mampalahelo
1. xxx
(
11/03/2009 12:57)
may ny radio mada ary tifitra variraraka eny anosy
répondu par tsinjo le 11/03/2009 15:31
2. xxx
(
11/03/2009 13:02)
tena marina izany fa mitifitra ny capsat ary efa betsaka ny voa tena bala reel mihitsy
5. andrywui
(
11/03/2009 13:12)
Ra mandé ny radio mada zany ry tsinjo de misy mi-blao ndray zany ao !! le xxx tompokevitra io zany no mandrora eto !!!
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
6. andrywui
(
11/03/2009 13:15)
Asio anlé oe "jereo eto" otran"ny le ataon'i Noue ary de mahatoky zahay e!! na sary fopla kely fotsiny arany tsy maninn !!! tandremo sao sary blao ndray a!!!
:@ :@ :@ :@ :@ :@ AIZA?
:@ :@ :@ :@ :@ :@ AIZA?
7. xxx
(
11/03/2009 13:16)
hay ra wiwiw no mitifitra bala reel eto @ serasera sy mandoro ny ps an olona eto :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D .Voa daholo ny mpomba ny tim an
8. sudafy
(
11/03/2009 13:37)
aiza ela ra wiwi e ,rarafan'ela @ bala reel daholo ny tim dia tsy hita,tena enjana ela e,mitoraka salut lesy e :-D :-D :-D
9. TEGEVE
(
11/03/2009 13:46)
anaka isany ajanony ny provocation nareo tsy misy mahasoa izany (l) (l)
10. andrywui
(
11/03/2009 14:19)
Ry lerony ko ane no tena namely mafy ny TGV tato e !! de refa mba tonga ndray ny mba anjara famelezanay de hiavana e !! aoka ee ! mpirahalahy iany ane isika eéé !! zao ééé !! zao ééé !! ndao de hifampitana hatram farany mitsy ee!! efa natomboka io ka ts maintsy faranana !! ha ha ha aha =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
13. tsinjo
(
11/03/2009 15:31)
rawiwiwi oka letsy e, :-* oa ee , efa miteny fona za fa eh eh eh , efa mba manambara iany za fa eh eh eh , de aona zany e ??
