Minomino fôna ve sa...?????
1. roxanaha
(
11/03/2009 10:28)
Miarahaba antsika rehetra
Zaho zany t@ mbola kely(nanomboka 12taona) ka hatr@ zao dia tena tian'ny zaza kely. Manana attachement be amiko ny ankizy. ôtrany hoe zà no reniny. Na ny zanaky ny havana na ny zanaky ny manodidina... rehefa mety ho ankizy e!!!farany ny olona zay mifanerasera aza gaga hoe tena tian'ny zazakely ndry!!! Ary teo no tonga ny resaka hoe ny olona refa tian'ny ankizy kely dia tsy miteraka. Coincidence ary ve sa ahôna fa tena manana olana za @ resaka procréation. Tsy te hino zany aho satria scientifiquement aloha za mbola tsy naheno na nahita hoe marina zany. Vao tsy ela akory niara nanao vacances izaho sy ny fiancé-ko ary ny couple namanay miaraka @ zanany. Ary dia toy ny hoe izaho no renin'ilay zaza fa de tena nidity be tamiko lay zaza( 4taona). Collante be mihitsy. Câlin re zao tompoko!!!!Isaky ny misy irika kely de tonga manao bisous anà le zaza sady mamihana be. Gaga daholo ny vahôka.
Mitombina ary ve lay finoanoam-pôna sa fifanandrifin-javatra ihany???
Misaotra namaky ary misaotra zay hamaly sahady

répondu par Hinagasy le 25/03/2009 03:47
2. xxx
(
11/03/2009 11:23)
Zà tena tsy nino an'io taloha, eny na dia hatramin'izao aza.
Fa zà koa dia tena hifandrombahan'ny ankizy, dia gaga mihitsy ny olona ary niteny toy izany nolazainy anao izany koa hoe: indry io raha tsy faran'izay maro anaka dia tsy miteraka.
Dia efa nanana aho fa nisy olana t@ fahasalamako dia tsy tafajanona ilay izy. Dia amin'izao fotoana izao aho tsy mahazo mitondra vohoka intsony noho ilay fahasalamako io. Dia tsy manan-janaka aho izany zao. Fa izany akory tsy mamparary fo ahy an! Afaka mikarakara bebe kokoa ny havako aho ary izay zany no anjara sahaza ahy.
Misy ny olona miteny sady indraindray somary maneso hoe: hafa ihany ilay tena an'ny tena e! Ka tsy afaka aho ka hanao inona fa mionona amin'ny anjarako ary hifaliako izany e.

3. Mirananirina
(
11/03/2009 13:39)
Mety fomba fiteny fotsiny aky io an.Mbola ho avy ny anjaranao fa aza matahotra.Manatona dokotera dia eny izao raha misalasa dia izy ihany no mahalala na tsy hanana intsony indry.
Matetika anie ny tsy hipetrahany zaza dia misy antony maro;oh:diso reraka loatra,mihinana fanafody matetika na tsy pilule aza an,Be aditsaina loatra sns.............e

4. belakely
(
11/03/2009 15:09)
Tsy misy ifandraisany akia ilay hoe manana attachement be amindry ny ankizy kely sy ilay hoe mety tsy hiteraka a! Aza minomino foana izany.
Izaho koa taloha( t@12ans tany) itangoronan'ny ankizy kely toy izany saingy ny nampiavaka azy indray dia ny bandy kely ihany no tena nanatona fa vitsy ny vavy kely.
Tamin'izany aho dia nieritreritra hoe rehefa hiteraka aho any aoriana any dia ataoko 2 lahy ny zanako!!! revy tamin'ny mbola kely an!
Tsy izay anefa rehefa tonga tokoa taty aoriana fa vavy kely ny zanako!
Dia zay!

5. hana
(
11/03/2009 16:59)
Miarahaba anao roxanaha
finoana foana ihany izany fa izaho koa hatr@ izay tian'ny ankizy be foana, indraindray aza mitomany ilay zaza raha vao alain'ny reniny ety amiko. Nefa ny zanako izao telo.
Fa izany hoe mety misy blocage psychologique indray ianao dia izay no olanao fa tsy misy idirany mihitsy ny fitiavan'ny zaza hafa anao na tsia

6. Papoose
(
13/03/2009 18:07)
Tena tsy mbola nahafantatra an'ity fandehan-javatra ity ndray izaho raha tsy androany....mahalasa saina tokoa le izy raha izany...tsara zao raha mba misy vhv manao temoignage hoe manan-janaka naterany nefa nipetapetahan'ny zaza talohan'ny niterahany. :P
7. manitinah
(
16/03/2009 10:29)
ny zava-drehetra tsy maintsy ahitana vaha olana fa miela tsara alou nenina!!!!! de aiza adino ny fivavahana !!!! aza mora katraka sy mora kivy!
bonne chance ary mino aho fa tsy maintsy misy ny vaha-olana.
mivavaka ho anao za!!!
:-* :idea: :!:

8. fahamarinana
(
16/03/2009 15:01)
:arrow: Zava-baovao amiko ndray io lazainao io roxhana aloha an ! tahaka any papoose ,dia miandry temoignage ihany koa e ! (l)
9. mmmhh
(
19/03/2009 08:16)
mbola ho avy ny anjaranao e, finoanompoana akia zany a, ankino @ Andriamanitra fa tsy misy zavatra tsy hainy atao
Mahereza e :-*
Mahereza e :-*
10. roxanaha
(
19/03/2009 08:56)
Misaotra anareo namana mampahery. Mila tsy hozaka bataina intsony ity olana mahazo ahy ity indraindray. Avy eo anefa mahita ny témoignagen'olona hafa manana olana mitovy amiko dia manam-panantenana indray satria nahazo zaza ihany izy ireo taty aoriana.
Tsy haiko e!!!! Mafy izy ty nefa tsy maintsy atrehina.

11. Hinagasy
(
25/03/2009 03:47)
Finoanoampoana izany amiko. Izaho koa tamin'ny tsy mbola nanambady, nanomboka vao kely tany koa dia tena tia zaza no tena tian'ny zaza be mihitsy. Ny zaza tao amin'ny fianakaviana sy ny manodidina dia maty tamiko daholo. Efa lehibe 18 ans tany aho mbola misary adala be mihitsy rehefa miaraka amin'ny zaza, satria tsy manaiky mihitsy rizareo fa tsy maintsy milalao miaraka aminy aho nefa dia be olona eo fa izaho no taritiny tsy amelany. Fa ilay izy ny fahatsapako azy dia fantatry ny zaza hoe tia azy ianao, manana patience aminy dia izay no tena hitiavany anao.
Dia betsaka ny niteny ary fiteny fandreko io teny hoe ianao ity na maro anaka na tsy hanana.
Izaho aho niteraka roa, sady tsy maro anaka, na dia tena tiako aza izany maro anaka izany, fa ny aina no tsy ananako e! no niteraka. Fa aza minomino izany fa plus ianao mino, plus mandaitra aminao io zvatra inoanao io!