RADIOS eto ANTANANARIVO anisan ireo FOSOTRA....

1. lemenakely ( 11/03/2009 11:29)
Raha ny zavatra hita omaly 10 martsa izay saika nifandonan ny pro TIM sy ny pro TGV dia TENA AZO LAZAINA fa ny RADIO MADA sy ny RADIO ANTSIVA no tena tompon'antoka t@ fifandomana.

Tena mila jerena mihintsy izy ity , tsy hoe ho dorana sanatria fa ilay DEONTOLOGIE mihintsy no tsy ao fa fankasiahana ary famafazana lainga isan-karazany
répondu par Mirananirina le 11/03/2009 12:07
2. essera ( 11/03/2009 11:46)
Misy mahamarina ny voalazanao mihitsy. Ny olana mantsy izao dia na ny andaniny na ny ankilany rehefa tena mihaino aho dia hitako misy information ts tena ao tsara izay satria ao anatin'ilay fotoana mavaivay ka tsy maintsy araraotina ilay fotoana.

Lasa ohatran'ny varotra izany izy ity ka izay mahay mandoka ny azy no tena mahay.

Aoka ho a zay ry zalah.

Mbô marina é.
3. andrywui ( 11/03/2009 11:54)
ahoana letsy ryessera i kozin'itsinjo eo ambany i ????
4. Mirananirina ( 11/03/2009 12:07)
Izay ny maha radio azy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069