Fa inona moa no mahatsara an-dra8 eh......
1. njara2007
(
07/03/2009 10:57)
Mahagaga sy dradraina matetikafa tena tsara ra8. Lazain'ny sasany fa nahavita zavatra betsaka no Ingahy Didier RAX hono...... ka hoy aho hoe tantarao hoe ny zavatra tena vintany mihoatra io Rangahy tetsy aloha io? na ny marimarina kokoa angamba dia ny hoe inona moa no mahasamihafa azy roalahy?? Ny tena tadidin'ny malagasy mantsy dia ny tranga-javatra t@ 1996 izay ekena tokoa fa tsy nahavitan'ny Didier R. n'ino n'inona tokoa.... fa ny tiako hiverenana dia ny t@ taona 1975. hanao fampitahana kely isika:
- Boky mena no nanaovana fampielezan-kevitra (1975)
- MAP no nanaovana fampielezan-kevitra(2007)
- Maro ny foto-drafitr'asa vita t@ izany: lalana RN1; RN7;.... EPP isam-pokontany; CEG isam-pivondronana; Lycée isan-drenivohim-pivondronana; Université isam-paritany;...sns(1975)
- Lalana maro samihafa: Antalaha;sns...tsy d arako loatra sy ny hotel 5 étoile teny ivato;.... sns (2007)
Ny taona 1991: Nitifitra variraraka an'ireo mpitokona teny IAVOLOHA RAX nitetika handrodam-pahefana (coup d'états).Marihina fa tsy nisy fandrobana t@izany
Ny taona 2009:Nitifitra variraraka an'ireo mpitokona teny Ambotsirohitra Ra8 satria nitetika handrodam-pahefana (coup d'états). Marihina fa nisy fandrobana t@izany. Fa kosa tsy fantatra mazava ny tompon'andraikitra
Ny taona 1996: Niverina tamin'ny efa naloany ny Malagasy.... Beuurk fa naninona ary???
Ny taona 2009: tsy niandry ela mihitsy fa niverina t@ efa naloany ihany koa Antananarivo.....(Malagasy ve?).
Mahakivy sy Mahaketraka raha ny manjo ity firenentsika ity :cry: :cry:

répondu par bazylou le 07/03/2009 18:01
2. Mirananirina
(
07/03/2009 11:03)
Ny tsara atao matetika dia tsy hita,fa ny ratsy ihany no miharihary.
Iza no tsy teo aminy fitondrana anefa no tsy noharatsiana????
Ary ny zavabita sy tsara nataon'izy ireo:tsy misy miraharaha; fa laozana mitady sy miady toerana fotsiny.
NY mahantra mahantra ihany ;ny manana manana ihany.Lazaiko anao fa naiza naiza no eo dia io foana no mitranga.Possible mihamanana ihany ny mpanana.

3. yuka
(
07/03/2009 11:28)
Zao fotsiny ee,raha olon'ny AREMA sy ny mitovy hevitra aminy ianao,dia mazava
fa hainao ny mitanisa ny zava-bitany.Toy izany koa ny TIM koa dia tsy mahalala
afatsin'ny asa vitan'ny filoha ankehitriny,kanefa raha te hampitaha ianao dia aleo aloha ny MAP handeha,satria ny vanimpotoana nitondrana mbola tsy mifandanja.Aza adino fa Ravalo anie vao 7 taona nitondrana ee! Ratsiraka kosa firy taona teo fona,ahirato ry se ny maso de ho itanao ny fiovana nisy aa :P

4. Andribe
(
07/03/2009 11:32)
na ratsy na tsara ra8 tsy dia misy olana fa ilay tany mikorotana no tsy mety manjary mikatso daholo ny fandehanjavatra, sao mihevitra ianareo fa ireo mpanao politika ireo ihany no manao biziny na ny mpivarotra akoho aza zao mikatso ny mpivarotra mofogasy koa mikatso
rehefa mikorotana tsy misy sakafo hanina fa ny deba rehetra mpanao politika vorona isanandro ny laoka donc ireo mahantra foana no mihinana ny tsy fihinana isanandro
dia ho hita o ihany fa tohizo ny gidranareo sy ny korotanareo
8) 8) 8) 8)

