alefaso radio mada fa misy fanambarana maika any dago

1. xxx ( 10/03/2009 22:55)
mandeha ny radio mada sur internet tena bizarre be en plus t@ vaovao tany dago TVM mba menace ireo mutin fa hoany iavoloha androany mantsy ny alina io,aza hitako :roll: :roll: :roll: :roll:
répondu par fijo le 11/03/2009 21:20
2. xxx ( 10/03/2009 23:06)
ilay colonel ao @ capsat efa nilaza hoe manaohana an'i tgv ary koa menace hoe hoeny iavoloha t@ television gasy.
3. ifiona ( 10/03/2009 23:09)
Fa nankaiza ilay 72h ultimatum?? efa raikitra sahady nga izy zany?
4. xxx ( 10/03/2009 23:12)
ny miramila mpanohana an'i ra8 anie no niteny an'io 72h io,fa ireto mutin ireto toa mahazo vahana be :^) :^) :^) ,efa azony t@ omaly ny ministera ny defense
5. ifiona ( 10/03/2009 23:26)
tena tsy natory ndray za ry reto fa naheno resaka hoe missy poapoaka be hono eny Iavoloha @ zao!!!!!
6. xxx ( 10/03/2009 23:33)
aza mitainantaina amin'izany fa mety vao2 tsy marina izany ,henoy fotsiny radio mada
7. fijo ( 11/03/2009 21:20)
tsy manongam panjakan aizahay,fa alainay daholo ny andrim panjakana;izay no izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.056