Manaiky ve ianao sa tsia ny amin'ny ...?
1. Fanhaiky
(
03/03/2009 12:22)
Atao hoe famonoana ihany koa ny tiako hiresahana aminao:
1- Fanamelohana ho faty zaho aloha tsy d'accord @ ireny mihitsy n'inona n'inona heloka vitany satria tsy ny olombelona no tompon'ny aina fa mbola Andriamanitra.
2- Fangatahana alalana hahazoana hanala zaza vao maika koa loza.
Zaho aloha dia tsy manaiky ireo eo ambony ireo na inona antony na inona antony eh!
Saingy izay hevitrao mamaky ity no tsy fantatro.
Sa ve misy ifandraisany amin'ilay teny ao amin'ny baiboly hoe: "Raha manelingelina anao ny tananao an-kavia dia tapaho..."

répondu par fijo le 05/03/2009 20:43
2. ikaretsaka
(
03/03/2009 12:34)
Hoy ilay rangahy katesista izay hoe..."raha manapa tanana ve=manapak'aina?
3. Nandra1
(
03/03/2009 13:02)
Miombon-kevitra aminao aho! SAdy araka le vavaka nampianarin'i Jesoa iny hoe "Avelao ny helokay tahaka ny hamelanay izay nanao ratsy taminay" dc aleo ho an'Andriamanitra irery ny fakana ny Aina!
4. lemenakely
(
03/03/2009 14:29)
Ny hevitra samy manana , fa amiko ilaina ny fanamelohana ho faty indrindra ho an ireo izay tena mihoa- pefy !
Jereo tao Irak ny nanjo an ingahy Sadam Huissein!..
Raha averina izy ity eto Madagasikara mety hampiova zavatra , raha tsy diso aho taorian ny fahaleovantena izy ity no nalan ny sénateurs t@ izany ny volavolan- dalana mikasika azy ity!..

5. ari.malala
(
04/03/2009 08:19)
Fanamelohana ho faty... izaho indray dia mankasitraka indrindra hoan'ireo mpi violer vevavy sy zazakely!
Momba ny fanalàna zaza, raha toa ve ka en danger ny ain'ilay reny dia tsy azo atao iany? dia aleo izany mamoy azy mianaka, nefa raha avela ho velona lay reny dia mbola mety afaka iteraka any aoriana any...

