ilay sarin-dRavalo
1. rohy
(
02/03/2009 12:20)
ahoana marina moa ity fisandohana anarana sy fampiasana ny sarin-dravalo ato ity e? Sao de mba tokony hisy fepetra ihany fa filoham-pirenena anie izy eee?
répondu par yuka le 02/03/2009 15:19
2. Annie2006
(
02/03/2009 12:29)
Porofo mitohoka @ tenda izany fa tsy misy olona (raha mbola malagasy ihany) te hanaja an'ity Ravalomanana nahasahy nitifitra sy namono malagasy ity ary mbola hitetika hamono sy hitifitra malagasy hatrany.
Raha tsy manaja tena marina aloha dia tena tsy hajain'ny olona e.

5. andrywui
(
02/03/2009 12:38)
iny ary efa nopalandrahery tato ko !! fa rahery tsy teto tam w.e de zay fotsn no nampidehak azy teto !! zao sady maty iny no maty ny ps taloha !!! ha ha ha ha
6. Oay
(
02/03/2009 12:40)
He Tandremo an! hotezitra aminareo Andriamanitra sy ny Fingonan'i Jesosy Kristy eto Madagasikara ary i Masina enao radada ozy satria tsy hajainareo ny masindahy Marc.Pilato efa nanasa tanana fa tandremo an!
8. Annie2006
(
02/03/2009 12:49)
Jerevo tsara ny nanaovan'ny vahoaka ny sarin-dravalomanana (ery aoriana ery @ rindrina). Misy dikany io: http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/andryrajoelina/ministere_012.php
Tena tadiavin'ny vahoaka malagasy ahatona ka ny lohany no ambany ity Ravalomanana ity. Izaho aloha dia tena malahelo sahady amin'ireto olona mbola misary adala miaraka amin-dravalomanana e.

9. yuka
(
02/03/2009 12:59)
tsy maninona fa filohanay iny mitifitra pangalatra sy pamaky trano iny e! :-P
TGV=voalavo pandrava efa
fozaorana sady mirongatra no mamotika!
ny havanay tsy nofitirin-dr8 satria nijanona tany antranony daholo :^)
rah tany ambaravarany ireny ol reny no voatifitra dia marina ny anareo fa pamono olona i r8.
ary maninona no tsy asina resaka mintsy ny maty teny @ magro sy ny may nandroba :roll:
sa ny maty voatifitra ihany no marary sy azo anenjehana an-dr8 :roll: 8O
samy namono mitovy fa tsy sahala!

10. Annie2006
(
02/03/2009 13:07)
Nasiana resaka be mihitsy ireny maty maro be teny @ magro sy tiko ireny fa ny fahazaranareo no jambajamba izay ary tia miaraka amin'ny mpamono olona: Tsy nanome baiko hanakanana ny mpandroba ingahy Ravalo fa kosa hanakana ireo vahoaka noana hivaoka avy tao @ magazay may. Naleon-dravalomanana izany maty may tao ireo olona ireo toy izay nosakanany handeha ao.
Manaraha vaovao hoa fa raha "topmada" no mba atao referansa dia hijanona jambajamba eo ihany na ny maso, indrindra fa ny saina. Malalaka anefa ny safidy. Ka raha ny mpamono olona no tompoinareo dia zo-nareo izany.

11. yuka
(
02/03/2009 13:36)
zany an!
ze maty amizao fotoana miotakotaka izao zany de novonon-dr8 daholo :roll:
refa tsy te hofaty dia aza manabanaka sy mangaron-dapa e!
ary aza atao mitarazoka loatra le tolona fa mijaly ny vahoaka maroanisa te hianatra sy te hiasa !
Tgv tsy pamono olona sady mamim-bahoaka nahoana no mbola tsy to-teny foana atramizao,ny vahoaka kely nananana aza votsotra tsikelikely indray mahagaga zany an! :roll: :roll: sady mapme :-D :-D :-D tena manapatsinay mintsy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

12. Annie2006
(
02/03/2009 13:42)
Rariny raha tsy te ahita ny tolona mitarazoka ianao satria samy mahatsapa fa mafy loatra ny afitsok'ity jadon-dravalomanana ity sy ny fandrobany ny harem-pirenena ary koa hivarotany ny tanindrazana.
Rariny raha maika ianao. Maika daholo ireto vahoaka malagasy mitolona ireto.
Fa tsy kely lalàna ny mpanao ratsy, ka ity Ravalomanana ity dia misy tetika maty paika ny hanatsaharana ny teti-dratsiny. Fa izy ilay haveriko eto foana: Tsy Ravalo irery no hofongorina fa ireto MAFIA ireto koa no tena mila esorina ao Madagasikara. Ao anatin'izany rehetra izany ny resaka atao miaraka @ ONU, ary izany koa no hilàna ny fihetseham-bahoaka eran'izao tontolo izao. Vao nanomboka androany ny greve generale.

