TSY HIFAMPIRAHARAHA INTSONY TGV
1. TEGEVE
(
11/03/2009 14:06)
anaka isany tapaka ny hevitra ato à foibe fa tsy hifampiraharaha @ filoha hajaina R8 koa ,izay aloha ,ny miaramila efa lasanay ka aoka hilamina ianareo aloha dia diniho sy fakafakao (l) (l)
répondu par fijo le 11/03/2009 20:56
4. patrick2002
(
11/03/2009 14:21)
Marina ny any TGV ,hita fa fiatsarambelatsihy fotsiny ilay izy ,rehefa en positio de force TGV dia mody mampalahelo ,mifona ,fa rehefa hita fa miha mihena ny olona eny @ 13 mai dia ,vonoy ,gadrao ,sambory ,izany ny ao an-tsainy Ravalo ,mody hoe hifgampiraharaha ,nefa en meme temps mitady izay hanasarahana ny miaramila ,sy hamonoana ny capsat indray ,dia efa vita io mission io dia ,hananihany indray Ravalo @ ilay fifampiraharahana ,
5. xxx
(
11/03/2009 14:32)
Fa angaha tsy efa nisy fifampiraharahana teo e, dia naninona , avereno tsara hoe ilay zava-nitranga ? Sao mba samy diso daholo t@ izany
Ka atao an'izany ity fiainam-pirenena ? Samy midongy , samy mi zesta , zéro concession ??? Izany ka olona tia tanindrazana (taningazana) marina !!! Sa izany mihintsy no mety hahasoa ity firenena ity

6. xxx
(
11/03/2009 14:36)
Marina io voalazanao io patrick .i r8 io manao ankilabao antsika fotsiny eto , ho ento leisy TEGEVE, lasa ny masinina
7. TIMTIKO
(
11/03/2009 15:07)
MANGINA RY LE TEGEVE TY REHEFA TSY MISY ATAO AA ARY AZA MITENITENY FOANA ETO KOA FA ZAVATRA TSY MAHASOA NO ENTINAREO ETO
ALLEZ MANARY FAKO FA MASISO BE LE IZY AO AMBANY AO SAO DE VOATIFTREO KO
:evil: :evil: :evil: :evil:

9. andrywui
(
11/03/2009 15:33)
Mirana tsy miteny nefa mahita !!! ha aha aha aha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D taotaokafa !!!

10. tanymasina
(
11/03/2009 17:19)
ENTO MIAKATRA
Efa fantatra hatramin’ny 1991 fa manam-pahaizana momba ny FIHANTSIANA ry Alain Ramaroson sy ny namany
Izy ireo no nikononkonona ny fananganana fanjakàna an-dalambe, niaraka tamin’i Zafy Albert
Mbola izy ireo ihany no nikotrika ny faty olona teny Iavoloha fa hoe mila sorona ny tolona vao mandresy
Rehefa nahazo fanjakàna izy, niedinedina fa tsy mila “bâilleurs de fonds hono”
Volan’ny mpiasa ao amin’ny CNaPS no nahodiny nanamboarana ny lalamby fa hoe tsy raharahany izay Banque mondiale sy FMI
Tsy voaverina ny vola hatramin’izao
Dia ireny fa nidodododo nikaroka “financements parallèles”, voasolokin-dry Prince Liechtenstein, naha-afa-baraka ny firenena teo anatrehan’izao tontolo izao
Tamin’ito: miverina tsy misy ivoasana amin’io ny ataony miaraka amin’i Andry Rajoelina
Manoro hevitra ny firenena eran-tany fa tsy hahita fitia eo imason’ izao tontolo izao isika, ary tsy hahazo fanampiana intsony, raha miziriziry miroso amin’ny fanonganam-panjakàna, sy ny tsy ara-dalàna, na miaramila no manao na sivily
Dia mirehareha manabe feo Ingahirainy: “tsy raharahiantsika izay bâilleurs de fonds”
Izay indray izany ilay hoe “ENTO MIAKATRA ITY FIRENENA ITY”
Ao ambadika ao ry Zafy izay efa nihavana tamin-dRatsiraka hatramin’ny 2002 hiady amin-dRavalomanana