Mifampitifitra be tsy ifankahitahana

1. salopard ( 08/03/2009 20:19)
Izahay sy rafotsy, eto ampandriana!


Missile lava be ny ahy

fusée anankiroa ngoza be ny andrafotsy

tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any ry TEGEVE A e!!!!!

ARY ny zone rouge ny toi, voaaro tsara ve e!

snif...
tchoufff.....
répondu par TEGEVE le 08/03/2009 23:34
2. sudafy ( 08/03/2009 20:25)
salut toi alo e ,tandremo fa misy anti missile enjana any ry salopart ,ary le kisoa ve najedak'i toi ihany e irafotsy io an :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. sudafy ( 08/03/2009 20:27)
tandremo soa mifanena ny mpaka kitay any @ zone rouge any fa enjana be io an,mihosina mihitsy,mivoaka daholo ny harenan'ny kibon'ny tany a :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. sudafy ( 08/03/2009 20:31)
aza salopart vidan'elahy ihany ve znone rouge le kisoa vavy e rafotsy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 08/03/2009 20:38)
nivadika kisoa ve rafotsy ry salopard an,tifiro any @ zone rouge any mihitsy e :* :* :* :* :* :* :*
6. yvonKEL ( 08/03/2009 21:01)
fa efa tsy mahita sujet tsony ve nareo le .otrany oul tsy de matotra loatra fa zaza saina.
7. xxx ( 08/03/2009 21:39)
Mahafinaritra sy maha be fanantenana ny ho avin'i M/car. Jereo ry zalahy ireo fa tena vonona ny hanandratra avo ny faneva.
8. sudafy ( 08/03/2009 21:51)
inona no tianao ho resahina fa tsy mazava e
9. xxx ( 08/03/2009 22:11)
Ivereno vakina nama fa teny gasy mazava be io.
10. sudafy ( 08/03/2009 22:32)
inona no hidiran'io @ ity resaka ity e
11. TEGEVE ( 08/03/2009 22:44)
anaka salopard tafandria mandry miaraka @i madana ,dia aza avela handeha irery intsony ,norarako tsy handefa ny videony farany teo iny ny jiolahimboto ato aminay,
mba mila vaovao ihany ny @ ilay kisoa mba himehezana kely,bevokanao tokoa ve ,honohono mantsy no mandeha fa mba mila confirmation ny rain-jaza (l) (l)
12. xxx ( 08/03/2009 22:44)
POLITIKA
Izahay sy rafotsy, eto ampandriana!
ary le kisoa ve najedak'i toi ihany e irafotsy io an

Ary inona no mba hidiran'itony resaka ity ato?
13. Andribe ( 08/03/2009 22:47)
raikitra ny hankitifitra hahahha :-D :-D :-D :-D
14. xxx ( 08/03/2009 22:48)
hay ve, io izy ,tena tsy araka ela mihitsy le vao kle,tany dago nisy olona tratra niray t@ kisoanavoakagazety mihitsy dia toe hoe i salopard hono no nitifitra an le kisoa koa,dia io lazaina fa rafotsy io le kisoa vavy
15. pikatti ( 08/03/2009 22:51)
zay leity ny anelah ry salopard ,bevokanelah ve hono le kisoa ,lazao leisy fa tsisy mahamenatra io é :-D :-D :-D :-D :-D
16. xxx ( 08/03/2009 22:54)
a&za kotabaisina la lery fa eo mpitofirana ny zone rouge lery teo k'asa nahatafiditra ihany ve raha tsy maty andavaka :-* :-* :-* :-*
17. salopard ( 08/03/2009 23:00)
aza miteniteniteny foana ry zalahy a!
zone rouge ndra TEGEVE no mety hifampitifiran'ny sasany ato e!



18. pikatti ( 08/03/2009 23:00)
raxxx sao ary lesy lery mila fanampiana klé :-D :-D :-D :-D :-D ,efa daba loka be omaly iny ve klé aza a :* :* :* :* :* aiza de nikatona sahady :-D :-D :-D :-D :-D
19. TEGEVE ( 08/03/2009 23:03)
anaka isany azadia atao an'izany i salopard fa tsy fidiny ho azy anie izany é,efa tsy mahavidy makorely intsony (l) (l)
20. pikatti ( 08/03/2009 23:06)
ka le kisoalahy io anie nilaza namely kisoa fa tsy mahatakatra makorely e,asio sao misy salopard jr na saloparde ny rafotsikisoa :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1351