TSY NISY NAHITA AN'I NAMANA andywui VE IANAREO

1. TEGEVE ( 05/03/2009 00:33)
anaka isany saika nataoko tao @ sarimihetsika ny dinika satria komika be ranamana,saika tao @ resa-behivavy ihany koa satria miafina xxx foana ranamana,saika tetik'asa sy vinavina koa satria mitady seza @ tgv ranamana,tsa haiko fa dia nataoko @ politika satria mpitolona mafana fo be eto @ resaka politika izy kanefa tsy hitako,sa ré mbola sahirana mandray ireo tgv nitsoaka (l) (l)
répondu par KALACK le 05/03/2009 10:00
2. andrywui ( 05/03/2009 08:46)
afaka tsara zay ny adalanlah ry lety fa ny TIM aza tsy misy manameloka ahy fa elah ndray aza no nampecher ny !! ary aza miteniteny foana fa tsy misy mitsoaka zany tsika ka !! iza ndray no mb nahenoanlh anzan vaovao diso be zany !!! fa ny armes no nampiana natao bebe satri otrn'ny io ko no hatao biby fampitahorana oe tifirin'ny miaramila ee !!! hanao reserviste otrn'ny tam 2002 ko zany ny TGV rehefa izany !!! ha ha ha ha aha nangovitra an ? ha ha ha iiiiiiiéééééé hanao reservistes 2009 ko zany zahay fa def mihomana ee !!! ha aha ha ha =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. KALACK ( 05/03/2009 10:00)
Tsy mahavoa an'ny namana andrywui nareo fa ataony mipoaka daholo ry zandry kely isany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1329