En application de la loi n°78-75 du 6janvier 1978

1. xxx ( 05/03/2009 19:45)
hoe reste anonyme izay mpandefa message eto,donc tsy ara dalana raha fantatra'i rahery daholo izay ps ny mpandefa hafatra eto.
répondu par xxx le 05/03/2009 23:14
2. xxx ( 05/03/2009 19:49)
donc mitohy copie colle :-D :-D :-D
3. fijo ( 05/03/2009 19:50)
lalana nosamborina taiza indray io???
4. xxx ( 05/03/2009 19:54)
(l) (l)
5. vahiny2004 ( 05/03/2009 20:25)
Any @ Ra hery ny familiana fa rehefa leo ny hakaondrananareo eto izy dia ho foanany tany io serasera io fa ataovy tsara
6. xxx ( 05/03/2009 20:34)
anaka tena vahiny marina ianao.Tohizo ny serasera anaka (l) (l)
7. Andribe ( 05/03/2009 20:58)
tsss nga ito ihany no serasera ataon i ra hery mety tsy raharahany akory aza ngamba ny ato na maty aza :^) :/ :^) :^)
8. xxx ( 05/03/2009 21:03)
fa nesoriny lery tato ny ps nanao copie coller ry andrybe an,f'ity indray mitoraka ity tsy ho hitany intsony, tena sur aho :-* :-* :-*
9. Andribe ( 05/03/2009 21:11)
nareo aza miafina anaty xxx ko sa ratsy tarehy be nareo na rasty ps ka miafina anaty xxx sao de mba gidro be :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. xxx ( 05/03/2009 21:18)
aza dia etipo dangitra lesy andrybe an fanatray ela fa sady bogosy no be tantanty. (l) (l)
11. xxx ( 05/03/2009 22:55)
i Andrybe sy TEZEVE manana ps au moins 10isan'olona donc au moins 20ps izy roalahy donc forcement izy roalahy no manao an'io ps sandoka io .Esory mihitsy aloha TEZEVE raha te hilamina ny serasera (l) (l)
12. xxx ( 05/03/2009 23:14)
Izaho oa fidinana ho filoha fa tsy zakako intsony ny fahorian' ny mpiray tanindrazana amiko ,marina mafy izany . :oops: :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0594