autre methode
1. zama91
(
03/03/2009 17:16)
rehefa natao ny grevy general toa tsy nisy zavatr aniova akoatra ny cote popularité ny ra8 niakatra tao tana.@ grevy toa izao moa mba hanairana ny communauté international dia manainga ny tgv sy ny mpanohana azy hanao greve de la faim ka tsy mijanona ny tolona raha tsy azo ny fitondrana
répondu par xxx le 03/03/2009 22:13
2. xxx
(
03/03/2009 17:19)
tena fitiavantanindrazana marina ny an'i tgv raha @ periode hisian'ny fivoriambe ny OUA eto dago no manao greve de la faim ,saingy tsy izay no zava misy,ry tgviste rehetra tokony mba hanao toy izany eo @ 13mai ianareo raha fantatrareo fa @ bonne cause no hanaovana an'izany
4. xxx
(
03/03/2009 18:39)
ataovy ny greve de la faim fa rehefa avy eo omena yaourt sy ronono ihany é.
6. xxx
(
03/03/2009 19:23)
iny vodikelin'i tgv iny in vetsy taolana sisaraha vao tsy mikaly roandro le.I monja rondefo indray mba bolangina kely ihany
7. andrywui
(
03/03/2009 19:43)
salut les B...... ah zama91 mantsy eh de aona lety ?? hanao greve de la faim ka tsy hijannnn ra ts azo ny fitondran !!!!! he he he fetsy be an !! de amzay kozatra kely matinanoanana daolo de mora ny manamboatra azy any Tsiafahy amzay oo !! mahay elah ry B.....ah zama91 kah !!!!! ha ha aha aha
8. zama91
(
03/03/2009 19:53)
@ izay mba tsy misy korontana,efa 1200sisa ve lesy ny manohan an''i lery,tokony mba hiova methode eh,fomba fiady izany rehetra mba haovana pression ny fitondrana,mino aho fa tsy hanao an'izany lery
9. Andribe
(
03/03/2009 20:27)
kiii tady tomany ve lesss ra tgv tsss esory ranga ra 8 fa mijery voamasonjaza a =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) faly ery ra wiwwi
10. fijo
(
03/03/2009 22:01)
ary mihena isanandro ihany le pokona an,ny hiafarany lery sy ny pandroba sisa no eo,ary lery indray no hovoaroba amin'izay
11. xxx
(
03/03/2009 22:13)
lery sy garde du cops miaraka ny securite sisa no eny indray andro e,aiza ny tsy ho lany lainga eo nefa e ,isika izay manohana ny ara dalana kely sisa f'aza matahoatra mino fotsiny ihany...... :* :* :*