TSY MISY COPIE COLLER DEM1 TONTOLO

1. xxx ( 05/03/2009 21:53)
MAHAZO MISERA ABY ISIKA DEM1 FA TSY MISY COPIE COLLER MANOMBOKA @ 8H JUSQU'A 19H EO,MISAOTRA MIALOHA @ FIHARA MIASA
MPANASO SONIA
COPIE COLLER
répondu par tafondro le 05/03/2009 23:51
2. gasmlay ( 05/03/2009 22:00)
:^) :@ ;-) :@
3. xxx ( 05/03/2009 22:02)
dem1 hono mahazo manao sera2 politika
:-$ :-$ :-$ ,
4. xxx ( 05/03/2009 22:05)
gasmlay an :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p
5. xxx ( 05/03/2009 22:08)
IZAO NO CONSIGNE AZO TSY MAHAZO APOITRA MIHITSY NY PS FA TSY HITAN'I SEFO HERY MIHITSY NA DIA AN LERY AZA NY SERASERA
C'UN DEFI =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. TEGEVE ( 05/03/2009 22:14)
anaka Andribe ,ianao anaka dia tsy mba fetsy2 toa an'i andrywui fa tonga de kobo ,voan'ny Androbe de io mitsikanikany io foana sy mihomehy tany vaky2 io foana , (l) (l)
7. gasmlay ( 05/03/2009 22:21)
aza tratran'isefo eo laisany manao kôlé kôlé reo rapitso fa mamay!! :-D :-D :-D
8. xxx ( 05/03/2009 22:23)
hay efa ireto aby le mpanohana an'i ra8 ndoza iny tssssstsss
9. xxx ( 05/03/2009 22:27)
gasmlay tsy hitan'i hery izany io,sady defi ho azy koa anie io eh esory raha esoriny, (l) (l)
10. gasmlay ( 05/03/2009 22:28)
an an! tsy tia an'i ra8 ndoza zay ka! hanala azy mitsy ary no ho ataonay!! :@ :@ :@
11. xxx ( 05/03/2009 22:35)
dia efa mitovy isika izany samy tgv aby :-D :-D :-D
12. TEGEVE ( 05/03/2009 22:41)
anaka andrywui io miantso olona higafy io no nampitandremany anao anaka ,tsara ihany ny mitaona olona hitolona fa tsy hanao asa vendrana toy izao ,tohizo ny tolona ry zalahy fa tafatsoaka aby ny kilonga (l) (l)
13. xxx ( 05/03/2009 22:44)
i TEZEVE IHANY VE NO ANDROWUI DIA eo AVY RALALAINA,tena mahafanina le jeu de ps ato kle,sa ahoana ry Andrybe =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. tafondro ( 05/03/2009 22:47)
R8 R8 R8 R8 R8 R8 R8 R8 WOUAOUUUU gordini sa turbo ???? :idea: :idea:
15. xxx ( 05/03/2009 22:51)
ahona lesy tafondro,inona no paika,sa ela koa hanao copie coller eto :-D :-D :-D
16. tafondro ( 05/03/2009 23:01)
Ahoana moa ilay fanaovana azy ? :oops: :oops: :oops:
17. fozaoranabe ( 05/03/2009 23:13)
omena carton rouge dia vita e sa ahoana tafondro
18. tafondro ( 05/03/2009 23:21)
O ry fozaoranabe fa ahoana ihany é ? sao dia mba disoan' ny eritreritrao ianao ny @ izany ,tsy azoko veroka mihintsy ity copier coller ity ndraindray .
19. fozaoranabe ( 05/03/2009 23:34)
tandremo ry tafondro fa tsy izao mihitsy no manao an'io copie coller io,za koa aza mba manontany tena :roll: :roll: :roll:
20. tafondro ( 05/03/2009 23:51)
Fa dé ahoana ihany ary .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0989