Tratra i Andry Rajoelina...
1. pimaso
(
04/03/2009 18:36)
Direction TSIAFAHY rampitso
TAPITRA hoy aho
Misia be mokon doha eo ihany fa lisany TGV ato ireo efa hitanay daholo ny lava tranon lisany
Fampitandremana farany
AMEN
TAPITRA hoy aho
Misia be mokon doha eo ihany fa lisany TGV ato ireo efa hitanay daholo ny lava tranon lisany
Fampitandremana farany
AMEN
répondu par xxx le 05/03/2009 08:38
3. sitlo
(
04/03/2009 18:45)
Aza misioka fa ny tapitra eo ny fiainana. Efa hatry ny ela izy no nanantena ny hosamborina. Mety efa maro ny tetika ambadika noezahana nosakanana alohan'ny nisamborana azy ka mety nahatonga ny fiandrasana fotoana tahaka izao.
Izany akory tsy midika fa araka daholo ny manohana azy ambadika.
Izany akory tsy midika fa araka daholo ny manohana azy ambadika.
5. sitlo
(
04/03/2009 18:56)
Na marina na diso, tsy maaintsy hiafarana amin'ny sandry io raharaha io. Efa imbetsaka ihany izay dinika am-bava izay. Ny toekarena mitsotsorika ihany. Sady ny tena mahasosotra, ny industrie mihitsy no nosimbaina.
6. xxx
(
04/03/2009 19:40)
RESAK 'ETOTRA KELY ! MITRSIFOTRA FOTSINY ZANY FA I RAJOELINA AZA MBOLA ETO AM TANANA MIDEHAKA TSARA MITSY KOOO HAHA HA AHA
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
7. fijo
(
04/03/2009 19:44)
izy midehaka tsy olana,fa izy mamono ny harikarena malagasy no mandreraka saina be
8. xxx
(
04/03/2009 19:45)
t@ 19h teo no tratra lery ,dia tratra koa rolland ratsiraka sy minisitra 4 an'i tgv
13. xxx
(
04/03/2009 19:53)
Vaovao azo avy any ambanin'ny tany le izy zany e nisy olona mena maso be misy tandroka sy rambo mitondra lefona telo nify no niakatra avy any anaty tany niteny anzay de nilentika any ndray
15. xxx
(
04/03/2009 20:00)
de ny olona ambony rehetra tsy misy maheno de zay elà ve no mba naheno nialohan'ny Alain Ramarosaon , Rolland R, .....sssssssh resa-balala manidina ,ndeha matory fa mety reraka elà avy niasa
18. fijo
(
04/03/2009 20:16)
rfi izao no efa milaza fa nisitrik atsy misy hita ry zalahy,hihihi kay koditra le hoe "miaraka amintsika ny miaramila????"lainga be kay le