13. Oay
(
02/03/2009 13:54)
yuka:
zany an!
ze maty amizao fotoana miotakotaka izao zany de novonon-dr8 daholo :roll:
refa tsy te hofaty dia aza manabanaka sy mangaron-dapa e!
ary aza atao mitarazoka loatra le tolona fa mijaly ny vahoaka maroanisa te hianatra sy te hiasa !
Tgv tsy pamono olona sady mamim-bahoaka nahoana no mbola tsy to-teny foana atramizao,ny vahoaka kely nananana aza votsotra tsikelikely indray mahagaga zany an! :roll: :roll: sady mapme :-D :-D :-D tena manapatsinay mintsy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
yuka sao d tokony efa teny mandarin ary no ampiasaina fa tsy azonareo ny teny Malagasy.
Ka efa hita izao fa ry TGV efa tsy mahavita ninn satria:
_ un milliard nareo kely maso no manaraka an'i Ra8.
14. ARINOFY
(
02/03/2009 13:57)
vao nanomboka androany ny greve g/le ry Annie de mifarana androany koa satria tsisy kil.Ny olona no noterena t@ alalan'ny barrage nefa nandeha niasa daholo.Tsy aleo ve mitady fika hafa fa toa nanalabaraka an'ilay TGC ny fanomezana baiko tsy nisy mpanaraka(ville morte,geve g/le...).Ireo chomeur efa abonné eo @ 13Mai ihany no nanaraka ilay greve g/le. :( :( :( :( :(
15. rohy
(
02/03/2009 14:02)
na inona na inona alou ny resaka eto dia mbola filoham-pirenena izy hatramin'izao. Ary tsy mbola tafapetraka ny tetezamita (izay re etsy sy reoa)
samy nandatsabato avokoa t@ fifidianana farany teo ary mino aho fa betsaka tato no mbola nangataka azy hijanona eo.Ka inn no mampimenomenona @ zao?

16. xxx
(
02/03/2009 14:05)
TGV , angady mondro tsy mahatapak`ahitra azo hatao sotrobe ! Tssss zao ve less no mba grevy jeneraly ! Ajanony am`zay less fa sady mampihomehy no mahamenatra a !!! Tsssss !
17. xxx
(
02/03/2009 14:08)
Ilay dabam-pako tsy manan-tsiny no tena mijaly ! Akisaka etsy , akisaka eroa fa eeeee ! 2500 manifestants ihany no 2500 !! hihihi I Kotozafy iany no Alexis !
18. yuka
(
02/03/2009 14:09)
aiza ilay vahoaka e!
tsy vahoaka reny ry ngahy a! ny vahoaka hiandry fifidianana fa tsy hitaninandro sy manabe fofona etsy @ 13 Mai toy ireo foza orana ireo!
tarito ho eo @ 13Mai aloha ny maro anisa dia manaiky ny TIM :P
olona kely tsisy atao reo ve dia dradradraina hoe vahoaka :roll:
ireo goaika antitra panao politika ireo kou anie.milendalenda ny harem-pirenena dia mikoropaka fa sao lanin-dr8 rery dia tsy misy hinanany e!
sa tsy izany?
ilay Rajoel moa dia hita mintsy hoe mirangorango be :-D :-D :-D
tsy hitsinjo vahoaka izany reo,hameno paosy sy hidefian-dr8 fotsiny no tanjony reo.
tolona mirangorango be sady miaro fialonana!

19. Oay
(
02/03/2009 14:20)
yuka:
aiza ilay vahoaka e!
manabe fofona etsy @ 13 Mai toy ireo foza orana ireo!
yuka a refa nareo kely maso ve no mameno ny 13 mai sy mitaninandro eo d tsisy fofona intsony eo hihihi... mba midina moa eny é! zany an!