anio ny visa farany handosiran 'ny jiolahy rehetra...
2. rangorivao96
(
04/03/2009 12:34)
d'efa nitsoaka teto Madagascar ve Ravalomanana , Ranjeva , Guy Rivo ,Charles Rabe....... sa mbola eto ry zalany ry Tsimatimanota ???? tena tsara zany vao2 azonao zany ab !!!! mety efa lasa Ravalo iny zao ra vao nahare anzany visa farany zany klé ! taraiky eto eo ko ry ministra amambady amanjanaka fa mandehana ony a !
4. pimaso
(
04/03/2009 14:00)
I mialy rajoelina izao no nitsoaka voalohany t@ lundi...
ainsi de suite
ainsi de suite
5. TEGEVE
(
04/03/2009 14:37)
anaka pimaso sao mba mahalala olona afaka manao visas ho ahy ianao anaka (l) (l)
anaka rangorivao96 tsy mahavoa an'i rangorivao69 ianao anaka fa aza misandoka ps (l) (l)
anaka rangorivao96 tsy mahavoa an'i rangorivao69 ianao anaka fa aza misandoka ps (l) (l)
6. pimaso
(
04/03/2009 14:43)
TEGEVE na TGV
izany raha azoko tsara samy
Tolona Entina Gaboraraka Eken'ny Vendrana Ery tsy mahavoa
Tay Goavana Vaventy
sa ahoana fa tsy azoko tsara?
izany raha azoko tsara samy
Tolona Entina Gaboraraka Eken'ny Vendrana Ery tsy mahavoa
Tay Goavana Vaventy
sa ahoana fa tsy azoko tsara?
7. TEGEVE
(
04/03/2009 14:49)
anaka pimaso aza manao teny ratsy ianao ,fantantray fa tsy mety izao loham-boto ataonay izao ,ka matahotra ny ho voasambotra ny ato @ foibe,izay no nangatahako fanampiana avy any @nao ny @ visas anaka (l) (l)
8. xxx
(
04/03/2009 15:58)
tena aoka lety Tezeve ty anaka, anaka ataonlà ty fa tena mampiakatra ny tansio ko mitsy lé ,mandaginina be elaà , manome lagy be le anaka
9. TEGEVE
(
04/03/2009 16:03)
anaka xxx tsy dia tsara ho anao angamba ny misera ,aza misafoaka ianao anaka fa ndrao dia tapaka lalàn-drà, (l) (l)
