Manomboka ny fankahalan'ny olona an'i TGV

1. rabaradaka ( 04/03/2009 06:01)
Efa hatramin'ny voalohany aho dadatoa no nampiseho hoe tsy haharitra ela izao hetsika ataon'ny dadatoa Andry izao satria tsy ampiheverana loatra fa feno fankahalana fotsiny. Tena mihena be ny "cote de popularité" an'i dadatoa Andry. Dia tsarovy ity tenin'ny rabaradaka ity fa tsy ho ela dia hitsoaka any Fance i TGV. Dia any ndray zahay miresaka e ! Zay dadatoatandremo sao lasan'ny olona eo i nenitoa a
répondu par fijo le 04/03/2009 21:03
2. essera ( 04/03/2009 06:14)
Diso be elah satria mibaradaka. Ny olona no tsy manambola kely dia tsy maintsy mitady fa ao ihany.
3. xxx ( 04/03/2009 06:45)
Tam`2002 koa ne tapaka ny olona essera fa tonga ihany e ! Tany am`entreprise tam`zany tsy nisy an`zany menace zany hoe asiana marika izay tsy mandefa ny Mpiasa , fa ny Mpiasa mihitsy no mi-s`organiser ao ampiasana hoe handeha eny e !
4. yuka ( 04/03/2009 06:56)
Tsy aharitra itsony io ee!
lohamboto sisa no mba fikany.
5. ratavao ( 04/03/2009 06:58)
Dia ho hitantsika eo izay ho tapaka na i Dadatoa Andry na i Dadabe R-8 e! Manana ny fitadiavany ny oul de tsy maintsy mba mikandra kely aloha fa ho avy ny andro tonga fona rhf ilaina indray ny tena hoe rodombe e! Enao fona no to marary saina aloha eo!
6. yuka ( 04/03/2009 07:16)
ratavao izao de izao no hilan'i TGV anao sy ny rondombe koa raha ilaina aminiahoana ary??
efa tataka ny vavany miantso anareo isan'andro :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
MITSANGANA FA AZA MALAINA
FA NY TOLONA TSY MAINTSY HIALA AINA
NA RATAVAO NA RALALAINA
DIA TSY MAINTSY HIALAMAINA
ADRYWUI KOU DIA HANGAINA
SADY EFA MAY NY ANDRO MIGAINGAINA :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
7. mion ( 04/03/2009 07:52)
tehaka be hoan'i yuka :aplause:
Sambatra ze hanoratan-dri tononkalo
8. xxx ( 04/03/2009 10:01)
YUKA & MION SALUT LES AMOUREUX (l) :* (l) :* (l) :-* :-* :-* (l) :* (l) :*

=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
9. saranga ( 04/03/2009 10:01)
Mba misaina tsara dadatoa. Fa zao e, manahy aho dadatoa sao ho lasa toa ilay RTLM (Radio television libre des milles collines) any Rwanda izay nanao fampiadiana 8 juillet 1993 au 31 juillet 1994 tany Rwanda ny Radio Antsiva sy ny Viva. Ity Ismael ity ange ka sady tsy nianantra fanaovan-gazety no zero diplome nefa be resaka tsy mahay na inona na inona e
10. fijo ( 04/03/2009 21:03)
ka any amintsika anie ry zalahy izay be vava de lasa izao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8048