sao dia tafahoatra loatra zao ee ???

1. Noue ( 03/03/2009 14:13)

14H05 : Andry Rajoelina a surpris en demandant de marquer de noir les domiciles des pros ravalomanana

D’après le quotidien malgache Les Nouvelles, durant leur intervention sur la place du 13 Mai hier, les leaders de la “révolution orange” ont invité leurs partisans à la délation en leur demandant de marquer à la couleur noire les domiciles des membres des forces de l’ordre ou des partisans du parti présidentiel.
répondu par xxx le 03/03/2009 15:37
2. rabingogilabanga ( 03/03/2009 14:18)
tes sources mon ami, tous les documents, toute l'intégralité

fa raha tsy izany, raha diso ny lazainao, nefa misy ihany ny miady, dia lasa isika no mampiady
3. ralalaina ( 03/03/2009 14:20)
zany de tena olona mpandainga tsivanona mihintsy ireto ra8 ireto,mpandika vilana,ny saina-mpirenena ry donto no asiana teboka mainty a,fa io famahan-dalitra anareo eto io tsy hampihemotra anay mihintsy,rosony dia hatraminy farany
MIALA RA8
4. ifiona ( 03/03/2009 14:22)
tsia, tsy mandainga izy, jereo ny les nouvelles raha mbola mahay mamaky.
5. xxx ( 03/03/2009 14:23)
jereo ty toetsain'i lay ralalaina hita mihintsy hoe lohana tgv mpandroba
6. ralalaina ( 03/03/2009 14:24)
gazety momba ny fitondrana io tsy milaza afatsy lainga toa anareo
7. xxx ( 03/03/2009 14:24)

HONO TOKOA HOAH E !! ANKAMANTATRA ITY A !!! FA MANINONA ARY NO LOKO ORANGE MIHITSY NO NAMPIASANDRA-HERY NATAO BASE ATO AMINTY FORUM TY OO ??? ZE MAHAY MAMALY
8. xxx ( 03/03/2009 14:25)
io koa ry noue erreur ny president-nareo io an! tsy hitako zay tsy nisamborana an'ilay mahia kely io h@ zay fa avela eo fotsiny
9. xxx ( 03/03/2009 14:27)
hoy i xxx6 manao hoe :


HONO TOKOA HOAH E !! ANKAMANTATRA ITY A !!! FA MANINONA ARY NO LOKO ORANGE MIHITSY NO NAMPIASANDRA-HERY NATAO BASE ATO AMINTY FORUM TY OO ??? ZE MAHAY MAMALY



valiny :satria izy tia voasary be ,sady tia lamasiina
10. Noue ( 03/03/2009 14:35)
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=detail2&id=43858

io ny porofo eee ! sady tsy sobika no tsy topmada !!!!
11. ralalaina ( 03/03/2009 14:36)
xxx kanosa be ireto,mitovy @ ra8 mahana daholo tsy masahy miseho masoandro,mahazo daroka sy tothondro koa raha nampiseho anarana teo
12. xxx ( 03/03/2009 14:42)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA
13. yvonKEL ( 03/03/2009 14:50)
mba nisy nanaraka ary ve le toromarik'i ra luck eeee.ny @ le drapeau io
14. xxx ( 03/03/2009 14:50)
rehefa tsy mahazaka xxx éla d miala fa zay koa tsy matahotra daroka sy totondry là!!ho ento zay ho entina là.
15. hery ( 03/03/2009 14:53)
ity lohan'anjanomanal ity ihany no tsy hahazoan'ny tgv kil :-)

hodarohana zany ze tsy manaraka? :-)

darohy zahay e
16. xxx ( 03/03/2009 14:56)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY AKORY ISIKA :-P :-P :-P :-P
17. xxx ( 03/03/2009 14:58)
ay ay ay ay ay tena lasa geurre physique ndray ty fa aoka aloha e !
ze mafy be amlaisany no tena vendrana ,ary izay kely aina no tena milay !!! ka mifidiana ary laisany le niady teo ?? le mafy be ve sa le kely aina ?
18. rabingogilabanga ( 03/03/2009 15:10)
Si c'est vrai c'est condamnable.

Mais apparement TGV a apporté en personne son dementi concernant ce propos sur le site LA SOBIKA.COM

alors ça suffit ou pas?

à chacun son opinion.
à chacun sa vérité
19. xxx ( 03/03/2009 15:37)
ralalaina:

gazety momba ny fitondrana io tsy milaza afatsy lainga toa anareo

marina izany ra lalaina ny radio viva milaza ny marina sady marina hatrany


:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082