ILAY MASININA HAFA KELY TGV TSARA TAREHY SADY MILOKO ORANGE

1. andrywui ( 03/03/2009 15:47)
Ireo olona bedebe tonga teny am 13mei ireo ny TGV ireo !! mirifatra be !! mitsaky tsara ny frein -ny !!!! misy etage tsara tarehy be !! mandeha courant fa tsy mande lasatsy reraka otran TIM !!! zany ny TGV zany !! sady lavabe fa matratra 500m ny halavany, izany oe mahazaka olona 2.000.000 ao anatinle TGV milay be !! de ahoana amzay nareo amzany hatsarany izany !! sady miloko ORANGE mahafinaritra ! otrity Forum ity !! ha ha ha voa an ??? iiieeeeéé OTRITY FORUM ITY AN'NY TGV ITY hi hi hi hi
répondu par Andribe le 03/03/2009 20:15
2. xxx ( 03/03/2009 15:57)
Raha tena an'ny TGV marina ty Forum ty de hiala ato aho zany e
3. andrywui ( 03/03/2009 15:58)
TSY HITA ANGAH IO LOKONY ORANGE IO ?
4. hery ( 03/03/2009 16:42)
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] (andrywui)
2. Mpandefa : andrywui [ Valio ]

Naseho ny xxx fa mampiady angely
5. batista007 ( 03/03/2009 16:43)
:-D :-D :-D
6. andrywui ( 03/03/2009 19:30)
Le malin malin kely eto rangah ra- hery aza atao anzany fa innnn ary ty le ! io zao no mba ahavoazako kely eto de tadiavindra-hery somparana ndray !! aoka rangah hilamn amzao fa aza atao anzany a !! ze tsy misaina mijery ny fomba fanoratra sy ny soratra de aleo hipoka any e! zahay zao sady mandinika y mpanoratra ni mijery ny fomba fanoratrra !! Sa le tsindro paingotra kely ao no ..... he he he he aoka ra- hery aa !!!!
7. andrywui ( 03/03/2009 19:33)


Gaigy ty ra- batista fa misy manara- maso ny malin kely mba fiadiko ah !!! :evil: :evil: :evil: :evil:
8. xxx ( 03/03/2009 19:48)
:-D :-D :-D :-D gravy ndray iny an tena tsy mitsahatra miome za mamaky anity forum ray ty klé :-D :-D :-D :-D :-D aza mapme
9. Andribe ( 03/03/2009 20:15)
traingo ra wiwi fa tsy nampiasa fimailo hahahaha niova loko le orange lasa menamena be fa tratran ny beret rouge tao anaty tonelina hahaha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0821