MISEHO TSIKELIKELY NY TETDRATSY n'i ANDRY SY NY KARANA MAFIA
1. nyavo2000
(
06/03/2009 10:53)
Ato anatin’izao korontana izao,dia vaovao ilaina fantatry ny be sy ny maro ity.
Misy fikambanan’olona mitady ny hifofo ny ain’ny Filoham-pirenena ankehitriny. Volabe mitentina 2 000 000 000 Ariary no hifanarahan-dry zareo hatolotra ny olona mahavita ny asa :“Famonoana an’Atoa Ravalomanana Marc”.
Mpikambana sasantsasany amin’ny Fikambanana Khoja moa ireo mpanakarama ireo. Izy ireo dia anisan’ireo olona mpanao ny hosoka sy tsolotra teo amin’ny fandoavan-ketra ary tsy afaka nanohy izany amin’izao fitondrana izao.Ny tena antony dia ny fahaverezan’ny tombotsoan’izy ireo amin’ny tsy faneken’ny fitondrandRavalomanana ny kolikoly.
Raha mahamarika isika dia tsy tafiditra tao anatin’ny toerana misy fandrobana mihitsy ny faritra Mahavoky Andravoahangy iny na dia be tranombarotra tokoa aza.
Anton’izany ny fanohanan’ireo sokajina karana sasantsasany ireo ny fanonganam-pajakana ataon’ny TGV amin’ny alalan’ny famatsiana ara-bola ny hetsika.
Fanohanana ara-bola aty ambadika no ataon’ireo amin’i Andry Rajoelina. Ireto ny antsimpirihany tamin’ny fandoavam-bola efa vita tamin’izany:
1. 320 000 Dollar
2. 90.000 000 Ariary
3. 40 000 000 Ariary (tamin’ilay natao fanomezana ho an’ny maratra teny Ambohitsorohitra)
4. 160 000 000 Ariay
5. 30 000 000 Ariary (tamin’ny Alakamisy 27 febroary teo).
Ireto ny vitsivitsy amin’izy ireo hahazoan’ny rehetra mandray ny fepetra:
Quincaillerie Lion (Alimamod Rafik Ramdjee, tompon’ny TyreMaster taloha izay nikatona noho ny resaka hetra)
Quincaillerie SAMBATRA (Frère Saïd – Soeb)
Quincaillerie 2000 (Galib Asgaraly)
Izay mahafantatra dia mahamarika fa misy vitsivitsy amin’ireo Garde du corps an’i Andry Rajoelina dia mpiasan’ny Quincaillerie 2000.
Ilaina ny fiparitahan’izao vaovao izao ho fanakanana io teti-dratsy famonoana io
Misaotra anao mampita ny vaovao!
En cette période de crise que traverse le pays, certaines informations doivent être divulguées au peuple malgache.
Un groupe d’individu tente à la vie du Président Marc Ravalomanana, pour la somme de 2 milliards d’Ariary.
Certains membres de l’Association KHOJA à Madagascar sont parmis les commanditaires, ceux qui sont habitués aux pratiques de la corruption en matières fiscales et qui, depuis ce régime, ne peuvent plus les pratiquer librement.
Remarquons que les quartiers de Mahavoky - Andravoahangy ont été toujours épargnés par les pillages et les casses diverses, pour la seule et unique raison que l’association sus citée finance le mouvement TGV.
Concernant le soutien financier alloué à Andry Rajoelina, voici quelques détails sur les versements déja effectués :
1- 320 000 Dollars
2- 90 000 000 Ariary
3- 40 000 000 Ariary (dons pour les “victimes” du 7 février)
4- 160 000 000 Ariary
5- 30 000 000 Ariary (du 27/02/09)
Quelques noms parmis les cotisants:
. Alimamod Rafik Ramdjee - Quincaillerie Lion (Ex Tyre master)
. Frêres Said&Soeb - Quincaillerie Sambatra
. Galib Asgaraly - Quincaillerie 2000
On a pu remarquer que certains gardes du corps de Andry Rajoelina sont des employés de la quincaillerie 2000.
Il est necessaire de diffuser cette information pour empêcher cette tentative d’assassinat.

répondu par tanymasina le 06/03/2009 20:45
2. nrina
(
06/03/2009 11:25)
ayyyyyyyyyyy, tena mba marina ve zany zavatra teneninao zany sao de fanosoram-potaka fotsiny, tena mba hadihadio tsara leretsy fa sao de manaratsy be fotsiny enao. Za tsy hoe pour TGV fa za zany tsy de tiko ra sanatria mbola hisy iany ny trano may.
Aleo alou hadihadina iany.
Aleo alou hadihadina iany.
3. essera
(
06/03/2009 11:28)
Fa angaha ltia tsy Andry TGV indray no nolazain'i lisany omaly fa nomena 600 milliards. Efa manomboka mibanaka koa bain zan.
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
4. falyfenosoa
(
06/03/2009 11:48)
nyavo2000>> copie coller any @ moov ve no mba alefanao, mba manana hevitra fa tsy ny hevitr'olona no entina etsy sy eroa.
5. ratavao
(
06/03/2009 13:07)
Ianao io ry Nyavo2000: tsy mahita ambara intsony ve de manao toy ly lalimanga tsy mahita afa tsy ny maimbo e! io lainga io fona no voizina ka aiza mo no hinoan'ny vahoka.!!!!
6. patrick2002
(
06/03/2009 13:12)
fa tadiaviny Ravalo hidina daholo indray angaha ny botika ny karana rehetra @ izay ianareo Ravalomananiste daholo no hitantana ny varotra rehetra any madagasikara ,efa tsy ampy fotsiny ny fivarotana vary sy menaka ary savony fa ao koa ny vilia vilany ,sotro aza eh!
Mahereza aza oh.
Mahereza aza oh.
7. kasimodo
(
06/03/2009 13:38)
Tena manampahaizana mitsy ngeh nyavo2000 ty eh!!! d tena hainy mitsy ny mandambolambo vahoaka..... mba aok'izay moa eh!! na mbô omeo porofo ary eh :-*
9. tanymasina
(
06/03/2009 20:45)
Anisa'izany itony Hiridjee AsnenTompon'ny DTS MOOV itony jereo fa MOOV izao miasa andro amanalina mitsikilo izay tsy TGV ary manimba ny connexion.
Mandefasa ange hevitra tsy pour TGV ao @ FORUM MOOV tonga dia tsy miseo lisitra ny messagenao Ny Agence rehetra efa voabaiko daholo @ zao hoe raha vao hevitra tsy pour TGV tonga dia tapatapao ny connexion