mba menatra e

1. virjiny ( 12/03/2009 17:10)
tsy menatra akory monja roindefo miaraka ny miaramila capsat haka ny primature,tany lesy boriboriry monja roindefo an,aleo hilamina dia misesy ho trarain'ny tantara eo ialahy sy ny fianakavia ela ,averiko indray fa olona 40no mba nifidy an ela t@ fifidianana president,mipetraha tsara eh
répondu par Oay le 13/03/2009 07:19
2. xxx ( 12/03/2009 17:25)
any izany hiouhoun ,champagne zalahy avy aby isika eto e,efa toa manomboka izany fety ao mahazoarivo ao izany kle ,efa madiva efa madiva hihihih =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$ :-$ :-$ kely sisa e
3. Oay ( 12/03/2009 17:35)
virjiny:

tsy menatra akory monja roindefo miaraka ny miaramila capsat haka ny primature,tany lesy boriboriry monja roindefo an,aleo hilamina dia misesy ho trarain'ny tantara eo ialahy sy ny fianakavia ela ,averiko indray fa olona 40no mba nifidy an ela t@ fifidianana president,mipetraha tsara eh

virijiny a! ny tany marina boribory misaotranao nampatsihahy fa d mampatsiaro ahy ny tenin'i Marc Ravalomanana t@ 2002 ity resakao ity: ozy mantsy i Marc Ravalomanana rehefa nanapatra ny heriny teo @ TVM sy ny RNM ry Ratsiraka d ozy Marc :.... ianareo ireo tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo ary ianareo manana taranaka ka hotsaraina aminareo sy ny taranakareo izao ataonareo izao.Amin'izao fotoana izao d Marc Ravalomanana no manjaka eo @ TVM sy ny RNM d ozy ilay soratra masina hoe:"Loza ho an'izay mahalala kanefa minia mandika satria ho avo roa heny ny fatra hitsarana azy ireny"

4. virjiny ( 12/03/2009 17:39)
aza hampidirina resa pivavahana ry oay an,izay koa isany defaut an'io fitondrana io resaka baiboly foana no resahina sy entiny hanamafisany ny toerana.Tsara eo ry ra8 dia on verra 2011,fa tsy fanonganampajakana lava izao .Eto dago ihany no misy an'izao zavatra haf2 izao eto an tany.
5. ifiona ( 12/03/2009 17:57)
zay ilay hoe efa risée du monde e, ny vazaha namana efa mihomehy sisa.
Madagascar a fait la démonstration qu'elle ne sait que s'auto-détruire.

zao ilay hoe "ho an'ny Tanindrazana" ôtran' lasa tsisy dikany ntsony fa samy mampiasa azy na ny tgvistes na ny ra8-istes.
6. andrywui ( 12/03/2009 18:01)
ze voa manodidina ee!!
7. Oay ( 12/03/2009 18:03)
virjiny:

aleo hilamina dia misesy ho trarain'ny tantara eo ialahy sy ny fianakavia ela ,averiko indray fa olona 40no mba nifidy an ela t@ fifidianana president,mipetraha tsara eh

O ry virijiny a! ianao anie no milaza hoe " aleo hilamina d misesy hotsarain'ny tantara eo ialahy sy ny fianakaviana" d io ilay hoe miantso tody d io fiantsona tody io koa ilay nataon'i Marc Ravalomanana t@ 2002 d ny loza d efa fantany fa tsy nety ny nataondry Ratsiraka kanefa d mbola naveriny rehefa afaka 7 7 7 taona taty aoriana d izay no nahatonga an'ilay hoe loza ho an'izay mahalala kanefa minia mandika....
8. virjiny ( 12/03/2009 18:04)
manao ifiona :roll: :roll: :roll:
9. yvonKEL ( 12/03/2009 18:12)
mataotra an'i Andrywui ndray fiona sy ry oay de mivadika orange an!
tazomy tsara ze hevitrao f'aza mivadibadika otran'io. In zao no maha samihafa anareo @ arema lasa tim de avy eo lasa tgv de rampitso in ndray?
10. Oay ( 12/03/2009 18:14)
ifiona:

zay ilay hoe efa risée du monde e, ny vazaha namana efa mihomehy sisa.
Madagascar a fait la démonstration qu'elle ne sait que s'auto-détruire.

zao ilay hoe "ho an'ny Tanindrazana" ôtran' lasa tsisy dikany ntsony fa samy mampiasa azy na ny tgvistes na ny ra8-istes.

