Annie2006 a! tena faizo maf miitsy reo Ravaloiste reo lety a
1. andrywui
(
02/03/2009 17:57)
Tena mahatoky anlah ah lety ry Annie2006 fa tena ho petahanlah mafy any mihitsy ireo Ravaloiste ireo anio kah !!! aza hitsitsiana rotsakazo mihitsy Annie2006 a !! fa ny zanaka tiana no hanarina sy faizina mafy !!! ka raha tsy voaanatra ambava de za hitondra barre a mine avy ato aoriana hananatra mafy amin-kery !!!! ao petaho mafy ao mitsy fa ef manomboka mipanika izy mianakavy !! ampahafataro azy ny lala- marina tokony hizorany ,fa tsy misy adala eo ka hanolo-bato mafana !! asio mafy mihitsy Annie2006 !dabofako zay tsy laninao
o^o o^o o^o :p :p :p :p
o^o o^o o^o :p :p :p :p
répondu par molota le 03/03/2009 10:29
2. Noue
(
02/03/2009 18:03)
zao ataon'lahy zao leitsy ry wiwi no atao oe mifidy ny masony nefa matahotra ny lohany eee !! tsy mba Ombilahy be tandroka ka tsy mifidy tany hiadiana fa saro-tahotra dia manosika ny hafa ve eee ,?? =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. molota
(
02/03/2009 18:05)
aza sarimbavy leitsy elah ry wui wui a!! ny zavatra marina no tsy maintsy lazainay eto! na iza faly na iza tsy faly :-D :-D
4. andrywui
(
02/03/2009 18:08)
Hanampy tosika eto mitsy anie aho fa tsy hoe hamporisik fotsin akory e!! ze tsy lanin Annie2006 de tatazako fotsiny reny bebe vava reny no tena tiak ny manafay azy !!
jereo eto
jereo eto
5. molota
(
02/03/2009 18:14)
wui wui Za aloha tsy matahotra olona manao wui wui zany fôna éé :-D :-D
7. andrywui
(
02/03/2009 18:17)
fa innn no tena atahoranlah aza de ampitahoriko anlah de amzay elah miova TGV ?????
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :@ :@ :@ :@ :@
10. ifiona
(
02/03/2009 18:24)
andrywui:
wiwi keliko
ifiona :::: zany an !!! kely fa manafay be ! :} :} :} :} :} :} :} :} :} :}
mbola tsisy fay @ vavanlah alou ato letsy fa ny akamaroan'ny mivoaka ny vavanlah anie ka lainga daholo e, hoe hidémissione ravalo @ talata e, hoe ho azo ireo ministera e dia inona koa no manaraka o
12. andrywui
(
02/03/2009 18:29)
Jejojejo ndray ianao makato ra-hery fa niverina Rangorivao2 a!
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
13. Andribe
(
02/03/2009 19:25)
ary mifankatia be kay i wiwi sy noue an manao vazaha mody miady :-D :-D :-D :-D
14. Noue
(
02/03/2009 19:56)
miainga any indray ny adalan'i Andribe aaa ! tsss !! ialahy ity oa tsss :^) :^) :^) :^)
17. Andribe
(
02/03/2009 21:19)
tsiky de ampy ozizy ra manank hery ato ra wiwi aa =)) =)) =)) =)) =)) =)) sa atao vanivany be :lol:
18. andrywui
(
02/03/2009 22:58)
za ane lety ra- andribe tena tsy mivanivany amlah e!! kozy e! innnn ary ty !!!
ny anilah tena efa miotry ny loha ny reskialah aminzan Noue zany ! ten kozy e! hiantsoako an-dra hery ialah ny farany !!oe manala baraka fotsn lety oa !! kozy e!! mb avelao amzay lets fa ts misangy amlah ane ah oa e
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :@ :@ :@ :@ :@ :@

19. TEGEVE
(
02/03/2009 23:01)
anaka andrywui tsy alika akory i annie2006 ka hamporisihinao hifanasa vangy,manaja tena ianao anaka (l) (l)
20. ndenn
(
03/03/2009 00:47)
andrywui:
za ane lety ra- andribe tena tsy mivanivany amlah e!! kozy e! innnn ary ty !!!
ny anilah tena efa miotry ny loha ny reskialah aminzan Noue zany ! ten kozy e! hiantsoako an-dra hery ialah ny farany !!oe manala baraka fotsn lety oa !! kozy e!! mb avelao amzay lets fa ts misangy amlah ane ah oa e
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :@ :@ :@ :@ :@ :@
Akama vavy anisan' ny tena manja kosa anie i Noue ra andrywui é ,efa ela no nahitako fa tena vehivavy izany raha olona ,tsy manampaharoa eto an-tany ianao ry andriambavilanitra Noue . Gros bisou mipouletaka bé .
(l)