Tianareo ho fantatra le bandy mpandroba ao am 13 mai ???
1. essera
(
03/03/2009 09:00)
Salama daholo,
Tamin'ny asabotsy lasa teo, raha nandeha hiakatra ny tenanay dia nisy andiana bandy jiolahim-boto eo ho eo amin'ny 100 ka hatramin'ny 200 eo niainga avy aty Behoririka (avance center) nakany amin'ny tetezana.
Efa miaro ny avance center sy ny etc moa ny emonat ka tsy nisy fika tamin'ireny. Fa adin'iray talohan'io teo amin'ny petite vitesse dia efa nisy bandy maromaro niresaka hoe tsy misy kandra rahampitso (tena teo akaikiko mihitsy). Hay hoe alahady dia tsy misy tsena horobaina satria tsy misy mpigrevy. Tena mahavariana !!!
Ny andro asabotsy teo ary (28 février) dia zara raha nisy tsena nisokatra teo Behoririka sy ny manodidina ka taxi be 3 no nataon-zalaha lasibatra. Ilay resevera izay moa dia saika ara-bakiteny mihitsy hoe nanaraka hatramin ny kilôtiny.
Vita iny, omaly alatsinainy indray (03 mars) rehefa nirava am-pilaminana ny mpitokona teo amin'ny 13 mai dia ireo bandy ireo indray no nanakorontana teo afovoan'ny 13 mai (ny fiara madinika no nodarodarofany tsy navelany handroso ary misy misintona hivoaka ny mpandeha mihitsy aza. Nimenomenona ireo mpigrevy sasany mbola tara teo hoe tsy mety ny ataon'lé bandy ireto satria tsy nisy toro-marika na resaka an'izany teo koa maninona no migafy sy manao provocation reny bandy ireny. Teo vao nanao intervention ny emmonat satria saika hanapoaka taty amin'ny faritry JJ Rabearivelo sy ny sisa ry zalah. Nirefotra ny grenady sy ny tifi-danitra.
Conclusion : Bandy tena manao an'itony fikambanana tonta kely ireo bandy ireo ary somary resy lahatra aho. Satria ny mpakafy TGV miresaka hoe nokaramain'ny ra8, ny avy any am ra8 miteny hoe TGV no manakarama. ry zalah manao izay hahitana tsena horobaina.
Maninona raha manambatra ny hery aloha ny andaniny sy ny ankilany manamarina sy misambotra ireo bandy ireo fa ny adin'ny mpivady efa alohalika nefa ny mpanisy sira koa voky tanteraka.
MINOA AHY IANAREO FA TENA BANDY MIJAPY IREO ARY TENA EFA MIVONONA MIHITSY HOE HANGALATRA FOTSINY (fa tsy mpanohana an ra8 na i tgv).

répondu par Noue le 03/03/2009 11:33
2. xxx
(
03/03/2009 09:07)
Tokony ho sahy mitifitra ny Emmonat ho an`ireo zay tratra ambodiomby !!! Raha nandinika isika dia baikon-dratsiraka tao amin`ilay Interview nampikatona ny Radio Viva io fanaovana desobeissance civile io , izay miseho amin`ny endrika fandrobana ka ataoko angamba fa mazava ny momba an`iny hoe iza no ao ambadika !
4. essera
(
03/03/2009 09:22)
xxx:

Mety manaiky ny tenin'i xxx fa le lien nataonao aloha dia tsy accessible eto amin'ny poste-ko ka tokony homenao soupape ihany amin'ilay adiresy.
Fa ny anankiray tsy dia maharesy lahatra ahy raha ny hitako tamin'ny sabotsy sy omaly dia ry zalah mihitsy ange no mi s'organiser. Satria mody mba nodiako tena nividy zavatra mihitsy eo akaiky mihaino an'ilay resaka fa tena ry zalah mihitsy no manakarama ny tenany raha ny resaka ataony. (zé tsena voaroba izany no tena kandra).
Mba mandalova ihany ange eny Analakely dia mba mody mihainohaino ohatran'ny mpitolona ohatra fa tonga enao dia kôpy hoe ireto ilay bandy mijapy tgv sy manao provision tao amin'ny magro.
saika adinoko tamin'ny asabotsy 28 iny, dia tena tsy hitan dry lerony izay korontana miainga teo am 13 mai dia nisy bandy iray izay naka vato karangana nitoraka ny fefin'ny hotel de ville io. dia nisamaritaka indray ny kilan'ny 13 mai. Samy nihorakoraka hoe iza ilay nitoraka teo. "Koboko mihitsy lery" fa za tsy sahy niteny fa RAMBO b ny paozin'ny lery nefa za na art martial iray aza tsy haiko.
:lol: :lol: :lol:
5. andrywui
(
03/03/2009 09:26)
he he he ary Essera kay orange an !! akamako zany ! ao ndray ary tsika lahy mba hirozirozy hitsikilo mpandroba eny amin sabotsy e! aiza elah no hitako ??
sady mba mirozy e !!
sady mba mirozy e !!
6. essera
(
03/03/2009 09:32)
Vao omaly a ltia no nataon'ny lacrymogène nahita. Zah aty Ambodifilao nefa ny lacrymogène mipoaka aty amin'ny shoprite fa ankona mihitsy a tratran'ilay fofona tsy nisy setroka.
Sao d apetrakareo eo ko ny bandy fa ataovy sérié

7. andrywui
(
03/03/2009 09:35)
ka tsika lahy anie hitolona mitsy e!! hanao V eny am 13mei mitsy !! mitondrà zavatra orange
8. essera
(
03/03/2009 09:36)
Ka za agé matavitavy zay ka ra raikitra ny azakazaka d za no voalohany amin'ny gisitra. :lol: :lol: :lol:
9. andrywui
(
03/03/2009 09:39)
hitadiavako saretikely reny elah ref tena tonga ny tokoa ee !! za ve hanary anlah eny !! hi hi hi hi na posy !!
10. essera
(
03/03/2009 09:47)
Kôzy, néna no tsy zakako le tafahitsoka miaraka am le bandy mpandroba d manontany tena any am violon oe fa naninona ary za lé
11. Noue
(
03/03/2009 11:33)
resabe zany eee ! aiza ny porofo ??? ercis noir sur blanc ee! fa i essera tsinona momba an'i tgv dia mitantatara an'zany fa misy olona momba an'i ravalomanana koa anie mety hitantara an'io saingy hita zao fa tsy marina dia inona no hitantaraina an'zany eee ???