Faly aho reto aa!! tena faly !! faly ane aho oao eéééé !!

1. andrywui ( 12/03/2009 15:40)
Mahafinaritra ery zao ny mamerina anzany teny malaza izany ato atrano ato !!! ato aho sady mihomehy be no miteny anzany !!! ha ha ha aha !!! sao de lazaina fa tsy mieritreritra na ratsy toetra ndray aho na oe tia vono olona ee ,tia faty olona eééé !!fa tsy zany an !! fa faly fotsiny aho oaoo éééééé !!!
répondu par fijo le 12/03/2009 20:49
2. andrywui ( 12/03/2009 15:44)
vaky ny pneu anlé loplann be nahabe resaka !! nivadika aby ny moaramila !! nitsoaka tsary hita aby ny TIM rehetra !! ny sasany mody manisy mosoara orange mihahy eo atokotany !! ha ahaaha aha h a! ny sasany mody manao chemise orange eny andalana nefa TIM beeeeeeuuuu !! ha aha aha h a!! miareta petsa ry reto a!!
3. tsinjo ( 12/03/2009 15:45)
samia mifaly aminy e mifaly letsy e
4. andrywui ( 12/03/2009 15:50)
Eny letsy a!! midira ato ko ze te hifaly !!! taolana ny nify !! ha ha ha ha ha (de ity misy fihomehin'i Batista007 rehefa misy zavadoza ataony ato am forum ato !!! :hon !hon! hon! hon! hon! hon! hon! ) =)) =)) =)) =)) =D> =D> =D> =D> =D> =D>
5. andrywui ( 12/03/2009 15:53)
RAHAPITSO AHO VAO MIARAHABA ANAREO TIM REHETRA ATO AMIN'NY FAHORIANA FA TONGAVA ETO DAHOLO A!! AMIN 10H EO TONGAVA ETO DAHOLO !!! MISY FIZARANA CADEAUX HO ANZAY 10 TONGA VOALO HA HA HA HA
6. iartistika ( 12/03/2009 15:55)
pounk kely klou :@ :@ :@ ,kely sisa de mandresy ny tolona. wuiwui, ela ve io??? i..
7. andrywui ( 12/03/2009 15:57)
Tena tsika ty leroa :!! manomana vola kely ialah rahapits hanaovatsik fety kely ato am forum letsy ry iartistika a!! asaina koa ra-vatorano fa akamako be iny !
8. iartistika ( 12/03/2009 15:59)
:miam: za no miantoka vandro fa any am la ny :@ sy ny ouisky!
9. andrywui ( 12/03/2009 16:03)
Ho fahanana va,dro zany ry klitika(efa lasanko razana) , penguin(efa havadika) ,molota(daitra ) ,Ngohia (vao tazako kely teo fa ef mial aina) ,Noue(mbol matanjak kely) ,ifiona (mbol matanjak kely) ,Yuka (kely koa sisa ny ainy) ,......fa sakafo mampatanjaka letsy entina fa mampalahelo reo a!!!
10. xxx ( 12/03/2009 16:43)
Tena faly aho ,mahita anreo vory maro be ohatr'izao,tena tsapako tokoa fa mbola manohana ny ara- dalana ianareo ,misaotra anareo aho @ izany fahatokisanareo vahoaka ahy izany ,mbola sahy mijoro na dia misy izao zavatra iaraha mahita mahazo ny firenena izao.Ho zarain'i Andrywiu vandro sy whisky avy ianareo @izany fihetsika asehonareo izany
Fisotroana miaraka no fahombiazana
11. xxx ( 12/03/2009 17:00)
aza mbola misioka lesy ialahy ra wiwiw an,i ra8 mbola tsy niteny ny dernier mot.izay colonel noel Rakotonandrasana vidian'i ra8 @ grama iny ,ohatrinona ny grame hehehe.raha milanja 70kg lery izany hoe 70.000mg amidy 100.000fmg ny 1mg donc 7.000.000.000fmg,tsy misy dikany iny,sady ny mercenaire ny ra8 efa misy 50pesonne au moins miandry ny palais hehehehe miaraka ny garde republicain :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. ifiona ( 12/03/2009 17:23)
eisssey ry faly tsy afa tavoana
13. xxx ( 12/03/2009 17:29)
ifiona:

eisssey ry faly tsy afa tavoana

hay ve mbola ato le kalakely sarotahotra ity e,manomboka matimaty indray ny radio mada,aza matahotra an


:roll: :roll: :roll:
14. ifiona ( 12/03/2009 17:36)
eissey ry xxx kanosa
15. xxx ( 12/03/2009 17:42)
ifiona:

eissey ry xxx kanosa




:roll: :roll: :roll: aiza salopard sy wiwiw ,toi izany le rafotsin'i salopard :* :* :* :* :*
16. fijo ( 12/03/2009 20:49)
mbola mitohy ny film e.asio bek's sy vanjo klo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.075