Hevi-dratsy tsy mety tapitra

1. ratavao ( 09/03/2009 14:57)
Rehefa tsy nanao ny fanaony intsony ny EMMO-NAT dia nalefa ireo gros bras handroba mba hanasoketana fa ny vahoka no manondroba fa tsy misy emmo/nat handamina. De mody atao daholo izay mahomby rehetra entina hanaratsina ny an-kilany e! Tena tsara kosa le fitondrana mbola mijoro ko!
répondu par TEGEVE le 09/03/2009 20:07
2. xxx ( 09/03/2009 15:00)
Aza mamorina e
3. xxx ( 09/03/2009 15:33)
MIFAMPIVAVAHA IANAREO HOY ILAY IRAKA KA INONA IHANY ! ra8 ve tsy hakato i tezeve ve hiziriziry tsia a! hampandroso tanindrazana no fetra fa izay tsy mifampivavaka dia io ilay ratsy
4. xxx ( 09/03/2009 15:37)
avela ny heloky mongab raha tsy manao ny fanaony intsony izy , mamorina cv lainga mbà hazoany paps
5. andrywui ( 09/03/2009 19:03)
efa mazava be io ratavao a !! fa ts mampihetsibolomaso tsony zany fa efa avo lenta be ny ketrika izao !!! calme fotsiny tavao fa ho avy ny volan'ny cnaps
6. xl ( 09/03/2009 19:23)
an'i laisany ny anio fa ho hita eo indray rampitso e!
7. TEGEVE ( 09/03/2009 20:07)
anaka isany aza matahotra fa ny ONU no manampy @ tetik'asa hatrehina sy ny fomba hiatrehina @ filoha hajaina R8 ,
voateny tao TGV mba tsy hanao intsony ny loham-boto ,tsy misy volonté ny hifampiraharaha mihitsy mantsy fa seza ihany (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3726