Tsy marina ny hoe fanimba tena izao zavatra izao.Ny olana d hoe ahoana no tokony atao ao aorinan'izao toedraharaha izao mba tsy hiverenany intsony.
D raha hamaly ahy ianao hoe ka izay tonga eo d hitovy daholo d ny valiny "Aoka isika Malagasy tsy hanambany tena" fa mahatokisa fa tsy maintsy hisy olona marina sy mahavita azy ho avy eo na tsy izao d izao aza an!
Misy tantara omeko anareo nisy ankizy niaraka nilalao t@ zokinay d ny iray nanambola fa ny iray nanahevitra d nikarakara bal ry zalahy d maty antoka fona d kivy ilay mpanambola fa ilay nanakevitra kosa nikiry foana d lasa olona manana ny mahaizy azy ilay tsy naniky resy taty aoriana.Zavanisy io fa tsy angano an! AZa mora taitra raha tojo ny mafaitra ary aza morakivy é!
Faharoa tsarovy fa nandalo t@ izao daholo ny firenena rehetra. Fa ny firaisankina sy ny fametrahana rafitra mafy orina sy mampety ny rehetra no tanjona refa avy eo.
11. Oay ( 12/03/2009 18:17)
yvonKEL:

mataotra an'i Andrywui ndray fiona sy ry oay de mivadika orange an!
tazomy tsara ze hevitrao f'aza mivadibadika otran'io. In zao no maha samihafa anareo @ arema lasa tim de avy eo lasa tgv de rampitso in ndray?

io letsy ry andriwui mba valio hoe: Oay tsy miaraka @ i TGV ary tsy hiaraka aminy mihintsy sady i Oay koa tsy miaraka @ i TIM ary tsy hiaraka aminy na inn hitranga na inn hidona.
12. ifiona ( 12/03/2009 18:24)
yvonkel: nga nisy niteny teo hoe mivadika za?

Fa raha miteny ve za hoe lasa risée du monde Madagasikara dia midiaka hoe mivadika? non, lasa risée du monde Madagascar parce que :
un maire déchu, ex-dj et présidentiellement mineur arrive à chambouler tout un pays par des moyens anti-constitutionnels et anti-démocratiques, dont les partisans ont dernierement dérivé vers le fanatisme et le terrorisme, mais qui pourtant a entrainé la mort de ses propres partisans en les emmenant dans une zone rouge (alors qu'il n'y était pas lui-même), et a actuellement disparu de la circulation, soit disant pour sa sécurité pendant que tous les malgaches s'entretuent.
13. Oay ( 12/03/2009 18:38)

Sans aucunement vouloir vous offenser chère madame ifiona "Nous sommes sur un forum où la langue de communication est la langue Malagasy", ainsi madame prenez la peine de parler la langue de vos ancêtres à moins que vous fassiez partie de ces Mal gachis BCBG où parler une langue étrangère est un moyen pour faire taire ses concitoyens Malagasy d'autant plus que le thème est posté à l'origine en malagasy.
14. ifiona ( 12/03/2009 18:58)
Oay, miala tsiny fa raha misy zavatra tsy haiko lazaina @ teny malagasy kosa ve dia ataoko ahoana?

Mino aho fa mahay mamaky teny daholo aloha matoa miditra internet, dia mino koa aho fa mahay teny frantsay daholo koa matoa mbola eto.
Hiteny enao hoe tsy zany fa toy ny "parler une langue étrangère est un moyen pour faire taire ses concitoyens", tsia, ary tsikaritrao angamba fa niezaka foana aho ny nanoratra @ teny gasy, fa misy fotoana kosa, na ilay izy tsy haiko ny milaza azy @ teny gasy, na tonga dia mazavazava kokoa ilay tiako ambara raha atao teny frantsay.

15. fozaoranabe ( 12/03/2009 19:39)
:roll: :roll: :roll:
16. fijo ( 12/03/2009 20:44)
avoay TGV e.
17. Oay ( 13/03/2009 07:19)
ifiona:

Oay, miala tsiny fa raha misy zavatra tsy haiko lazaina @ teny malagasy kosa ve dia ataoko ahoana?

Mino aho fa mahay mamaky teny daholo aloha matoa miditra internet, dia mino koa aho fa mahay teny frantsay daholo koa matoa mbola eto.
Hiteny enao hoe tsy zany fa toy ny "parler une langue étrangère est un moyen pour faire taire ses concitoyens", tsia, ary tsikaritrao angamba fa niezaka foana aho ny nanoratra @ teny gasy, fa misy fotoana kosa, na ilay izy tsy haiko ny milaza azy @ teny gasy, na tonga dia mazavazava kokoa ilay tiako ambara raha atao teny frantsay.

Tsy misy tsiny ry ifiona a! ny fiainana anie no mamolavola ny olombelona é! ka ahoanamoa no hanomezana tsiny anao raha toa ianao mahay teny vahiny satria matoa ny teny vahiny no hainao ka manavanana anao d izay no fanabeazana azonao.
Ny zavamisy mantsy ho anay avy any ambanivohitra be an'i Madagasikara any d ny teny Malagasy no voafehy tsara d miabakavaka rehefa miteny vahiny, tsaroako eto ilay nahazo ahy rehefa tonga tao Antananarivo raha mba nananiany vehivavy ny tena d nahazo ny hoe "Yes my dog" soa ihany fa nanana havaly satria isaorana ilay nahary fa mba mahazo teny vahiny vitsivitsy ny tena.D io zavatra niainana io no nahitako fa fomba fiainan'ireo Mlagasy ambony ny mamadika ny resaka @ teny vahiny rehefa tiany hangina ianao.Jereo ilay fomba fitenin'ny olona rehefa hiteny frantsay izy d manao hoe "Araka ny teny baiko" kanefa d teny frantsay no teniny ka lazainy fa teny baiko.Tsy misy olana ny amin'iny ry ifiona fa tsetsatsetsa tsy haritra a!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1012