Novetavetain'ilay rangahy ny kisoa. (Midi M.)
1. ratonga
(
02/03/2009 21:46)
Nasaina nosoloin'ilay rangahy ny kisoa novetavetainy
Tratra am-bodiomby nanao firaisana tamina kisoan'olona, tao Fotsialanana, kaominina Ambatoafo, any amin'ny distrikan'i Sambava, ny rangahy iray tokony ho eo amin'ny roa amby telopolo taona eo ho eo, tamin'ny asabotsy faha-28 febroary lasa teo; izay voalazan'ireo mponina tany an-toerana fa salama saina tsara, kanefa dia nanao zavatra tsy tokony hatao toy izany. Nifatotra tany anaty ala moa ilay biby ka olona sendra nandalo no nahita ilay fihetsika mamohehatra, no sady mamoafady; niantso ny tompony avy hatrany moa ilay nahita, ka na dia somary elaela aza vao tonga ilay tompony sy ny olona niantso azy dia mbola nahatratra an'Ingahirainy, nifanosy tamin'ilay kisoa. Niaiky avy hatrany moa izy rehefa notenenina tamin'izany fihetsiny izany; ary nangataka raharam-pihavanana, tamin'ilay tompon-javatra, mba tsy halana baraka amin'ny fiaraha-monina. Nilaza moa ity farany fa tsy hitazona ilay kisoa intsony, fa mila soloina hafa satria efa novetavetaina. Ary ilay biby nolotoiny dia hoentiny ho azy, ary mila soloina tamin'io fotoana io ihany. Tsy nanam-bola hividianana ilay solony teo no ho eo moa ilay rangahy ka voatery nangataka andro; tsy nanaiky ilay tompony raha tsy natao teo anivon'ny mpitondra tao amin'ny Fokontany ny fifanarahana tamin'ny fetr'andro hanoloana ilay zavatr'olona. Roa herinandro no fe-potoana nomena azy. Noho ny fiakaran'ilay raharaha teo anivon'ny fokontany dia niely tao an-tanàna ny fisian'izany. Maro tamin'ireo fianakavian'ilay rangahy no tezitra taminy.

répondu par zita le 12/03/2009 12:56
2. Koditra
(
02/03/2009 23:08)
=)) =)) =)) =))
Fangà misy kisoa tsara tarehy sy tsara bika sy mafatfat klé. :-D :-D
Sa lery mitsy no tena efa donto?

4. xxx
(
03/03/2009 08:31)
an an an ka ! le kisoa mihitsy hono no nikotikoty anlery de tsy naharitra fakam-panahy aho ozy nedala
7. simplex
(
03/03/2009 10:32)
tsy manakivy an'ilay kisoa ah
fa poinsa ho amboarin'lery isan'andro isan'andro ao :roll: :lol::lol:
8. RATOVOARY
(
03/03/2009 13:36)
Mety hanao ahoana zao ny zanak'izy roa raha sanatria ka bikina tampoka ao le kisoa klé :-D :-D :-D
9. ratonga
(
03/03/2009 13:52)
simplex:
tsy manakivy an'ilay kisoa ah
fa poinsa ho amboarin'lery isan'andro isan'andro ao :roll: :lol::lol:
aza manody marina ny kisoa vavy klé =)) =)) =))
10. ikaretsaka
(
03/03/2009 14:52)
fa mba gaga ihany aho @ ny mety ho endriky ny filahian'ilay bandy an...
ny filahiana kisoa lahy manko somary tsy kely izay sady miolakolaka...

11. xxx
(
03/03/2009 15:25)
ikaretsaka:
fa mba gaga ihany aho @ ny mety ho endriky ny filahian'ilay bandy an...
ny filahiana kisoa lahy manko somary tsy kely izay sady miolakolaka...
Tsy azoko ny olanao ? Lavaka fotsiny anie no ilainy e. Mety ilay kisoa vavy no gaga hoe inona aza izany manitikitika izany :-D :-D
13. sakaizakely
(
03/03/2009 16:42)
de lazavo fa mbola tsisy nanao tam ksou kou reto lhl mpihatsaravelatsihy ireto
mbo atsangano ny fanondron'ze mbola tsy...
malala a malala, de refa miady de mahita oe kala ksou vavy ty !
donky samy efa tao aby tenisany :-D :-D :-D :-D :-D

16. ni81
(
03/03/2009 17:23)
malala a malala, de refa miady de mahita oe kala ksou vavy ty !:-D :-D :-D mampme mihitsy sakaiza
donky samy efa tao aby tenisany
20. Mirananirina
(
04/03/2009 14:20)
Mampalahelo izany ilay kisoa fa voa-olana.
:x :x :x
Tsy mety bikina izy e,raha bikina tokotrany hono.
Dia ny lohany lohakisoa,ary ny vatany vatan'olona e.
:x :x :x
Mety hanao ahoana zao ny zanak'izy roa raha sanatria ka bikina tampoka ao le kisoa klé