no limit African ...
5. Andribe
(
05/03/2009 21:07)
@ ty korotana ataon ny jiolahimboto erakin ny tanana ty ve???? tena zao no tadiavin i andry tgv zany asainy mifamono ny malagasy 8-) 8-) 8-) 8-)
6. xxx
(
05/03/2009 21:17)
d ho entina ho voinona daholo indray ny olona @ sabotsy mba tsy hahatanteraka lé sommet, hoe io fa namono olona b indray ny mpitondra!
7. TEGEVE
(
05/03/2009 22:38)
anaka isany io fanakorontanana io mihitsy no tsy maha d'accord ahy @ ireo membres sasany ato @ foibe ,misy ry zalahy ato manao anio ho strategie mantsy (l) (l)
8. xxx
(
05/03/2009 22:42)
anaka TEZEVE,aza mody fanina ianao fa aza atao intsony ny copie coller mba ahazoanao miditra ao @ foibe :°) :°) :°)
11. xxx
(
05/03/2009 22:55)
Dakao @ miala tany ry zareo fa mitady hanao maso be tsy mahita an !!! :{ :{ :{
