natahotra i tgv dia tsy hita
1. grosbras
(
09/03/2009 10:24)
nahagaga fa natahoatra i tgv dia tsy sahy nihaona an'i ra8 sy ffkm ary firenena mikambana io maraina io ,tsy tonga e.Efa en lieu sur hono izany ve no hitondra firenena raha vao misy sahotaka dia efa any ambany fandriana no miafina
répondu par xxx le 09/03/2009 13:29
2. xxx
(
09/03/2009 10:55)
Oadray, ko izy kosa samborinao ko aoana mitsy mo izy no tsy hifina, maninn ko enao ra TIM tena sahy enao mandana eny @ 13 mai hahitanao azy, amboarin'ny kil enao ko, efa samy leo ry annnnnnnn an, valy fingika fingaka io, nga tsy mafy tamin'ny vahoaka ny nanaovanle8 azy h@zay.
3. ratavao
(
09/03/2009 11:03)
Ary tena xxxx marina ve enao io e! tsy misy amidianao saka be loha eo
Ary mba efa firy ko izay ry Gros bras ny olona efa matianareo, sy ny tranom-barotra efa voarobanareo io?
Ary mba efa firy ko izay ry Gros bras ny olona efa matianareo, sy ny tranom-barotra efa voarobanareo io?
4. grosbras
(
09/03/2009 11:13)
vao manao recrutement ici par la e,ny but hamono an'i tgv,efa maromaro ny mivondrona ao @ izao fotoana izao,an'izany izany ny ny mpanao kongina,sy sisa ,reservista maro
5. tsoraka
(
09/03/2009 11:23)
Kongina vé tsy mampangidihidy kisoa fotsiny ? Sa inona no vitan'ireny ? Ny lehibehina aza variana hoe MIVAVA RY GASY.
6. xxx
(
09/03/2009 12:17)
grosbras=mpanao rigby=mercenaire
fa hono oà bainn, refa i tgv no tsy mpoitra, dé matahotra, fa refa ra8 no tsy mamonjy fivoriana, fa lasa mandéndé @ avion, dé olom-banona!!!!
fa hono oà bainn, refa i tgv no tsy mpoitra, dé matahotra, fa refa ra8 no tsy mamonjy fivoriana, fa lasa mandéndé @ avion, dé olom-banona!!!!
8. xxx
(
09/03/2009 13:29)
njôôôôô, hafa ihany ny valitenin'ny borné, efa voky, ko niara-nanisa vola 400Mf zao V moa!!! :lol: :lol: :lol: :lol:
