Môseniera ODOIE

1. xxx ( 10/03/2009 13:38)
01H00 : Selon Midi Madagasikara, Odon Razanakolona parle d'une définition d'un cadre légal dans lequel des élections seraient organisées sous la coupe d'une nouvelle Constitution et d'un nouveau code électoral

Tsory fotsiny Mgr hoe Ra8 no tsy tianao hilatsaka intsony fa atahoranao mbola ho lany a ??? Mazava be anie ny jeu nao e

Taiza no nisy médiateur nametraka conditions teto ambonin'ny tany raha tsy ianao

tena odoie mihintsy klé

répondu par xxx le 11/03/2009 09:51
2. peta83 ( 10/03/2009 13:55)
Fa inona ty lainga lazainao ry zanako....ho tsaraina @ io toetrao io ngeh ianao e! zaho tsy mba mandainga zany ! ok ary za milaza aminao aho fa efa soavaly maty io taingenanao io! tsy aleo ve mitaingina TGV vetivety de tonga :D :D :D :D :D
3. ratavao ( 10/03/2009 14:11)
Makà aina alou raha marary e!
4. xxx ( 10/03/2009 14:11)
peta83:

Fa inona ty lainga lazainao ry zanako....ho tsaraina @ io toetrao io ngeh ianao e! zaho tsy mba mandainga zany ! ok ary za milaza aminao aho fa efa soavaly maty io taingenanao io! tsy aleo ve mitaingina TGV vetivety de tonga :D :D :D :D :D

Taoko ity tsa ao intsony ny lohan'ilay TGV
5. njara2007 ( 10/03/2009 14:26)
Tsy tokony hatao mihitsy ry namana isany ny manaratsy olona iray... indrindra ny mpitondra fiangonana. Mpitondra fiangonana tsy midika velively fa tsy manana droit haneho hevitra. Ary raha mitaky izany Atoa Odon R. dia tsy midika velively fa tsy mahazo milatsaka i ra8. Raha izaho manokana aza mamporisika azy mihitsy hoe: milatsaha ra8 fa tsy d mahaconvaincue loatra raha i TGV :roll: fa kosa atao mazava tsara ny règle de jeu.... Io no efa nolazaiko foana hoe : Antony nahatonga ny korontana: indrindra moa ilay lalàna mikasika ny mpanao politika.... :-*
6. xxx ( 10/03/2009 15:30)
xxx:

01H00 : Selon Midi Madagasikara, Odon Razanakolona parle d'une définition d'un cadre légal dans lequel des élections seraient organisées sous la coupe d'une nouvelle Constitution et d'un nouveau code électoral

Tsory fotsiny Mgr hoe Ra8 no tsy tianao hilatsaka intsony fa atahoranao mbola ho lany a ??? Mazava be anie ny jeu nao e

Taiza no nisy médiateur nametraka conditions teto ambonin'ny tany raha tsy ianao

tena odoie mihintsy klé
aisaivo miala any fa maniratsira ny aran'andriamanitra fotsiny iray tompo dia jesosy fa odoie razan'olona

7. xxx ( 10/03/2009 19:07)
Zavatra film efa ela ny adin'ingahy Odon sy ra8. Lasa mifangaro izy amin'izao ka izay teny sy fanapahan-kevitra rehetra avy amin'ny iray dia lasa raisina ho tsy fitiavana daholo. Samy manana ny fomba fijeriny izy ireo.
Ny marina ihany koa dia ny hoe ny iray lazain'ny maro fa mpivaro-dronono fa ny fananany vola sy ny fahaizany nampiasa izany no nahatonga azy amin'ny toerany ankehitriny, ny iray olona nandia fianarana ambony ihany matoa tonga main'ny toerana misy azy. Samy manam-pahaizana izy ireo araka izany kanefa tsy hitovy mihitsy ny fomba fijery sy ny fomba fiasa.
Ka zao no izy: aza maika ny hitsara na mpitondra fiangonana Katolika io na vice prezedan'ny FJKM.
8. fijo ( 10/03/2009 21:38)
tsy ny katolik ano tsaraina eto ,f aingahy odon ,izay mpanelanelana nefa momba ny iray.
9. toovs ( 11/03/2009 03:23)
refa tsy mitovy hevitra amindrangahy ve izy na tsy manao béni oui oui dia lazaindrangahy hoe pro tgv????

fa manin raha mametraka fanontaniana hoe fa maninona no tokony hovaina ny règle de jeu, ka refa hita hoe inona no antony tokony hanovana azy de avy eo ndray mametraka fanontaniana faharoa hoe ça vaut la peine tokoa ve ny hanovana azy sa tsia?
10. xxx ( 11/03/2009 09:51)
toovs:

Tsy Pro TGV ve izy hoy ianao ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2341