MITOHY NY TOLONA MANDRAM-PIALA AN DRA8

1. ralalaina ( 05/03/2009 07:22)
Diso hevitra daholo ry RA8 mianankavy ato @ forum raha nanantena hoe vita ny ady,vao manomboka izy izao,efa vory lanina daholo izao ny vahoaka eto tana ho eny @ 13 may,tsy manaiky intsony izany tsy mahazo alalana hanala ny jadona izany fa de avy koa izahay @ angady sy harona fa dia miomana ianareo ry zalaha
répondu par ravonjison le 05/03/2009 14:17
2. tsinjo ( 05/03/2009 07:26)
tsy oe ny fanalanareo ny jadona no sakananay , fa ny fampiorohorona nataonareo :cry:
3. ralalaina ( 05/03/2009 07:31)
fampirohorona ve ry ilay devoly lahy ty tsy ireny miaramila ireny tsy avela maneho ny heviny n olona mba ahirato ny maso
4. Noue ( 05/03/2009 07:35)
ary tena hipok'olona be mahintsiny zany 13 Mai zany androany aaaa :-D :-D :-D :-D :-D

[URL=http://img5.imageshack.us/my.php?image=journee05mars2009008.jpg][IMG]http://img5.imageshack.us/img5/760/journee05mars2009008.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img5/journee05mars2009008.jpg/1/][IMG]http://img5.imageshack.us/img5/journee05mars2009008.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]
5. tsinjo ( 05/03/2009 07:36)
oadray , kou ra tsy tampina ny sofin'olona kou tsy maheno reny fampitahorana sy fampiorohorona eo am 13 mei isan'andro reny . Mba alefaso lavitra oa le saina , ary ra devoly za ela zany inn kle ???? :evil:
6. ralalaina ( 05/03/2009 07:42)
tsy omena tsiny ela fa domelina be,tsy mahita ny didy jadona sy ny fangalarana misy eto madagascar,angamba miray tsikobamkomba @ ravalo mpamono olona dia miaro mafy ny seza aza matahotra ela fa tsy maintsy hasorinay @ io toerana io e
7. Oay ( 05/03/2009 07:53)
Ralalaina a! aza mora taitra raha tojo ny mafaitra fa asio siramamy... ny tiako holazaina d tsotra tsy mijanona ny fanalana an'i Ra8 na mijanona aza ny 13MAI satria nahoana:
1° Atsy ho atsy d ireo lehiben'ny miaramila manaraka anazy ireo tsy ho faly rehefa mahita fa Ra8 manana milliard izy anefa tsy mba manana d raha vao angataka @ Ra8 izy ireo d miditra eny @ camps de concentration eny Tsiafahy, jereo ny nahazo an'i Jeneraly Fidy é!
2°Mba hanarorenana ny lany rehetra nandritra izao korontana izao d hitombo indray ny fakana ankeriny ny fananambahoaka ataon'i Ra8 noho izany d hisy olona hafa indray hitsangana eo d mitohy ny tantara fa tsy mijanona izany io fa faux calme ozy ilay teny izay
Noho izany mety tsy hitovy ny hevitr'isika fa za mino fa zavatra tsotra sy tsy misy dikany no hanala an'i Ra8 eo @ fitondrana satria efa voalaza fa aza manompo tompo roa.
i Oay dia midera ny fahasahiana ananan'i Andriamatoa Andry Rajoelina fa i Oay tsy nandeha teny @ 13Mai ny antony d tsotra vavaka no atolotro ny ray ao ambony satria izy mahita sy mahalala ny ataon'ny apostoly Marc Ra8 ka raha mahatsapa marina izy fa manao izay mampijaly ny vahookan'io apostoly Marc io d tsotra ny fanalana an'io eo satria izy no nametraka an'io eo ka mino sy mahatoky aho fa anazy koa ny manala azy.
8. Andribe ( 05/03/2009 08:00)
sao de mba matoto sisa hanala an dra8 eto no hiafarany :-D :-D :-D :-D :-D
9. mion ( 05/03/2009 08:22)
tsy omena tsiny ela fa domelina be,tsy mahita ny didy jadona sy ny fangalarana misy eto madagascar,angamba miray tsikobamkomba @ ravalo mpamono olona dia miaro mafy ny seza aza matahotra ela fa tsy maintsy hasorinay @ io toerana io e


