RAVALOMANANA no itenenandratsy ny fiangonana malagasy
1. rabingogilabanga
(
02/03/2009 14:35)
1°)Na ny pour an-dravalo izay mi-critique an'i Odon RAZANAKOLONA
http://www.sobika.com/forum/viewtopic.php?t=18672&sid=faf14beab8c4589843281af69e2ea499
2)Na ny Mpomba NY TGV, izay mi-critique an'i FJKM , dia tsotra no azo lazaina
http://www.madagascar-tribune.com/Accuse-d-avoir-fait-usage-d-un,11185.html
3)Zavatra iray kosa no maha-d'accord ny rehetra rehetra:
Ny fampifangaroana ny politika sy ny fivavahana (tsara ve sa ratsy, asa!?), izay RAVALOMANANA no tena tompon'antoka amin'izany , io no itenenan-dratsy ny fiangonana Malagasy
http://www.sobika.com/forum/viewtopic.php?t=18672&sid=faf14beab8c4589843281af69e2ea499
2)Na ny Mpomba NY TGV, izay mi-critique an'i FJKM , dia tsotra no azo lazaina
http://www.madagascar-tribune.com/Accuse-d-avoir-fait-usage-d-un,11185.html
3)Zavatra iray kosa no maha-d'accord ny rehetra rehetra:
Ny fampifangaroana ny politika sy ny fivavahana (tsara ve sa ratsy, asa!?), izay RAVALOMANANA no tena tompon'antoka amin'izany , io no itenenan-dratsy ny fiangonana Malagasy
répondu par molota le 02/03/2009 18:11
2. a256011
(
02/03/2009 15:14)
Ho ahy manokana ny fampifangarohana ny fivavahana @ politika samy manana ny fijeriny ny tsirairay. Ho antsika MALAGASY angamba de mety tsy mety ilay izy raha toa ka tsy Kristiana isika. Fa na izany na tsy izany ny tantaran'olombelona dia nifandray foana t@ baiboly (amin'ny finoana Kristiana na finoana hafa koa) ny firenena USA aza moa ny baiboly no hanaovany ny faneken'ny FILOHA. Ka raha ny FINOANY no noeritreretany hanavotana ny FIRENENY inona moa ny maha ratsy izany. Fa raha sanatria kosa nataony fitaovana hanambakana ny vahoaka dia azy manokana izay. Fa na izany na tsy izany ho an'ny mpino Kristiana (araka ny hevitro), ny mpitondra anao dia voatendrin'Andriamanitra, ka na inona toetrany na inona dia nampetrany teo iny mba itaizana anao. Rehefa tsy tian-tsika izy de hoesorina @ alalan'ny fifidianana @ 2012.
Fa aleo aloha hiafy @ zao fa sitram-pon-tsika no nifidy azy teo. MINOA FOTSINY IHANY FA : REHEFA TSY ANKASITRAHAN'ANDRIAMANITRA IZY DE HO FATY ALOHAN'NY FOTOANA NA HO RESY @ 2012.
Raha hitanao fa TSY TSARA IZY de izao no tsarovy : "Aza mialona ny ratsy fanahy".
MAZOTOA DAHOLO!
Fa aleo aloha hiafy @ zao fa sitram-pon-tsika no nifidy azy teo. MINOA FOTSINY IHANY FA : REHEFA TSY ANKASITRAHAN'ANDRIAMANITRA IZY DE HO FATY ALOHAN'NY FOTOANA NA HO RESY @ 2012.
Raha hitanao fa TSY TSARA IZY de izao no tsarovy : "Aza mialona ny ratsy fanahy".
MAZOTOA DAHOLO!
3. a256011
(
02/03/2009 15:25)
DE NDAO HIASA FA AZA LANY ANDRO MIANDRY MANA AVY ANY AN-DANITRA. TSY MOSESY (MOISE) TSY AKORY IZY.
4. rabingogilabanga
(
02/03/2009 16:03)
Fa na izany na tsy izany ho an'ny mpino Kristiana (araka ny hevitro), ny mpitondra anao dia voatendrin'Andriamanitra, ka na inona toetrany na inona dia nampetrany teo iny mba itaizana anao.
vous rendez vous compte ce que vous êtes en train de dire: ka na inona toetrany na inona dia nampetrany teo iny mba itaizana anao.
ny zavatra toy itony no tena manahirana ny olona @ finoana indraindray, satria dia dika vilana tsotra izao ny baiboly.
dia ahoana ny hevitrao @ ireto ary :
Saddam hussein au pouvoir en irak , vice-president (1968-1979)puis president (1979- 2003), anarivony maro (milliers de morts), de ho sanatria ve dia ho marina ny lazainao ny momba azy.
