loza
1. xxx
(
12/03/2009 17:22)
poabasy ny mipoapoaka be eny mahazoarivo aza hitako ary feno miramila maro be ny lalana mankany ....
:roll: :roll: :roll:
2. xxx
(
12/03/2009 17:40)
efa vita ny passation aiza ra wiwiw hiaraka hisotro ny champagne eto ,dem1 fety eny andohalo miaraka an'i odon rakanakolona :-D :-D :-D
3. fijo
(
12/03/2009 20:41)
revy be izany,izahay ko ahoavy raha misy revy ka
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0505