MILA AMPIANARINA MITOLONA VE NY MALAGASY !

1. endrika01 ( 03/03/2009 19:06)
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolona ve ny Malagasy?Aniza ny fahadisoana raha misy ny Fahantrana?Varimbarina manaraka ireo mpifandrombaka seza,ka tsy mahatsiaro tena we ataonizy ireny fitaovana fotsiny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0574