6. Fanhaiky
(
04/03/2009 12:21)
ari.malala:
Momba ny fanalàna zaza, raha toa ve ka en danger ny ain'ilay reny dia tsy azo atao iany? dia aleo izany mamoy azy mianaka, nefa raha avela ho velona lay reny dia mbola mety afaka iteraka any aoriana any...
Zay tokoa no tsy tao an-dohako fa fahatezerana @ le tsy misaina ireny fotsiny. ny tsy manana efa tsy fidiny ny azy indray vonoiny...
7. Mirananirina
(
04/03/2009 13:07)
Raha manelingelina anao ny tananao an-kavia dia tapaho..."
Hay tokoa moa misy izany tokoa ao amin'ny baiboly ao.
Izany hoe mamono aina kely ihany.
Ary meloka ve ireo mamono biby manana aina ireo??????????Andriamanitra koa anie ny nanao an'ireo e?
Ka raha misy heloka be vava melohana ho faty moa samy aina ihany.Rehefa olona dia tsy mety fa rehefa biby dia mety.Samy nasain'Andriamanitra hivelona eto antany ihany.
Izaho izay miteny dia tsy végétariana mihitsy a.
8. soanja
(
04/03/2009 13:16)
Fanhaiky:
Atao hoe famonoana ihany koa ny tiako hiresahana aminao:
1- Fanamelohana ho faty zaho aloha tsy d'accord @ ireny mihitsy n'inona n'inona heloka vitany satria tsy ny olombelona no tompon'ny aina fa mbola Andriamanitra.
2- Fangatahana alalana hahazoana hanala zaza vao maika koa loza.
Zaho aloha dia tsy manaiky ireo eo ambony ireo na inona antony na inona antony eh!
Saingy izay hevitrao mamaky ity no tsy fantatro.
Sa ve misy ifandraisany amin'ilay teny ao amin'ny baiboly hoe: "Raha manelingelina anao ny tananao an-kavia dia tapaho..."
Ny ahy indray dia hoe manan-tsafidy isika olombelona hanao izay mahasambatra antsika. Io no ivoarantsika rehetra isanandro. Matoa isika velona eto an-tany dia nomena ny fahefana hanao izay hampilamina ny momba antsika sy hampiodina ny mahaizy antsika.
1-Fanontaniako ary raha avelanao tsy homeloana ho faty ny olona iray nandatsa-dra ny zanakao sy nanimbazimba azy ary efa nomaniny efa ela ny famonoana ny zanakao? Raha avela izy hirenireny eny? inona no ho vokany??? Efa fantatry ny siansa fa iny olona iny dia hahavita hamerina izany indray amin'ny olon-kafa??? Inona hozy ianao no mba fanafody tsara ametrahana ireny olona ireny.
Ianao koa anefa mahafantatra fa ny volanao izay tokony laniana amin'ny fikarakarana sy fanatsarana ny fanabeazana ohatra sy ny fiainan'olombelona dia lany hanomezana sakafo , hanakaramana ny fikarakarana ireny olona mpanimba ny fiainan'olombelona ireny??? Amiko dia misy fetrany ny tiako ampiasaina ny volako sy ny niaretan'ny atidohako. Tsy natao hamelomana ny mpanimba ary tsy natao hanimbana/hamonoana ny zavatra ilaintsika. Mifandanja ireo.
Ny olontsika olombelona angamba amin'io dia hoe hatraiza ny fetra hamerana izany fanameloana ho faty izany. Afaka mahalala ve isika tanteraka fa tokony melohana ho faty izy?? Haintsika ve ny mandanjalanja hoe io tokoa no namono tamin'ny fomba mahatsiravina sa hoe niksy fifanandrifina-javatra hafa tamin'ilay zava-nitranga?? eo no olana mipetraka amiko satria tsy te hanameloka ny tsy meloka aho??? eo no tiako handaniana ny volako? eo no tiako hanampiana ny fikarohana. Ahoana no ahalalana ny MARINA????
2- Ny fanalan-jaza amiko dia tena mampalahelo tokoa saingy raha misy zaza tsy tiana dia aleo izy tsy hiaina eto an-tany toa izay hijaly hataon'ny hafa fanararaotana. Lanjalanjao ny tokony hanampianao ny fiainan'olombelona. Inona no azonao hanampiana? aiza no tsy vitanao intsony??? Amiko azo sorohana ny fahatongavana amin'ny fanalan-jaza andavanandro fa kosa raha misy ny tsy fidiny noho ny fanararaotana misy eto ambonin'ny tany be loatra dia tsara ny ametrahana ny lalana hisian'ny fanalan-jaza mba tsy hampisy loatra ireo izay mijaly noho ny tsy fitiavana.
Io fijaliana io no fototry ny olontsika eto an-tany. Afaka miala amin'io isika raha mampiasa ny atindohantsika araka izay vitantsika hitsijovana ny ho avy!
9. fijo
(
04/03/2009 21:13)
za tsy momba ny fanamelohana hofaty,fa manaiky kosa ny fanalana zaza antsitrapo
10. Fanhaiky
(
05/03/2009 06:43)
fijo:
za tsy momba ny fanamelohana hofaty,fa manaiky kosa ny fanalana zaza antsitrapo
Fa iza kay nanome ny aina, dia iza koa no manana fahefana hanala azy, na ny siantifika tsy mino an'Atra sasany aza anie mahatsapa vao raha vao nitambatra ny tsiry lahy sy vavy dia efa olona ka naizy ireo aza manameloka ny famonoana izany koa maika moa raha tena Xtianina marina. :wink:
11. fijo
(
05/03/2009 20:43)
za tsy mpino ka manana ny hevitro.
dinio ity.
rah amisy reny saropiterahan abe ka efa mahalala ny dokotera fa tsimaintsy hofaty ny iray amin'ireo.na ny reniny na ilay zaza.inona no ataony???matetika dia ny zaza no avela hofaty fa ilay reniny no vonjena;eo dia efa misy famonoana aratsafidy.izany hoe misy azo leferina.to aizany koa ny bevohoka tsy nirina.aleo ilay fiainan'ny reniny no jerena ,fa tsy ilay zaza.izay izy ihany no nanao azy