MAMPITANDRINA IZAY TSY TIM IZAHAY

1. TIMTIKO ( 11/03/2009 09:38)
MAMPITANDRINA IZAY TSY TIM ETO IZAHAY

HO ANIREO ZE PANAKROTANA
HOSAMBORINA IANAREO
HOANAREO IZAY MPIANTSY ADY
HOTIFIRINA IANAREO
HO ANAREO TGV
RAHA MBOLA MITOHY NY FIADALADALANAREO ETO DIA HOSAKANAN I HERY KOA NAREO
I HERY NA DIA TSY TIM AZA FA NEUTRE DIA MANAKANA IREO MPIANTSY ADY

VITA
répondu par xxx le 11/03/2009 12:27
2. xxx ( 11/03/2009 09:42)
lasa tim tiko indray ra wiwiw kobo lesy ela an ,dia avy lasa ps kapisaty bhihih ,misy detective privé anie lesy eto e :-D :-D :-D
3. tsinjo ( 11/03/2009 09:46)
za zao tsy Tim sady tsy ho Tim mihitsy nefa miaro ny ara-dalana de aona ?? aoka oa zay le fiantsina , sarotra tenenina tsss :-* :-D
4. rixes ( 11/03/2009 09:48)
tena mataotra doly ireo zay tsy tim sao may eo ny trano :^) ^^
5. essera ( 11/03/2009 09:56)
aoka les zay bain fa in ar ty. Samy manan-karena nge lti na Andry na Ra8 e. Ny azy vita ihany fa ny antsika "baraingo be ny rahampitso".

Mba tongava les saina am zay. Aza asiana resaka tim sy tgv intsony fa tonga d reveo manja am zay. Mijaly ange lti reo manao asa tena sy mpandray vola isan'andro ireo e. Raha nahazo 25 000 isan'andro ohatra, lasa mitrosa 25 000 isan'andro (d efa impiry zao izay isan'andro niseho izay).

Efa misy difotry ny tros ltia zao fa aoka zay a.

Na TIM na TGV les lisany dia mifona am lisan a. Zay !!!
6. Dmon ( 11/03/2009 10:09)
za rangah tsy TIM ah! za tsy mila an'zany de awoana? sambory hoe za!
ouahahahahahahahahahaahha mampime tsssssssss
7. xxx ( 11/03/2009 10:26)
Fa maninona no tsy dorana @ izay INJET e ? Nareo miafiafy klé

sa tsy nareo le mpandoro fa ny TGV dia normal raha tsy may io
8. ratavao ( 11/03/2009 10:31)
Tenenina fona fa eh! e!e!e!e
Anarina fona fa eh! e!e!e!e!
9. captsaty ( 11/03/2009 10:31)
TIMTIKO:

MAMPITANDRINA IZAY TSY TIM ETO IZAHAY

HO ANIREO ZE PANAKROTANA
HOSAMBORINA IANAREO
HOANAREO IZAY MPIANTSY ADY
HOTIFIRINA IANAREO
HO ANAREO TGV
RAHA MBOLA MITOHY NY FIADALADALANAREO ETO DIA HOSAKANAN I HERY KOA NAREO
I HERY NA DIA TSY TIM AZA FA NEUTRE DIA MANAKANA IREO MPIANTSY ADY

VITA




:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
10. xxx ( 11/03/2009 10:39)
Dmon:

za rangah tsy TIM ah! za tsy mila an'zany de awoana? sambory hoe za!
ouahahahahahahahahahaahha mampime tsssssssss

de ho samborina ngah zany fa complisy n TGVendrana ,ndana aingana miala eto fa saooo...mmmHHHH ,de mbola tsi tezitra mipitsi fa kalaky io aposiko io

11. Dmon ( 11/03/2009 10:45)
ko raha tsy sarondiky ôtran'i gidro rivon'lisany ah ko hitsoaka! ouahahahaahahahahahahaahahahahahhahahhahaha
lisany TIM reo zao no tokony hitsoaka ôtran'ny omaly teny ambatomena!
miseho ho be loha nefa kay rain'ny tetaka ouahahahahahahahahahahaahahaha
tenenina foana fa eeeeeeeeeee
anarina foana fa eeeeeeeeeee
raha ombivavy be ronono elà efa namidiko
12. xxx ( 11/03/2009 10:48)
Dmon:

ko raha tsy sarondiky ôtran'i gidro rivon'lisany ah ko hitsoaka! ouahahahaahahahahahahaahahahahahhahahhahaha
lisany TIM reo zao no tokony hitsoaka ôtran'ny omaly teny ambatomena!
miseho ho be loha nefa kay rain'ny tetaka ouahahahahahahahahahahaahahaha
tenenina foana fa eeeeeeeeeee
anarina foana fa eeeeeeeeeee
raha ombivavy be ronono elà efa namidiko

aoka lesy ra wiwiw tena marina


13. Mirananirina ( 11/03/2009 12:14)
Tonga indray ny mpanakorotana,
14. rixes ( 11/03/2009 12:16)
tonga lesy de mandehana eny @ 13mai radem de lazao hoe za contre TGV de @zay lisany TIM mahazo bonbon vy sy vato .
15. xxx ( 11/03/2009 12:27)
Ary za hatramin'izay mba mpiresaka tamin'i DMON ihany tao am tsaty dia tena diso analyse mihitsy za nieritreritra hoe olona misy saina kay enao io !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0587