Inona ary no atao?????????

1. xxx ( 10/03/2009 10:19)
hono hoa ry reto inona kay no fanalana from kiraro fa tena masika mintsy izy amizao mafana zao
répondu par fraj le 21/03/2009 10:43
2. RATOVOARY ( 10/03/2009 13:15)
Tsotra kely> Aza anaovana le kiraro de am'zay sady tsy mamofona no tsy simba :-D :-D :-D
Zao no efa nampiasaiko aloha fa andramo ihany; hosorana ranom-boasary makirana ( citron ) ny tongotra alohan'ny hanaovana ny kiraro na koa asiana ranon'alamo.
Fa lainga lainga fa tena mandreraka be io mi-frôm tongotra io an!
Tamin'zah mbola tany Tanà no tena nampijaliany fa nony tonga taty @ Province tsy naninona tsony, angamba mahafaka azy ilay ranon-tsiran'ny ranomasina.
3. ni81 ( 10/03/2009 15:47)
hono hoa ry reto inona kay no fanalana from kiraro fa tena masika mintsy izy amizao mafana zao
io voasarimakirana io na ny alamo koa dia tena mety, mety koa ny ranon-tsira na ranon-karibonetra.
Fa izao koa: jereo fa sao dia misy ireny taintaim-bovoka tavela ireny anatin'ilay kiraro dia mijanona amin'iny ilay hamandomandoana dia mamoaka fofona avy eo.
4. Lejoba ( 10/03/2009 16:12)
ataovy maina tsara aloha ny tongotra vao manao bà sy kiraro. rehefa avy sasana madio izy no asiana io alamo na voasary makirana io.

Raha mety, raraho vovoka alamo koa ao anatin'ilay kiraro. dia aza anaovana andro 1 na 2 mihitsy fa ataovy azon-drivotra tsara.

Soloy matetika ny bà, 2jours maxi . Maina tsara vao anaovana mazava ho azy
5. fraj ( 21/03/2009 10:43)
za ko maita hoe mahafaka from ny fanasina ravin goavy ao àbany foss semeil ;andramo d ita eo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.118