aiza nareo e
1. grosbras
(
10/03/2009 10:36)
efa raikitra rombo eny tsaralalana aiza nareo momba ny tany tandalana e,renforf
répondu par Oay le 10/03/2009 13:01
3. xxx
(
10/03/2009 10:42)
hoavy fa mbola mikarakara fitaovana ho entina any e,mitifitra basy mihitsy ry tgv mantsy grave grave ry zalahy an
4. tsinjo
(
10/03/2009 10:48)
efa misy maty votifitra ????? zany ny vaovao azo en tel , ary ireo capsat no mitifitra ireo manohana ny ara-dalana . :^)
5. Oay
(
10/03/2009 10:55)
tsinjo:
efa misy maty votifitra ????? zany ny vaovao azo en tel , ary ireo capsat no mitifitra ireo manohana ny ara-dalana . :^)
Fa iza ilay aradalana?
Mino kosa za fa tsy ireo nanao tsinotsinona nanambany ny foloalindahy Malagasy an! satria ireo nanao tsinotsinona ny foloalindahy Malagasy mantsy d nanafatra olona fotsifotsy be izay mpikaraman'ady entina hampitahorana ny foloalindahy satria nihevitra izy ireo fa toa azy ny foloalindahy ka refa mahita olona fotsifotsy be d anao hoe oui m'sé na hoe yes sir.
Mino aho fa tsy izay namadika ny foloalindahy @ tsy fahatokisana anazy no aradalana an!
7. xxx
(
10/03/2009 11:02)
tombotsohan'iza zao izany?
TGV sa Ra8 zao no hitondra ny fanahin'izy ireo mankany an-danitra ???
TGV sa Ra8 zao no hitondra ny fanahin'izy ireo mankany an-danitra ???
8. tsinjo
(
10/03/2009 11:03)
xxx, na zany na tsy zany mba toneo ny fo fa manjary miteniteny fona :-$
9. xxx
(
10/03/2009 11:09)
sady mahamenatra izao,no manala baraka,tany tsy misy firenena,manana fomba fisaina hafa raha samy firenena eto ambonin'ny tany,tsy mahagaga raha firenena faran'izay mahantra ,bravo
11. rixes
(
10/03/2009 11:28)
fa lasa aiza ny miaramilan'i ra8 o! =)) mbola vao manomboka ny farany e!
12. xxx
(
10/03/2009 11:33)
ary nankaiza daolo klou reo mpanhona ra8 teto @ dinika é??
sao d lasa niady any, d maty, d miena ny kil eto klé
ORERA
sao d lasa niady any, d maty, d miena ny kil eto klé
ORERA
13. xxx
(
10/03/2009 11:55)
14H18 : Marc Ravalomanana s'est exprimé. Il annonce une "concertation nationale " pendant 3 jours avec tous les partis. Il reconnait avoir fait " des erreurs"
Hi-reconnaitre ihany koa no niandry efa misy olona an-jatony maty?????????
Hi-reconnaitre ihany koa no niandry efa misy olona an-jatony maty?????????
15. yuka
(
10/03/2009 12:12)
Angatahana ny namana pro ra8 sy ny pro TGVmba tsy hifandrangitra be loatra
eto,fa aoka haneo hevitra ampanajana,satria ny akamaroantsika eto dia
aty andafy daholo.Ka noho izany tsika tsy afaka ho eny @ 13MAI sy ho eny MAMASINA fa mandrangitra fotsiny eto.
zany indrindra no nahatonga ahy tsy nanoratra firy,satria mia mafana ny raraha :P
aoka aloha mba ampandeferina ny ambompo,tohizo ny dinika fa atao ampilaminana,sy ampahendrena :D

16. yvonKEL
(
10/03/2009 12:31)
slt daoly. za alou rehefa namaky teto@ seraseradia nahita fa tsy misy adihevitra tena mba matotra teto fa fifanasana vangy sy fanopana ny hafa tsy mitovy olona tohanana ka tsy de manitona loatra ny serasera h@ crise.Ny fandrangitana oul @ ps xxx moa manginy fotsiny
18. Oay
(
10/03/2009 13:01)
tsinjo:
Oay , mba efa nanao fanadiadiana momba io ve ianao ry papa sa .....??
Tsy manampahefana aho ry tsinjo ka tsy afaka ny hanao fanadihadiana fa ny zavatra hitako d ampy ary ny sary koa d bobaka eto @ anterineto ary ny lojika koa d manafy @ izao fotoana izao ny fahamarinan'ireny zavatra hita sy sary ireny satria mbola averiko fa nahatsapa ny foloalindahy fa tsy nanana fahatokisana tanteraka aminy ny mpitondra matoa nandefa ireny olona fotsifotsy be ireny nibaiko an'ireny voalaza fa EMMONAT ireny.
Jereo anie ny fomba natao ndry zalahy tao @ Radio VIVA é, ohatran'ny mpamaky trano fa tsy mpitandro filaminana satria naka entana d nirifitra ohatran'ny tsy teo, fa raha tena mpanao fanjakana marina izy maninn no tsy narovana fotsiny ny VIva d natao ny fanadihadiana, mbola averiko fa tokony manaiky ny mpitondra fa maro ny vahoaka no tsy miaraka aminy intsony ka mila mifampandinika @ ireo mpitarika ny fihetsiketsehana izy ireo.