raha ho raikitra ihany ny adim-poko

1. sitlo ( 11/03/2009 22:12)
Dia iza no hotafihinareo?

Izaho toa valaka be ihany ny saiko fa lehibe tao Tana nefa manana ny cousins cousines any amin'ny sisiny.

Ny ahy toa izay pro-ratsiraka ihany no hovonoiko rehefa any aho. Omeo ny lisitra hanaovana ny tetik'ady. :°)
répondu par fijo le 12/03/2009 21:26
2. sitlo ( 11/03/2009 22:14)
an an an ka, toa izay maimbo frantsay indray ka. Izay izao no tena masaka.
3. xxx ( 11/03/2009 22:22)
reketo mihitsy ny ady e ,avy eo samy mifankatia rehefa samy afaka ny fony tsirairay e ,toy izay ohatran'izao foana dia manjary misy alahelo fotsiny
4. tafondro ( 11/03/2009 22:31)
Raha izany vé tsy hisomaritaka be ny tanàna ? ary raha miteny aho hoe ny ahy ny mainty sy ny asiatika rehetra no tonga dia horarafako ,dia mba ahoana ? Eritreritra ny ahy ireo fa tsy faniriana manoloana ny fisamboaravoaran' ny saintsika mpandinika !!
5. sitlo ( 11/03/2009 22:32)
Aleo raketina mihitsy fa mampatavy sy mampisy kolikoly fotsiny ilay korotana saromana filaminana.
6. ndenn ( 11/03/2009 23:12)
Araka ny fandinihako dia tokony hahay hiaina @ vanimpotoana hiainantsika @ izao fotoana izao isika .Ary raha hiady ady tsy fiady dia ho very hery sy fotoana @ tsy antony avy eo .Mila fanazavana ny mahafantatra ny fiavian 'ny olana mitranga ary ireo andian' olona nitondra izany teo @ fiaraha-monina .Izay ilay atao hoe fiainana !
Ary n'aiza n'aiza aleha eto ambonin'ity tany ity dia tsarovy fa tsy ho foana vetivety ny kolikoly sy ny fanatavezana ra sitlo.
7. sitlo ( 11/03/2009 23:23)
Efa nilazaina teto ny antony ary samy mahita izany angamba. Raha nanafika ve ny nazista dia nijery fotsiny ny olona. (Ankoatra ny frantsay nanaiky ny hanaraka azy moa mazava ho azy).
Misy ny fotoana tsy maintsy andraisana fitaovam-piadiana. Efa betsaka ihany izay ala nenina "hampilamina amin'ny filaminana" izay. Fa toa vao maika fanimbana no ataon'ny ilany.

Isaky ny generation dia tsy maintsy misy foana ny manam-pahaizana gasy nahavita fianarana. Isaka ny generation dia tsy maintsy misy foana ny korotana ahafatesana tanora malagasy maro.
Fahanana foana hoe ianareo malagasy tia "fihavana". Nefa araraotina amin'ny hoe raha ampanaovinay an'izao ary ny malagasy sasany dia aza kitihina.

Aleo kosa angamba mba anjaratsika indray no maty ho fahafahan'ireo taranatsika.
8. xxx ( 11/03/2009 23:54)
ka zay indrindra fa ny taranakao io ho vonoinao io ,ary ohatra ratsy ho an'ny taranakao koa izany :roll:
9. sitlo ( 12/03/2009 00:01)
Tsy ratsy izany miady ho an'ny fahafahana izany.
10. pikatti ( 12/03/2009 00:06)
ndana hoa dodo fa aza be vinany :twisted: :twisted: :twisted:
11. xxx ( 12/03/2009 00:17)
tsy misy matory zany eo fa mbola manao politika isika
12. xxx ( 12/03/2009 00:20)
ary toa niafina leity elah ,ataovy ao lesy fa mitady angano ra piktti a
13. rabaradaka ( 12/03/2009 07:08)
Sika dadatoa tsy miady zany a ! Jereo ange, misy senateur sy député mirahalahy zay avy any Amboasary, ny dadabeny Antandroy ary ny renibeny Merina.Dia sahiny ve ny hamono merina? Sa nareo lay hoe merin'olo hoy ny Sakalava zay
14. fijo ( 12/03/2009 21:26)
ratsy izany ady izany.ka aleo hialana ny miresaka azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1496