Fanontaniana?

1. ratavao ( 12/03/2009 11:54)
Raikitra ihany ve le Fifampidihana androany sa tsia? De efa misy vao² mivaingana ve? misaotra sahady ho an'ireo mpamaly an-tsitrapo ka marina!
répondu par xxx le 12/03/2009 13:29
2. andrywui ( 12/03/2009 12:00)
Gentil be ndray elah zany androany lety ry tavao fa tsy namely fantsy tsony !! fa naninnnn lety ???

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
3. ratavao ( 12/03/2009 12:05)
Fanontaniana r'ise ny de mba valio fotsiny a!
4. xxx ( 12/03/2009 12:11)
Prévues débuter ce matin à Ambohimanambola, les Assises nationales sont reportées sine die. Le dénouement de la crise attend.
«La réunion prévue demain (ce jour) 12 mars est reportée à plus tard », a déclaré Mgr Odon Razanakolona, archevêque d'Antananarivo et président du Conseil chrétien des Églises (FFKM), médiateur des négociations, à l'Agence France presse (AFP) hier.
Mgr Odon Razanakolona n'a pas précisé la date du report. Il a seulement évoqué le contexte actuel pour expliquer la décision. « Le FFKM est toujours prêt à chercher les solutions pour résoudre la crise qui sévit au pays. Malheureusement, compte tenu de la situation des derniers jours, les conditions d'une tenue paisible pour la réunion prévue demain (jeudi) ne sont pas réunies », a-t-il soutenu.
Reculer pour mieux sauter. C'est en quelque sorte la raison du report des « Assises nationales » pour trouver une solution à la crise politique actuelle. .........
5. ratavao ( 12/03/2009 12:28)
Merci bcp xxxxx an!
6. andrywui ( 12/03/2009 12:35)
Io zao fanotaniana piege be ry Tavao raha tsy voamarina tsara !! fa efa miandriandry ao ambadika ao Rahery zao !! ka vao misy manao vaovao fopla eo ka tsy marina defa jejojejo miala any Rahery sy ny kifafa !!!!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 12/03/2009 12:38)
Fanontaniana piege ahoana ry wui fa tsy azoko?

8. andrywui ( 12/03/2009 13:04)
Mazava be kah !!! ze manao vao2 fopla eo ko anie ka tsy mitombina de fafain'ndrahery ko ny ps any ee!! lazainy milaza vaovao tsy marina de vita matavy otran'ny stratezia ,Rangory moa iny teny ratsy no raison nahavoapala azy ,de ry mpanao copie coller de io vao2 diso io ndray zao no hiandrasandrahery kendry tohina ato !!! indrindra ny TGV ratsy famindra ato !!
9. xxx ( 12/03/2009 13:12)
sao de aspirateur mintsy no ampiasainy?
10. xxx ( 12/03/2009 13:29)
Diovy ny tanàna ...
Mbay tany ny sanàna ...

iza moa ilay mihira :-)

Merci Rahery, aza avela haloto ny tokotanintsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049