Joseph Staline au pouvoir (1922-1953), maty nohon'ny fahanterany à 75 ans, dictateur avec des millions (antapitrisany) des morts au goulag, de hisy hino ve sanatria filazanao hoe izay no izy.
de
hitory teny ianao @ mpino, dia ahoana ny ho filazanao an'ireo @ mpino, sy ireo olona novonoin'izy ireo?
Fa na izany na tsy izany ny tantaran'olombelona dia nifandray foana t@ baiboly (amin'ny finoana Kristiana na finoana hafa koa) ny firenena USA aza moa ny baiboly no hanaovany ny faneken'ny FILOHA.
Na ny angleterre aza ny mpanjaka dia filohan'ny mpino anglican, etc...
Mais comparaison n'est pas raison:
ny an-dry zareo tsy rapasy mihintsy no mitondra fanjakana , na koa ny president OBAMA no handeha hanao filohan'ny eglizy evangelika, na mormon.
Taliban ny Mollah Omar (afghanistan) ihany no nisy toa an'izao Madagasikara izao teto an-tany
5. xxx
(
02/03/2009 16:10)
ny info navoakanao amin'ny ilay lien faharoa dia tsy fiable satria mazava be ny teniny ao fa hoe : "D'après la radio VIVA" izay fanta-poko fanta-pirenena fa lainga foana no asesiny ao , ny mikasika an'i odon indray dia tsy mety tanteraka ny hataony satria izy hanelanelana indray ve no mametraka condition!!??? olona adala!?? Raha ny hevitro farany dia ity : tsy tokony ampidirina amin'ny resaka fivavahana ny politika satria na maro aza ny gasy kristianina dia mba ahoana kosa ireo tsy kristianina (oh: silamo, mpanaraka fomban-drazana, ...) ary tsy vitsy izy ireo izay tsy ao anatin'ny FFKM .
Ary mba aoka amin'izay ty resaka demokrsasia masosopaty ity fa fandrosoana indray asiana resaka e!!! Sa hay moa nen'i tgv demokrasia iany fa tsy rarahany na mihemotra aza!!
Ary mba aoka amin'izay ty resaka demokrsasia masosopaty ity fa fandrosoana indray asiana resaka e!!! Sa hay moa nen'i tgv demokrasia iany fa tsy rarahany na mihemotra aza!!
6. molota
(
02/03/2009 16:15)
tgvENDRANA ary mbola eo @ny 13 mai fôna koh! simba angamba ny moteur sa no sombaina :-D
7. xxx
(
02/03/2009 16:20)
raha mbol be vava eo elah ry molota de hanaovak copie coller bedabe eo ndray
8. xxx
(
02/03/2009 16:24)
ny info navoakanao amin'ny ilay lien faharoa dia tsy fiable satria mazava be ny teniny ao fa hoe : "D'après la radio VIVA" izay fanta-poko fanta-pirenena fa lainga foana no asesiny ao , ny mikasika an'i odon indray dia tsy mety tanteraka ny hataony satria izy hanelanelana indray ve no mametraka condition!!???
rabingo kosa aloha eto tsy niteny hoe marina ny resaka momba ny FJKM na ny resaka momba an'i ODON e! nilaza fotsiny izy fa hoe itenenan-dratsy ny fiangonana ny fampifangaroana ny fivavahan diso tafahoatra ataon'ny filohantsika,
9. Annie2006
(
02/03/2009 17:19)
Ny marina dia ity: Odon tsy manaiky vidim-bola ary tsy manaiky hanao politika ratsy andravalomanana. Ny FJKM kosa dia efa tratrin'ny "dette morale" ndravalomanana satria efa voavidy vola hatramin'ny sainan'ningahy Lala Rasendrahasina.
Tsy mitovy io. ANDRY TGV dia mitady ny fanavotam-pirenena. Ravalomanana kosa mitady hivarotra tanindrazana ka mividy fanahin'ireo pasitera ireo.
Tsy mitovy io. ANDRY TGV dia mitady ny fanavotam-pirenena. Ravalomanana kosa mitady hivarotra tanindrazana ka mividy fanahin'ireo pasitera ireo.
10. molota
(
02/03/2009 17:32)
Io teny teny fôna nareo!! ry Andrywui sy Annie 2006 Mba ajanony Fa MAHAMENATRA !!! tsy hoé akory TGVendrana daoly ny eto!! fotom-pisainana MpAMPIADY!! ambany loatra ny fisainana :-D
11. Annie2006
(
02/03/2009 17:42)
Tsy misy TGVendrana marina aloha eto e. Ny vahoaka malagasy liam-pivoarana tarihan'ny ANDRY TGV ary miady à jadondravalomanana no feno ary mameno io Madagasikara io amin'izao.
12. molota
(
02/03/2009 18:11)
tsy misy ny Jadona fa ny AFERA MAIZINA taloha no alahelonareo ihihihihi, tsy misy miverina eo!!!! ary refa tsy TGVendrana dia aza mi V Vé fa mampihomé :-D :-D
