LOZA BE ETSY AMBATOBE

1. lagoon ( 04/03/2009 11:12)
HIAKA ANY AN'EFITRA

Efa nantsoina tsy nisy navahana
Hatrany atsimo ka hatrany atsinanana
Natao antso mafy hipàka ambovonana
Ka nandre daholo ny hatrany am-piangonana

Siahina ny atsy,kopahina aroa
Ianareo mpandalo tongava avokoa
Ny avy eny Andohalo midina manotrona
Ny mbola any an-trano tongava mitokona

Avia ry tontolon'ny fandraharahana!
Izahay tsy ho avy fa izahay norobàna….
Tongava malaky ry fonksionera!
Aleonay manaja ny ministera…
Mirodorodoa ianareo afak'aba!
Izahay efa tany fa aleonay mikandra….
Tongava ny hery rehetra hitambatra!
Indreo dinozoro no tonga nanangatra…
Ry tafi-bahoaka ô tongava mitolona!
Tsy ianao no "mibaiko" fa ianao no "hosamborina"…

Lazaina fa"iny ny lalan-kodiavina"
Kanefa dia tery no sady manjavona
Aleonay miandry ny andro"zomà"
Toa izay hifidy" tsy vita mandat"

Ka na iza HIANTSO na iza HANETSIKA
Izahay tsy hamaly izay" HIAKA ANY AN'EFITRA"

efa lazaian ianareo fa tsy mety
Fozaorana io fa tsy krevety!!


:-D :-D :-D :-D
répondu par fijo le 04/03/2009 20:52
2. xxx ( 04/03/2009 11:15)
marina izany looks an :} :} :}
3. essera ( 04/03/2009 11:19)
Aza manaitra les fa hay zavatra tsis dikany no soratan' lisany. Politika ny ato fa tsy hain-teny. Mihisaka kely ialah d efa poinsa.
4. karavasy ( 04/03/2009 11:19)
Karavasio, ary aza hamelana
rehefa maditra, mpandika lalàna.
5. xxx ( 04/03/2009 11:21)
karavasio koa i salopard fa miteny satsy sy mamoa fady :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. xl ( 04/03/2009 11:23)
MASSACREZ LES FOZA ORANA
EXTERMINEZ LES
KAPAO FA MANIMBA NY TANY
VIVE LAGOON
:evil: :evil: :evil:
:twisted:
:twisted:
:twisted:
7. andrywui ( 04/03/2009 11:26)
pfffff ! eritreritra no betsaka fa ny fanatanterahana aotra !!!

lagoon === ratsy be le tsianjery nataolah io ! otran'ny le tamzahay T1 le izy !!


:-D :-D =D> =D> =D> =D> =D> =D> :-D :-D
8. karavasy ( 04/03/2009 11:28)
andrywui lasa mitapy ka karavasio mafy
9. xl ( 04/03/2009 11:31)
ANDRYWUI > NY ALIAKA AZA MISAINA NOHO ELAH
ATAO HEO ASSEZ DIA MIJANONA
FA ELA MIREFAREFA @ TANY
MBOLA TAVELA T1 NY CONSCIENCE SY QI
MARENINA FA MAIMBO VAVA BE
:evil: :evil: :evil:
10. andrywui ( 04/03/2009 11:38)
ny anaranlah ve letsy XL tsy misy oe RANGORIVAO ny prenom anlah ?? mb valio kel lets de miresaka atsika lahy avy eo ref av miantso andra-hery aho ?
valio letsy XL a? :-w :-w
11. karavasy ( 04/03/2009 11:57)
Ny an'i andrywui namorona pengiun voakaravasy indray no mapiresaka. Efa zatra loatra manko. Ireny no karavasy ry andrywui é.
12. rangorivao96 ( 04/03/2009 12:14)
Aza teneninao i andrywui ry le tsy misaina ty fa efa namako izy a efa niova TGV aho zao fa veloma hatreo ny TIM nareo bye bye



^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
13. rohy ( 04/03/2009 12:39)
na inona ambara lazaina fa vita
ny demokrasia tsy maintsy tafita
lasan'elah ny premier rounina
zay koa tsy miala fa mbola vonona
ze miaramila folo kamiao
tsy mahasakana ny hetsika atao
na inona na inona fanaratsiana
tsy maintsy tonga @ tanjona iriana
na higafy elisany na hanakatsakana
tsy maintsy miala i Ravalomanana
:@ :@
14. mion ( 04/03/2009 12:46)
tsy miady rima lty zany a, ôtran'ny ol maternel manao poesie:
Ma main... voici ma main... elle a 5 doigts etc.... :lol: :lol: :lol:
15. rangorivao96 ( 04/03/2009 12:52)
MION rehefa tsy mahay de aza mialona ny an'iROHY fa milay be ary zany ko !! asio iray ndray Rohy a!! efa fantatra ny fiasan'ireo TIM reo fa mpandrava sy mpanakorotana fa za miraharaha anzany fa alefaso le poesie milay be vaovao be ndray

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
16. tsimatimanota ( 04/03/2009 12:56)
HITA HOE MPIANATRA DJ TSISY BACC KOA I LEITIA
BAC A ORDURE ALOA HANANAN LISANY BE DIA BE SADY MITOVY FOFONA KOA MOA
NY SAINA @ IZAY AMPIASAINA HITADIAVAM BOLA FA TAPITRA NY VAKY TRANO
NA VAROTRA FITOMBENANA ATAO REHEFA TSY TAFA INTSONY NY KARAMA @ LE MANDROBA
DIA MISOTROA NY HAMAMIN NY LISANY
17. rohy ( 04/03/2009 13:16)
tsy mankaiza hoa elah ry kelykanonta
na ho aiza na hoaiza tsy maintsy mitonta
be taim-bava mba miseho ho rezatra
reto foza orana kely mifezaka
fara hery sisa de mitsikera
fa efa fantatra fa hianjera
kelikely sisa de very fihinanana
fa hiala teo iRavalomanana
ialahy io zao milaza mahay
nefa latsaka ambany ny mpiasanay
:-P :@ :@
18. mion ( 04/03/2009 13:22)
za alou tsy poety e, fa mba tsy tokony hizitizity kosa refa tena zéro fa mahamenatra ko. manjary le hain-teny malagasy mintsy no lasibatra oe tena gàgà be ny Gasy .
sa hanoratra tononkalo indray no atao hitadiavam-bola fa lany le 600milliard nommen'i Ratsiraka hanakorontanana?
19. fijo ( 04/03/2009 20:52)
hay ady kanto,milay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0728