Raha misy domelina kosa angamba eto @ forum de ireo mpanaraka an'i Andry Radomelina ko, ohatra voalohany @ zany ralalaina
10. ralalaina ( 05/03/2009 08:27)
ela no tena doma ry mion zatra milelaka ny vodin-DRA8 dia tsy mahitan ny fahoriany gasy
11. mion ( 05/03/2009 09:00)
asa mety avo loatra angamba ny fisainako de tsy takatr'elà. ireo gasy lazain'là ireo ane de gasy tsy ampy fahalalana nefa ataon'là fitaovana e, faly eri lisany manao oe andraso ny mana de miandry izy ireo eo @ 13 mai, ny fetsifetsy moa de tsy manaiky raha tsy mahazo vola eny @ ENS alou, refa tsy tonga ny mana @ 13h de any anaty magazain'olona no tadiavina, de zany foana!!!
12. xxx ( 05/03/2009 09:17)
ntso aza ela ra lalaina ,aza misosoka alahelo intsony lesy,manetsa be mbola hoavy, :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p
13. tsinjo ( 05/03/2009 09:26)
marina letsy fa manao didijadona r8 fa saingy mitondra any fandrosona e,fa saingy maninona no maka fahefana andalambe i TGV ?
14. mion ( 05/03/2009 09:36)
mahazo alalana avy @ fanjakana lisany TGV hitolona omby . ary tandremo sao tratra ambody omby ôhatran'ilay nametaveta kisoa fa oainina
15. ngoiha ( 05/03/2009 10:24)
Fa iza ihany ireto TGViste mbola mirediredy ato reto e,ka i ANDRY RADOMELINA ary efa lasa niridana tsy hita intsony kou.Mbola tsy leo ny laingany afafiny isan'andro ihany ve,sa efa donto dia tsy mahita ombana intsony.Aza miantehitra am'ANDRY BOBOKA WOA HE HE HE.Zao izy lasa ianareo aiza he he he
16. KALACK ( 05/03/2009 10:31)
hoy mion oe:
13. Mpandefa : mion [ Valio ] 05-03-2009 10:36:59
Lohateny : Re : MITOHY NY TOLONA MANDRAM-PIALA AN DRA8
mahazo alalana avy @ fanjakana lisany TGV hitolona omby . ary tandremo sao tratra ambody omby ôhatran'ilay nametaveta kisoa fa oainina



misy namanareo anakiray oe Tafondro anga izy zay mahalala bebe kokoa momba izay resaka kisoa vetaveta izay



17. ravonjison ( 05/03/2009 14:17)
Izao dia miombokevitra @ MION etsy ambony, ny gasy sasany dia tsy ampy fahalalána, noho izany dia azo atao fitaovana sy manipuler-na
RALALAINA : aiza kosa dia rehefa tsy mitovy hevitra aminareo ny sasany dia tonga dia atao hoe milelaka an-dRavalo ( sady toa enti-po be nareo manoratara izany).
OAY: tsy any kosa ilay raisonnement-nareo : miaramila managataka vola @ Ravalo dia tsy mahazo, dia avy eo alefan-dRavalo any ampigadrana, ohatra : generaly Fidy. Afangaronareo loatra ilay izy. Ny tsy fitiavana an-dRavalo no betsaka ao antsainareo.

Ny fanararaotana, ny fakána seza toy izao, ny fanakorontanana toy io dia tsy mety e, tsy mamaha olana velively.Rehefa tsy mety dia tsy mety fa tsy mingizongizona fotsiny. Mandehana mijery ny fomba fatao any Eoropa rehefa maneo hevitra, @ mba tsy misy olona maty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1871