Ahoana ity miaramila ity e

1. xxx ( 12/03/2009 13:32)
Toa mandroso mihemotra ohatran'ny LELO ilay miaramila ? sa diso aho ?

Fa maninona i TGV no tsy mankeny @ 13 mai ? Sa efa vita ny tolona ? Ra8 anie efa nilaza fa tsy hisambotra ka maninona raha mankeny mba manotrona ny ankizy ? Sa efa azo ny seza ?
répondu par fijo le 12/03/2009 22:01
2. xxx ( 12/03/2009 13:36)
Ravalo niteny hoe tsy hisambotra,
f'angah enao tsy gasy? vahiny aminao nga Ra8? olona tsy mena-mivadika iny?

Manaiky tsy mahafolaka hatoka
3. xxx ( 12/03/2009 14:11)
vazaha miteny gasy aho :-)

Angaha Ra8 afaka misambotra azy intsony ? Ny miaramila efa tsy voabaikony, ny UN sy ny ambasady frantsay efa miaro azy na haka mercenaires aza Ra8 ka inona no atahorany ?

Ary ilay miaramila ka ? ataoko ity efa afaka miaro tsara an'i TGV ? ... Kay moa mbola ohatran'ny lelo, tsy hay na hiakatra na hidina :-(

Ny madinika mahazo tso-drano ho faty ery Ambohitsirohitra, ny azy vao oaiaoia dia alefa i Madama, miafina etsy sy eroa ... aiza re ity fitiava-tanindrazana ity e.

Misy ohatry ny maty ho an'ny tanindrazana ve r'ise ity a. Titre posthume goavana mihintsy no azo eo fa aza hadino
4. andrywui ( 12/03/2009 15:47)
Ka raha matin'ny TIM mpamono olona tampoka eo izy de aona ???? an an an an ! aleo iany izy hiafina be any ka !! refa milamm ny tany mpoitr oazy eo iny !!! hiseho eo ho vonoina koa ????
5. fijo ( 12/03/2009 22:01)
efa zatra mamono de matahotra an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.103