FOANA MANDRITRA UNE SEMAINE NY COPIE COLLER

1. fozaoranabe ( 07/03/2009 20:02)
ARAKA NY TAPAKEVITRA ATAO @ fivoriambe foza orana dia tapaka fa ny hevitra fa atsahatra ny fandefasana copie coller,satria betsaka loatra no fitarainana azonay mpiandraikitra(foza orana),sy ny fangatahan'ireo mpiserasera politika.Koa dia mametraka ny fialana tsiny be hoan'ny serasera ny fikambanan'ny foza orana.
répondu par xxx le 08/03/2009 10:37
2. TEGEVE ( 07/03/2009 23:04)
anaka fozaoranabe sy fozaorana ianareo dia nirahana hitolona fa tsy hanao copie-coller akory, (l) (l)
3. fozaoranabe ( 08/03/2009 00:29)
aza matahoatra i Teveze fa dia ho hampitaiko any @ fikambanan fozo arona hy hafatrao an,tsy misy intsony ny copie coller
4. TEGEVE ( 08/03/2009 00:48)
anaka fozaoranabe ilay "jereo eto ",iny koa hilazao i andrywui fa tsary mahavoa (l) (l)
5. Papoose ( 08/03/2009 01:35)
6. ndenn ( 08/03/2009 01:42)
Mba omeo ahy ny sezam-pitondrana dia ataoko ho tonga soa tanteraka ny fiainana ao Madagasikara . Tsy hanana trosa intsony isika fa mba hanànana trosa @ izay mandritry ny 3 taonjato manaraka .
7. TEGEVE ( 08/03/2009 01:50)
anaka ndenn tsy votery mila seza ny fanasoavana an'i MADAGASIKARA ,miomana dieny izao ary ianao anaka fa hevitry ny maro mahataka-davitra (l) (l)
8. ndenn ( 08/03/2009 02:32)
Faire confiance à l' opinion publique sera une pure perte d' avance sur tous les plans.
9. TEGEVE ( 08/03/2009 02:36)
anaka ndenn marina tanteraka ny voalazanao anaka nef mba liana ihany ny tenako ary mino aho fa tsy izaho irery no liana (l) (l)
10. ndenn ( 08/03/2009 02:53)
Mandrapiresaka indray ngahy TEGEVE ,tafandria mandry tsara.
11. TEGEVE ( 08/03/2009 03:00)
anaka ndenn dia miandry ny voalazanao anaka ny hahafantarana anao atsy ho atsy izany ny malagasy ,mba misy olom-baovao (l) (l)
12. TEGEVE ( 08/03/2009 03:41)
anaka ndenn adinonao tanteraka ny momban'ilay copie-coller fa tonga dia seza no tadiavinao :D
13. xxx ( 08/03/2009 10:37)
Hiditra
Tafiditra: andrywain

Hanova tenimiafina
Hivoaka
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Fitsipi-pifehezana
Fitadiavana
Hanoratra
Statistika
Endri-tsoratra
Ny dinika
Ny dinika rehetra
Dinika manokana
Hamorona dinika
Handray email
Serasera.org
Namana Serasera
Tononkira
Tononkalo
Bizna serasera
Lalao serasera
Ohabolana
Wikianja (wiki)
Resaka mivantana
Radio Vazo Gasy
Lisitra
Tahiry serasera
Takelaka hafa
Ny dinika rehetra
Antson'ny foArtista sy HiraDiasporaEritreritra mandaloFahasalamanaFanabeazanaFanatanjahantenaFety sy fihaonanaFiaraha-moninaFiarakodiaFirariantsoa, FankaherezanaFitiavanaFivavahana, finoanaHatsikana sy lalaoHoy ny gazetyHoy ny lalànaInformatikaKolotsainaMomba ny seraseraPolitikaResa-behivavyResa-dehilahySakafoSarimihetsikaSoso-kevitraTakelaka mahalianaTetikasa sy vinavinaToekarenaTontolo iainana!!Tsetsatsetsa tsy aritraVaovao tselatraVavolombelonavetso.serasera.orgZaridainaTe handray ny hafatra farany?

Ampidiro ny adiresy:




Delivered by FeedBurner

boxleft2 Politika
Hevitra mandeha : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Isan'ny hevitra : 2

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : xl [ Valio ] 08-03-2009 09:56:36
Lohateny : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Mahalasa saina sy eritreritra ary toa mananarina ny kajikajiko ihany ireto zava-miseho voamariko ireto:
-Niaraha-nahita ny zava-niseho tamin’iny herinandro iny nanomboka ny alatsinainy 2 mars:fandravana ny hetsika 13 mai izay tsy maintsy nanery azy hiroso @ negoc°
-Négociation des 2 protagonistes:
16H06 : Andry Rajoelina dit être en lieu sûr, mais pas chez lui. Il dit que l'Etat est ok pour un gouvernement avec lui mais il est contre et demande le départ de Marc Ravalomanana(Pretexte io mba tsy hampikorontana ny vahaoaka fa efa misy marimaritra iraisana hita )
-Manamarina izany fahitana marimaritra iraisana izany koa ny nanapahana ilay negociation
-vendredi matin:nandray ny ambassadeur teny an-tranony(nanoro hevitra ireo momban’ny fomba hifanatonana satria ho sarotra ny andehanan’itgv fiara hamakivaky an’Tanà )
13h30:Ora vitsy taorian'io:nisy helico etranger tazana teny(azo antoka fa an’ny iray zamin’ireo ambassadeur
selon sobika:
16H10: Andry Rajoelina dit sur Viva avoir été victime d'une attaque avec des mercenaires étrangers . Il dit que son arrestation n'est pas une solution(pretexte koa io fa nanantona ny fitondrana an-tsitra-po itgv vokatry ny marimaritra iraisana efa hita :