6. xxx
(
07/03/2009 11:49)
tsy anjely akory ravalo tena marina fa nisy tsy nety ny nataony ary tia tena izy eo @ resaka bizina kanefa raha zao ataon'i andry zao dia aleo ihany izy ary mbola tsy teraka ny ahasolo azy raha zao gidragidra zao no entina hitondrana ny firenena mijanona ihany eo ravalo a!ampahafiriny nataon'i ratsiraka fa eo aloa enao fa mbola tsy poince ny hisolo anao
7. TEGEVE
(
07/03/2009 11:54)
anaka isany tsy manapaka ny resakareo aho ,fa talanjona tanteraka ny amin'i ray aman-dreny odon,nilza izy fa momba anay ,ary efa fantatry ny tim teny ampihandohana ny heviny,tsy nahagaga fa rava ny tokony marimaritra iraisana (l) (l)
8. njara2007
(
07/03/2009 12:03)
Za mbola tsy niteny hoe firy taona na firy taona..... 1991 - 1975 = 16 ans tena efa ela tokoa izany... Fa ny tena tiako tenenina dia hoe: 7ans nitovy t@ zava-bitan'ny Deba ihany ny nataon-dra8 satria manaova retour kely ny mandat 1 ny 1975 - 1982 ary fantan'ireo Historien tsara izany. Ny tokony nataon'ny Malagasy tokoa ange dia ny miandry ny 2012 eh; mba ahitana hoe tanteraka tokoa ve ny fampanantenan'ny MAP sa toy ilay fampanantenana hoe Taonarivo???? Fahadisoana goavana ny nataon'ny TGV na ny marimarina koko sao d efa hevitra hisasahana io eh?? manana excuse tsara ra8 am'zao eh?? zay no tena nahasamy hafa azy @ RaX; Rax tsy d karapule loatra eh :-*
10. vale
(
07/03/2009 14:00)
njara2007:Mba ahoana koa ary izany fandinihanao zavatra izany ny iray 30 taona nitondràna, nanana fotoana lavabeeee tokony nahavitàna zavatra beeeeee ihany koa, ny iray 7 taona fotsiny, ka amin'ny fomba ahoana no afahanao mampitaha ireo olona roa ireo??? tssss, tsy mitovy velively, anefa raha jerena ny zava-bitan'ity farany ity dia be lavitra mihoatra ilay voalohany, TSY FAMPITAHA AKORY, tssssss.. 8O 8O 8O :twisted:
Mahagaga sy dradraina matetikafa tena tsara ra8. Lazain'ny sasany fa nahavita zavatra betsaka no Ingahy Didier RAX hono...... ka hoy aho hoe tantarao hoe ny zavatra tena vintany mihoatra io Rangahy tetsy aloha io? na ny marimarina kokoa angamba dia ny hoe inona moa no mahasamihafa azy roalahy?? Ny tena tadidin'ny malagasy mantsy dia ny tranga-javatra t@ 1996 izay ekena tokoa fa tsy nahavitan'ny Didier R. n'ino n'inona tokoa.... fa ny tiako hiverenana dia ny t@ taona 1975. hanao fampitahana kely isika:
- Boky mena no nanaovana fampielezan-kevitra (1975)
- MAP no nanaovana fampielezan-kevitra(2007)
- Maro ny foto-drafitr'asa vita t@ izany: lalana RN1; RN7;.... EPP isam-pokontany; CEG isam-pivondronana; Lycée isan-drenivohim-pivondronana; Université isam-paritany;...sns(1975)
- Lalana maro samihafa: Antalaha;sns...tsy d arako loatra sy ny hotel 5 étoile teny ivato;.... sns (2007)
Ny taona 1991: Nitifitra variraraka an'ireo mpitokona teny IAVOLOHA RAX nitetika handrodam-pahefana (coup d'états).Marihina fa tsy nisy fandrobana t@izany
Ny taona 2009:Nitifitra variraraka an'ireo mpitokona teny Ambotsirohitra Ra8 satria nitetika handrodam-pahefana (coup d'états). Marihina fa nisy fandrobana t@izany. Fa kosa tsy fantatra mazava ny tompon'andraikitra
Ny taona 1996: Niverina tamin'ny efa naloany ny Malagasy.... Beuurk fa naninona ary???
Ny taona 2009: tsy niandry ela mihitsy fa niverina t@ efa naloany ihany koa Antananarivo.....(Malagasy ve?).
Mahakivy sy Mahaketraka raha ny manjo ity firenentsika ity :cry: :cry:
11. ndenn
(
07/03/2009 14:01)
xxx:
tsy anjely akory ravalo tena marina nisy tsy nety ny nataony ary tia tena izy eo @ resaka bizina kanefa raha zao ataon'i andry zao dia aleo ihany izy ary mbola tsy teraka ny ahasolo azy raha zao gidragidra zao no entina hitondrana ny firenena mijanona ihany eo ravalo a!ampahafiriny nataon'i ratsiraka fa eo aloa enao fa mbola tsy poince ny hisolo anao
Betsaka sy maro ny olona afaka mitondra ny firenena koa ,aza hadino fa 20 millions anie ny malagasy izao .Tsy azo kilasiana ho firenena tsy manankery mihintsy i Mada fa diniho tsara. C' est l' un des pays qui compte beaucoups plus d' intellectuels competents a travers le monde ,par % aux pays en voie de devellopement ,devancant largement certaines nations d'asie du sud -est et de l'europe de l'est .
13. bazylou
(
07/03/2009 18:01)
tsy misy mahatsara an'ilay nivarotra 1.300.000 ha dia avy eo mividy avion à 60.000.000$!! mbola pira noho i deba aza izy !! beurkkkkkkk :} :}