aiaza i andry tgv toa tsy hita tsony

1. Andribe ( 08/03/2009 12:17)
nankaiza i boay kely sa bedy dia tsy nahazo gouter dia mbola midongy sa manomana zavatra ratsiratsy kokoa
mangingina ratsy izy zany
ao raha 8) 8) 8)
ombay mitady izy fa mety lasa nanao fugue satria mbola en puberté de politique ee :-D :-D :-D :-D
répondu par xxx le 08/03/2009 16:57
2. ifiona ( 08/03/2009 12:48)
déclaration nataon lery omaly t@ afp

"Maintenant, je suis caché en lieu sûr, où on ne peut pas m’attaquer. Jusqu’à ce que ça se décante, je ne peux plus me présenter physiquement devant mes partisans”


:roll:
3. Mirananirina ( 08/03/2009 12:49)
Tsy tsara ve rehefa tsy hita intsony izy e,milamina ny tany.
4. ifiona ( 08/03/2009 13:00)
le blem fotsiny dia hozy lery avy eo oe

" .. mais la lutte continue"...

8O
5. xxx ( 08/03/2009 16:57)
aiza daholo ry tim ah! toa tsy hitahita daholo! efa kely sisa de vita ny operation eh! efa manaraka an tgv ny miaramila! mikomy zao ry zareo ao am capsat!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0666