TSY AFAKA MISEHO MIVANTANA @ vahoaka intsony aho....
Top mada:misy photo de l'interview de A.Rajoelina (ao anaty bureau iray,misy ny cadre ravalo tazana ao aoriana,ary misy miaramila ihany koa) Io de milaza mazava fa any @ bureau iray côté fitondrana i TGV
-Noraisin’ny mpitandro ny filaminanana ny viva(ahafahana mampiato ny provocation,hofehezina fa tsy horobainaAS DE REACTION DE TGV jusqu’à maintenant(Efa nifanarahana izany)

Raha fehezina ny fijeriko dia efa misy vahaolana hita eo @ roa tonta.Saingy tsy manitsy asiana principe matotra sy discret izany ho antoky ny filaminana :
-Ireo masoivoho vahiny no nanampy t@ alalan’ny helico @ deplacement n’ny tgv ho any amin’n io toerana izay zone militaire iray io(fantapatatro le toerana saingy sarotra ny milaza azy)
-Tsy maintsy natao any @toearana sécurisé I tgv ho fiarovana azy manoloana ireo vahoaka sy mpiara dia aminy .
Ahoana ny hevitrao?
Mivelatra ny ady hevitra hoan' ny mpisera rehetra na tgv io na tim na neutre, Miverina ery ambony
1. Mpandefa : andrywain [ Valio ] 08-03-2009 10:13:13
Lohateny : Re : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Politika
Hevitra mandeha : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Isan'ny hevitra : 1

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : xl [ Valio ] 08-03-2009 09:56:36
Lohateny : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Mahalasa saina sy eritreritra ary toa mananarina ny kajikajiko ihany ireto zava-miseho voamariko ireto:
-Niaraha-nahita ny zava-niseho tamin’iny herinandro iny nanomboka ny alatsinainy 2 mars:fandravana ny hetsika 13 mai izay tsy maintsy nanery azy hiroso @ negoc°
-Négociation des 2 protagonistes:
16H06 : Andry Rajoelina dit être en lieu sûr, mais pas chez lui. Il dit que l'Etat est ok pour un gouvernement avec lui mais il est contre et demande le départ de Marc Ravalomanana(Pretexte io mba tsy hampikorontana ny vahaoaka fa efa misy marimaritra iraisana hita )
-Manamarina izany fahitana marimaritra iraisana izany koa ny nanapahana ilay negociation
-vendredi matin:nandray ny ambassadeur teny an-tranony(nanoro hevitra ireo momban’ny fomba hifanatonana satria ho sarotra ny andehanan’itgv fiara hamakivaky an’Tanà )
13h30:Ora vitsy taorian'io:nisy helico etranger tazana teny(azo antoka fa an’ny iray zamin’ireo ambassadeur
selon sobika:
16H10: Andry Rajoelina dit sur Viva avoir été victime d'une attaque avec des mercenaires étrangers . Il dit que son arrestation n'est pas une solution(pretexte koa io fa nanantona ny fitondrana an-tsitra-po itgv vokatry ny marimaritra iraisana efa hita :

TSY AFAKA MISEHO MIVANTANA @ vahoaka intsony aho....
Top mada:misy photo de l'interview de A.Rajoelina (ao anaty bureau iray,misy ny cadre ravalo tazana ao aoriana,ary misy miaramila ihany koa) Io de milaza mazava fa any @ bureau iray côté fitondrana i TGV
-Noraisin’ny mpitandro ny filaminanana ny viva(ahafahana mampiato ny provocation,hofehezina fa tsy horobainaAS DE REACTION DE TGV jusqu’à maintenant(Efa nifanarahana izany)

Raha fehezina ny fijeriko dia efa misy vahaolana hita eo @ roa tonta.Saingy tsy manitsy asiana principe matotra sy discret izany ho antoky ny filaminana :
-Ireo masoivoho vahiny no nanampy t@ alalan’ny helico @ deplacement n’ny tgv ho any amin’n io toerana izay zone militaire iray io(fantapatatro le toerana saingy sarotra ny milaza azy)
-Tsy maintsy natao any @toearana sécurisé I tgv ho fiarovana azy manoloana ireo vahoaka sy mpiara dia aminy .
Ahoana ny hevitrao?
Mivelatra ny ady hevitra hoan' ny mpisera rehetra na tgv io na tim na neutre, Miverina ery ambony Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra

Mpanoratra : andrywain Tsy lazaina
Lohahevitra : Politika
Lohateny :
Endriny : Fanazavana

Hevitra :

















[Sary fanampiny]





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1117