no comment
1. xl
(
09/03/2009 19:26)
Tetika efa voahomana hatry ny ela ny fandrbanea teny amin'ny Galerie Smart andorany 09 Marsa 2009 iny raha ny fandinihana. Hatry izay dia tsy totonsa ny tetika satria teo foana ireo ireo EMNAT. Voa napetraka ny tetika tsy nahateo azy ireo dia raikitra ny fandrobana androany.
Niantso ny EMONAT ny manodidina nefa dia miaramila azo isaina amin'ny ratsantanana no teo. Nisakana ihany ireo nefa dia lany bala voa afaka fotoana fohy dia nasaina nistoaka namela ireo mpandroba hiditra.
Afaka ora iray dia tonga indray ny andia miaramila hafa: ry zareo tao amin'ny CAPSAT (berêt rouge) niseho nanaparitaka. Tsy ela anefa dia izy ireo indray no niantso ny mpandroba hanohy ny asany. Ry zareo koa moa naka ny anjarany (toaka, kilalaon'ankizy, finday, ets ... ). Mazava angamba ny ao ambadik'io fanafihana io.
Raha tsy tonga ny Zandary sy ny tena EMONAT, tsy nitsahatra ny fandrobana. Marihana fa entana notaomina tamin'ny camion no nentina niditra ao amin'ny CAPSAT.
Nanatry maso aho tompoko milaza izany ary anisan'ireo niantso ny 911 ho an'ny EMONAT. Nefa dia nampalahelo fa dia efa ho 5 ora aty ao aoriana voa tonga ny olona tsara hofana toy ny Zandary sy ny EMONAT. Nosakanana ireo tsy ho tonga eo tamin'ny alalan'ny sakana, "barrage", napetraka etsy eroa.
Ho fehiny dia navela ho potehina ny toerampivarotana lehibe ireo. Mbola ho avy hono ny an'ny Jumbo Digue sy ny hafa koa.
Fanamarihina:
Tsy mba nokitihina kosa ny LEADAR PRICE izay eo akaiky kely ny SMART eo. Tombonstsoa Frantsay moa no tompon'io tranombarotra io. Ny Karana sy ny Frantsay dia tsy nokitihana mihitsy. Fa ireo Gasy kely vao misondrotra no tena lasibatra CITIC, Trading Center, ...

répondu par bradley7 le 09/03/2009 19:57
2. ifiona
(
09/03/2009 19:34)
ty ndray no hitako vo teo
"22H15 : confirmation de pillages sur le magasin Burmas à Tanjombato, Caromad et Aliment import. Ces magasins appartiennent à la communauté Karana."
inona ihany izy ty eeee tsy azoko ntsony fa very be za, zay mitsy no tedaviny lety e

3. ndenn
(
09/03/2009 19:54)
Ny hangejana kely ny ekonomian' ireo izay mitady ny hamongotra ny taranaka malagasy @ alalan' ny varotra ry Ifiona a! Mazava kely aminao vé izay ?