zary nisy niangana izany soatoavina izany fa an dia ny ambanivohitrantsika sy ireo avy any aza nomena anarany hoe Tambahoaks ka zary manimbazimba ny fototra momba antsika rehetra. Anisany nampizara antsika ny fanjanahan-tany fa ny tena goavana angamba amiko dia ny fidiran'ireo hevitra na fivavahana tandrefana izay nanjary nanova ny toe-tsaintsika hankahala ny antsika. Nomena laharam-pahamehana ny fahaizana avy any an-dafy sy ny fotokevitra voiziny tsy mifandray amin'ny kolontsainantsika sy ny mahaMalagasy antsika. Izao isika tsy mahaita intsony hoe aiza ny fototra ary aiza ny tafony satria very daholo ny seho sy porofo rehetra manome izany mahairay antsika izany na dia samihafa fiaviana aza.
Amiko dia ny fahazahoana fiaraha-monina miodina na mavitrika sy mafonja ary maharitra (active society) dia mila manome lanja ny tsirairay aloha ilay fiarahamonina, ka ireo tsirairay ireo no miasa sy mandray andraikitra satria fantany ny vokatry ny asany dia hanatsara ny fiainany sy ny momba ny taranany , no manome ny firenena vanona sy mamokatra satria tsy afaka manova fiaraha-monina ny tsirairay raha tsy mivondrona manome azy ho lalana velona na zavatra arahina manara-penitra, zay lasa politikan'ilay firenena.
Raha mbola tsy tsinjovina sy omena lanja ary tsinotsinoavina ireo mahatra avy ao amin'ny faritra isan-karazany ao Madagasikara indrindra ao Antananarivo dia mbola ahita tsy filaminana foana isika satria ireo no ataon'olona tohatra fiakarana hanaparany ny fitiavan-tenany eo noho eo. Ireo no mahazo fanabeazana sy lanja dia tsinotsinona aminy izay vola mandalo lany an'io fa ny fahafahana manabevoho ny taranany no imatimatesany. Saingy mampalahelo fa mbola miaina ny an'io ihany ny Malagasy aloha raha ny amin'izao ka asa na oviana vao hitsinjo ny ho avy amin'ny fijery tsy mitongilana.
Avereno ny fampianarana sy fananganana politisianina/ mpianatra fiarahamonina sy ny siansany any amin'ny fianarana ambony ary ireo no asivo tsindrim-pitiavana fa hiala daholo ny fitiavan-tena izay mbola manjaka amintsika Malagasy na ny manankarena/ mahantra ary indrindra ny manam-pahaizana amin'izao fotoana. Aza afangaro ao ny resaka fivavahana fa efa fantatra iny fa tsy mamely amin'ny asa politika.
Misoatra Tompoko!
9. endrika01
(
17/03/2009 06:37)
Ireo mahantra ,dia ataonireo mpanao politika sasany,tohatra fiakarana fotsiny!Marina izany!=D=D=D=D=D
10. endrika01
(
17/03/2009 06:39)
Ireo mahantra ,dia ataonireo mpanao politika sasany,tohatra fiakarana fotsiny!Marina izany!=D=D=D=D=D
11. endrika01
(
17/03/2009 06:39)
Ireo mahantra ,dia ataonireo mpanao politika sasany,tohatra fiakarana fotsiny!Marina izany!=D=D=D=D=D
12. naughtyboy
(
26/03/2009 14:04)
misaotra an'i endrika sy soanja fa zavatra iainana fa tsy vitany misy fotsiny ireo voalazanareo mirahavavy ireo,tsy misy azo lavina na kely aza ary manamafy tanteraka fa mitovy ny fijerintsika.
-Natomboko @ tao Antananarivo tsy satria akory zà avy ao fa ara-tantara dia tao no nitsiry ilay hevitra voalohany hanambatra ny nosy ho iray izay miverina @ ilay firaisam-pirenena
-Ireo soa toavina maro isan-karazany efa nipetraka sy ny lalàna izay natao ampanjakana ka naha-toa teny izany politika izany dia tsy naharitra ka tsy tafatoetra noho ny fahatongavany mpanjanaka(nandrava izany) satria ny fanitarana sy fampiroboroboana ireo haren-tsaina nanantsika sy ny fahaiza-manao dia nilaina nohalebiazina @ ireo fahalalàna avy any ivelany sy ny fahaiza-manao mba hifanaraka @ zv takian'ny fiaraha-monina nisy ao
.Ny zv antenaina mafy na hatr@ izao aza dia ny politika fahaiza-mitsinjo sy mampiroborobo ireto sehatra roa ireto ho vaha-olana maharitra @ fampandrosoana ny firenena ,anisany efa voalazany soanja koa:
- Fampianarana sy fanitarana ireo sampana asa-tanana sy asa-saina mifanaraka @ zv-misy ao amintsika
De tsy ho lazaina intsony moa ny fitsabahan'ny olona sasany mpitondra fivavahana tanteraka @ politika ka mampieritreritra hoe maninona koa moa no tsy antsoina ireo mpanao sikidy ,ombiasa ,sy ireo lehibe isam-poko avy handray anjara @ politika satria samy tompony??

13. soanja
(
26/03/2009 14:33)

Ekena dia ekena Tompoko!
=D> =D> =D> =D> Na dia tsy ho ao amin'ny fitondrana aza isika dia aleo resahintsika eto amin'ny antsipirihany ny mety hanatsarana ny momba an'i Mada sao mba misy filan-kevitra na olona avy amin'ny fitondrana mitsidika eto dia mba maka ny hevintsika izy. Vonona ve ianao ry Notiboy?
14. naughtyboy
(
27/03/2009 08:43)
;-) Tanindrazantsika io ka ka vonona foana zà tsy hanaiky ho rebireben'ireto
mpanao politika nanala baraka ny firenena hatr@ zay ,ny hevitra hasehontsika eto aza dia efa afaka maneho ny maha tsy olona adala ny rehetra na ao aza ireo tsy te hiteny :D