Efa narehitry Ra8 io afo io vao resy teo am Communale TIM
1. essera
(
04/03/2009 09:19)
Mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe : raharaha notadiavina ange ny an'i Ravalo é. Naninona ilay bandy kely DJ io no nenjehina sy nosakanana vao niakatra teo amin'ny CUA.
Efa notadiavin'lisany io ry TIM ka dia manàna endurance.
Bobaka be ny resaka efa nataon'ny tenanay teto momba ny tsy mety nataon-dra8.
Efa notadiavin'lisany io ry TIM ka dia manàna endurance.
Bobaka be ny resaka efa nataon'ny tenanay teto momba ny tsy mety nataon-dra8.
répondu par njara2007 le 04/03/2009 11:37
2. yuka
(
04/03/2009 10:07)
dia aninona anefa ianao e?
akoho tsy naneno otrizay ve ry se tsy efa lanin-kary aa :°) :°)
akoho tsy naneno otrizay ve ry se tsy efa lanin-kary aa :°) :°)
3. Oay
(
04/03/2009 10:09)
Tsy misy ady hevitra fa ny olana raha eto @ serasera no jerena d tsy miaina eto Madagasikara ny ankamaroan'ireo mpomba ny fitondrana ireo ka d tsy omena tsiny raha tsy maharaka satria heveriny fa mitovy @ any Amerika sy any Eropa ny zavatra iainana aty.
4. xxx
(
04/03/2009 10:20)
Hita ko ,,, Yuka io ony manana JET privé anazy manokana mitsy any jap's any ,henonay anie zany ry Yuka e ny VILLA be an'i Yuka any Japon 500m2 avec piscine-chaud ,mba anatero tapa-mofo kely ry Yuka le gasy kely mampalaelo aty fa trotraky ny fiainana a miasa mafy mikarama ihany anie fa de tsy tody le 7 ny volana akory de fotsy e mivelona amin trosa sy ny hataka anie ny 80% nay Malagasy ry Yuka e mba tongava kely moa ianao mody kely aty de ho tsapanao fa mijaly velona ny Malagasy rehetra ,ary fijaliana mbola hitohy raha tsy misy fiovana ,ka modia aloha e
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
5. Oay
(
04/03/2009 10:29)
xxx:

Voalohany i Oay d mangataka @nareo xxx mba hampiseho an'ilay sarin'anaranareo amin'izay mba hisy lanjany ny zavatra lazaina satria resakin'ny olona efa feno taona ny eto fangatahana iny raha azonareo atao.
Faharoa za kosa aloha tsy angataka @ ireo kely maso ireo fa ireo manao terabitro klé, raha vao tonga aty ireo:
Ho foana ny Malagasy,
Ho foana ny Fivavahana Kristianina sy ny monothéisme klé.
Aleo nareo ry yuka mijanona @ villa be nareoa any ihany klé.
Fa yuka kosa aloha mahazo biz'oroka bobaka be avy @ lehilahy satria misy miheritreritra hoe any Thailande.
6. essera
(
04/03/2009 11:03)
yuka:
dia aninona anefa ianao e?
akoho tsy naneno otrizay ve ry se tsy efa lanin-kary aa :°) :°)
Efa tsy misy kary intsony eto raha tsy hoe ianareo no niompy tany ho any.
dia avoaka tsimoramora rehefa misy fitakiana anaovana ramatahora
8. njara2007
(
04/03/2009 11:37)
8O 8O Misy fahamarinanay ny lazainareo ry erera... Zany hoe; ny eritreritro indray dia ny hoe: sao d mba iray ihany i Andry sy ra8 eh!! :°) ny marina kokoa d ny hoe tetika efa maty paika io?? :( . Diniho ngeh eh!!!!!) Nasaina nataon'ny Andry Rajoel izay hisian'ny krizy be d afaka ra8 eh; misy excuse izy d OK ny sezan'ny amin'ny 2012.(Satria nisy krizy d tsy misy tanterako ny fampanantenako koa manana finona fa @ty 2012 ity dia hiasa tsara @zay tsika).
Ity no porofo:
----> Tsy samborina mihitsy i Andry ary mody asaina mitsoaka any an-dafindriaka rehefatreo
:roll:
Ity no porofo:
----> Tsy samborina mihitsy i Andry ary mody asaina mitsoaka any an-dafindriaka rehefatreo
:roll: